anamamy ve ireto?

1. orampanala ( 22/09/2013 11:16)
Manahoana daholo,
Nahita a'ity ravina ity aho izany dia hitako ohatry ny anamamy mihitsy ilay izy fa somary misy rirany fotsiny, dia efa naheno koa aho taloha hoe misy anamamy maniry hono eny amoron-dalana eny.Ka saika mba hanontany aho ho an'izay mahalala hoe ity tokoa ve izany anamamy izany sa tsy ity.Sao mantsy mihinankinam-poana sy sanatria maninomaninona eo vao ho loza.Misaotra anareo

novalian'i bazylou ny 09/02/2015 16:44
2. malala29 ( 22/09/2013 16:31)
Anamamy io. Mazotoa homana e !
orampanala:

Manahoana daholo,
Nahita a'ity ravina ity aho izany dia hitako ohatry ny anamamy mihitsy ilay izy fa somary misy rirany fotsiny, dia efa naheno koa aho taloha hoe misy anamamy maniry hono eny amoron-dalana eny.Ka saika mba hanontany aho ho an'izay mahalala hoe ity tokoa ve izany anamamy izany sa tsy ity.Sao mantsy mihinankinam-poana sy sanatria maninomaninona eo vao ho loza.Misaotra anareo

3. m.i.s.a ( 22/09/2013 19:27)

malala29:

tena anamamy ireo fa tsy misy hatahorana.

eny @ mpivarotra graines koa dia ireo no hamidiny fa tsy atao hoe anamamy fa baies ! ilay voniny voloparasy ny baies atao confiture ko.
4. Rabefou ( 22/09/2013 19:42)
Anamamy dia (sauvage) azo hanina fa atao ro mazava
5. orampanala ( 23/09/2013 07:39)

Misaotra betsaka anareo, ela izany tsy nihinana anamany ka sendra ny "maniry ohatry ny anana tokoa" aho izany t@ity indray mitoraka ity.Dia fonotra anie izy ato e!

6. m.i.s.a ( 23/09/2013 14:19)

Rabefou:

Anamamy dia (sauvage) azo hanina fa atao ro mazava

tsy atao ro mazava fotsiny ka ! atao tahaka ny fahandro anamamy rehetra ihany !

anamamy sy henakisoa matsiro ery !

indrindra moa rehefa lasa voloparasy ireo baies ireo , eo ny anana no tena matsiro atao miaraka @ henakisoa.

mazotoa homana e !
7. jobiely ( 25/09/2013 06:51)
anamamy mints io ka. Anamamy sy hen' omby atao rony ko tsara fa toa oe ts mety amin' ol ambony tension hono e.
8. ora ( 03/06/2014 12:07)
MILAY VE LAY ANAMAMY RY ORAMPANALA an, ireo ve tsy tery amin ilay totohabaton'Antaninarenina, hihihihihi, tandremo sao tezitra ka dia hivadika ny anaran-janakao eo ny anaranao an
9. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 07:02)
teo ampitan HCC le eo amle mandomando io be vatovato io re ireo no nalainy sary a !
10. bazylou ( 09/02/2015 16:44)
tsy anamamy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1383