Fitadiavana asa

1. niaina07 ( 08/08/2013 11:15)
Za rzareo mieritreritra oe tokony hatsaraina ny fomba fitadiavana asa eto dago.le makany am-pita reny zao betsaka ny tsy voaara-maso hany ka betsaka ny tsy malala ny tokony ataony rehefa tonga any fa andevozin vazah.tokony mba eritretin fanjakana malagasy ny momba ny tanora tsy an asa maro be reo.
novalian'i totsy ny 22/08/2013 02:48
2. totsy ( 22/08/2013 02:48)
Salama e!
Iza moa no mpitondra teto M/kara tsy nanana programa tsara saingy nankaiza no niafarany ?
Marina ny lazainao >>niaina07 fa tena ao anaty faha-poretana sy fahantrana koa ny Malagasy dia voatery mitady lalan-kaleha. Fa mba torohevitra ho an'izay maniry hivoaka an'i M/kara dia mba toerana fantatra fa misy Ambassadeur n'i M/kara aleha sitrany ahay misy hitarainana raha sanatria misy ny olana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.376