Karazan'ny voafitaka indray Ravalomanana

1. rabaradaka ( 19/09/2013 12:07)
Raha ny fanolorana an'ny JLR dia karazan'ny nofitahan-dry Mamy Rakotoarivelo indray i dada(nareo). Efa nilaza ange Ravalo hoe hanao boycotte ny fifidianana, efa nilaza Ravalo hoe aleo miala amin'izao rafitra misy izao, saingy ny mifanohitra indray no misy satria mamy ny seza ary tsy tehiala mihitsy ny mouvance Ravalo mahazo seza amin'izao fitondrana izao Karazan'ny voafitaka indray Ravalo satria hanolotra olona izany dia sarotra be sady ity natolotra koa toa sady tsy mahay miteny no toa varimbariana fotsiny. Mbola i La Frantsa ihany no ao ambadik'izao satria ity Mamy Rakotoarivelo ity dia "pion" ampiasain'ny frantsay hampandamoka ny tetiky Ravalo.
Aza mba tratrany ihany rey olona รด !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4573