Hajo ihany

1. rirami ( 08/08/2013 12:31)
I Hajo ihany .
Izy no hitondra fiovana.
novalian'i xhavier ny 14/08/2013 14:23
2. sitlo ( 08/08/2013 12:41)
qui dit Hajo, dit TGV
3. pulm ( 08/08/2013 12:48)
RAJOELINA = HAJO = RATSIRAHONANA = FRANTSAY = mitovy ireo ary tena sahala!!
4. rirami ( 08/08/2013 13:36)
Non !! aza afangaro ... I hajo hafa, i andry hafa
Eny i rajoelina = frantsay
5. Ricar5do ( 08/08/2013 13:39)
izay hono zany ry reto a ....
6. hery ( 08/08/2013 23:04)
Hajo = Tetezamita ihany

Raha tena nanana ny naha izy azy i Hajo dia mba nanadio tena nametra-pialana taloha. Fa sady mamy ny atsy no fy ny aroa.

Sady tena tsy mety amiko koa ilay nitorian'i leiry an'ilay bandy mpanoratra blaogy iny e. Bandy mitatitra ny voalazan'i Alain Ramaroson ve dia izy indray no toriana fa tsy Alain Ramaroson raha mafy. Fa afaka moa izy amin'izao... soa ihany mbola nisy fitsarana vahiny fa raha tany Dago koa no notsaraina dia mety tonga dia Tsiafahy.
7. bazylou ( 09/08/2013 05:05)

resy i hajo.
Tsy mila an 'i Hajo fa mangahazo

ho ela velona i tgv

hajo beuuurrk
8. Picolo ( 09/08/2013 05:37)
kozy an ... ny tgv anareo ao efa TVM + viva mbola ts tafa iany, nefa any ka mitsangana kolo ... ts mazaka concurrence akory ... vesa
9. pisoonja ( 09/08/2013 10:37)
d'efa tena tsy misy olon-kendry intsony madagasikara raha otran'i Hajo no hitondra firenena, mbola tsy eo @ fitondrana akory azy izy zao efa tsy manara-dalàna @ fananganana Tele tsy nahazo alalàna akory maika fa tonga eo angamba izay vao tany tsisy lalàna
10. xhavier ( 10/08/2013 16:04)
de miala ankatso de ambodiempona tsy hita sahaady angaha io université atao terrain de golf io ny eny a,akadimbahoaka nomena an'i abooul rasoul io (filatex)

rirami:

I Hajo ihany .
Izy no hitondra fiovana.
11. soloras ( 14/08/2013 14:14)

pisoonja:

d'efa tena tsy misy olon-kendry intsony madagasikara raha otran'i Hajo no hitondra firenena, mbola tsy eo @ fitondrana akory azy izy zao efa tsy manara-dalàna @ fananganana Tele tsy nahazo alalàna akory maika fa tonga eo angamba izay vao tany tsisy lalàna
Dinio ihany ny zavatra tenenina e, ity misy momba an Kolo tompoko ka inoko fa afaka manampy anao io http://www.100pour100-mada.com/culturel/907-les-responsables-pronent-la-regularite.html
12. xhavier ( 14/08/2013 14:23)
zay foana no mahavoa antsika jamba sazdy marenina no tsy mahita de any ankady vao mijanona

xhavier:

de miala ankatso de ambodiempona tsy hita sahaady angaha io université atao terrain de golf io ny eny a,akadimbahoaka nomena an'i abooul rasoul io (filatex)

rirami:

I Hajo ihany .
Izy no hitondra fiovana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0867