Misy zavatra 1 tsy azoko, fa maninona ianao no mikiry @ hoe fivavaham-panandevozana ny fivavahana kristiana (na dia tsy marina aza izay) kanefa tsy mba mandrara an'izay ny fivavahan-drazana fa voa mainka manome vahana azy ?
Tadidio fa kristiana no tena nikiribiby nitolona hanafoana ny fanondranana andevo t@ taona faha-XVIII sy faha-XIX, tahakan'i John Newton na William Wilberforce

Esclaves, servez vos maitres.....(Colossien3),...ny testamenta taluha dia fenu resaka fanandevuzana, na mumba ireu zanank'israely natau andevu tany Ejipta (hunu), na ireu Israelita taluha izay nanana serviteurs ,na andevu...eu rahateu ny vukatra fanjanahan-tsaina ateraky ny fivavaham-mbazaha. Ka raha miteny fanjanahan-tsaina dia milaza kua izany fa misy fanandevuzan-tsaina au.
Ny fivavahan'ny Ntaulu kusa dia tsy mifantuka amin'ny fandrarana na fampirisihana tuy ny fivavaham-bazaha, ka nuhu izany tsy nisy resaka fanandevuzana mihitsy mahakasika ny finuany. Ny tsirairay nu tumpun'andraikitra amin'ny atauny mumba izany fa tsy misy idiran'ny finuana amin'i Zanahary sy ny Razana ny fanandevuzana.
Misautra tumpuku.