Efa hiverina ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna voalohany : nivadika tamin'ny teny fikasany ve Izy ?

21. Miharena ( 16/09/2013 08:39)
Moustaraf:

ka tsy vaovao amiko raha ireny fahalala ireny sy ny fanahy miaraka aminy, ary tsy manao tsinontsinona an'ireny velively akory fa tena misy ary réel (izay ihany no azoko lazaina)


Misaotra anao milaza ny hevitrao fa raha hiverina amin'ny lohahevity ny namana Nehemiah isika, tsy ao anatin'ny programa ny mpandala ny maha-Jiosy ve ity fiverenan'i Yeshua ity?

Ahoana ny fiheveranareo azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069