REHEFA MIVADIKA IZY PRESIDENT DE HIVADIHATSIKA HATRAMN FARANY KOA A
1. andrywui
(
14/08/2013 23:08)
SI NON ? MBOLA APELATANANTSIKA NY POUVOIR maninnna rah samborina de atao amn fanaovana azy e ,, vavy kely io ve no hanakorotana firenena vahoaka 20.000.000. eto
Nenah refa olona mivadika tam teniny de mba hivadihanay total koa !!!
efa teny nifanaovana arataratasy sy fifanekena administration izao fa tsy mahazo manao politika ny reninareo raha miditra eto M/car !! ka maninn no nivadika ???
- io fivadihan'i neny io daholo anie no fototra nitarika ny fivadihan'ny rehetra e ,, normal koa raha nanatitra ttsy filatsahana haingana efa tara ny filoha noho io favadihana lehibe nataon'i neny io !! asa na fantatrareo zany na mikipy otran soavaly fotsiny ny loha sy ny sainareo ,fa tsy tsangan'olona no tohanana fa hevitra sy programa ry zareo aa , olona mivadika be io ve de mbola tohanana ihany ???

novalian'i Dreamlover14 ny 19/08/2013 15:01
3. Dreamlover14
(
16/08/2013 06:51)
L'exemple vient d'en haut hoy ny frantsay (izay manohana an'i TGV sy andadizan'i andrywui) koa raha mipetraka @ fitoerana avo i TGV (satria président n'ny transition) tsy tokony haka tahaka izay ataon'i Lalao izay aty ambany mirefarefa @ tany aty. Ka raha mihinana TAY i lalao dia hihinana koa ve i TGV ? raha mivadika @ fifanarahana i lalao dia hivadika @ fifanarahana koa ve i TGV ? Izany hoe izy (TGV) ihany ange no nivadi-dela teto hatr@ izay eh.
Efa fantatra fa cinéma ireny fangalarana ny émetteur VIVA nalain'i TV+ sary mivantana ireny t@ androny 2009. Dia mody lazaina fa miaramilandravalo no naka ireo fitaovana teo ambodivona, sy nandrava ny émetteur teny ambohimitsimbina. Raha t@ 2008 dia tena ny fanjakana no nanakatona ny VIVA fa nony niverina ny émission t@ 2009 dia nisy fikatonany indray, dia efa cinéma sisa satria vao tonga ny 17 mars 2009 dia fantatra hoe aiza ireo miaramila t@ izany andro izany.
I Andry TGV (izay efa président de la transition izany hoe efa @ toerana avo indrindra eto madagasikara) nanao sonia fifanarahana tany Maputo, Adis abeba etc... no anisany voalohany tsy nanaraka voalohany sy tsy manaiky ny andininy sasany @ tondrozotra, sa matahotra ny herin'ny olona mpanohana andravalomanana izay mody amjatony vitsy ao @ MAGRO fa antapitrisany eran'i Madagasiakra ? dia sasatry ny manome NOTAM isak'izay misy fikasana handehanan'ny malagasy sasany hody antanindrazana ?
Iza no tena matahotra eto eh ? Iza ????? Ireo miseho ho manampahefana sa ireo tsy manana ?

4. andrywui
(
18/08/2013 23:13)
tsy tokony haka tahaka izay ataon'i Lalao izay aty ambany mirefarefa @ tany aty. Ka raha mihinana TAY i lalao dia hihinana koa ve i TGV ? raha mivadika @ fifanarahana i lalao dia hivadika @ fifanarahana koa ve i TGV ? Izany hoe izy (TGV) ihany ange no nivadi-dela teto hatr@ izay eh
hoouunttsskk , ko raha tsy adala ny olona ka tsy aharaka ny fika maloto (VALIFATY POLITIKA ho ataon'i dada eo ee ,, tsisy adala eo ry zalah sady aza mody adala aa , tsisy azonao amin'ny jeux maloto eo fa tsotra be !!! vao milatsaka eo i neny (izay i dada ihany ) satria ho nofo iray ihany izy roroa hoy ny teny de milatsaka koa nenay ,, fa raha tsy milatsaka neny de tsy milatsaka ko ,,, zay hatramn farany nenay ee !! donc efa voadaka i neny de miala ko tgv de reveo milamm ao ny fifidianana zany ee le resaka solotena ndray no ampiadiana eo !! nga ko misy mataoatra fdifidianana eo ee , mbola olon'ny TGV no betsaka hatrany ambanivolo lavitra andriana lavitra anaty akata any fa ny fahafantaran'ny olona an'i dada de ilay "mpampijaly tantsaha " hahahaha

5. Dreamlover14
(
19/08/2013 12:08)
tsy mahita horesahana angaha Andrywui ka atao kopi kolé ny post anankiray ?
6. andrywui
(
19/08/2013 13:43)
Dreamlover14:
tsy mahita horesahana angaha Andrywui ka atao kopi kolé ny post anankiray ?
mdrrrr .... Valio fotsiny le dinika dreamlover faza ogana le boay kely à huhuhuh
7. Dreamlover14
(
19/08/2013 15:01)
efa kobon'ny kil le passe fa mamorona sujet intéressant hovakianay eh. Efa novaliako tary ity ka tsy hamalya zy eto intsony aho