mila vonjy maika be
1. hadji
(
17/07/2013 15:55)
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:22
2. endriny
(
17/07/2013 17:12)
Hadji,
Mirary soa ho an'ny tsy salama aloha.
Miankina amin'ilay stade misy ilay cancer ilay izy. Saingy arakaraky ny toe-batana ihany koa.
Ny manantona ny toerana notondroin'ilay nanao fitiliana anao no metimety kokoa.
Mirary fahasitranana feno.

3. randria67
(
17/07/2013 17:52)
hadji:
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay
Malaza be le Argent colloidale esty ambodivona, ranom bolafotsy ary cacer no tena tsaboin' ny ao ka mba mandehana sao mahasoa, tena professeur agréger no ao
Dia mirary soa
4. hadji
(
18/07/2013 13:08)
bjr randria misaotra betsaka fa io mihitsy zao no traitement arahiny ao any tana mantsy lay marary (mamako) tena sahirantsaina ange lehiretsy e
randria67:
hadji:
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay
Malaza be le Argent colloidale esty ambodivona, ranom bolafotsy ary cacer no tena tsaboin' ny ao ka mba mandehana sao mahasoa, tena professeur agréger no ao
Dia mirary soa
5. endriny
(
22/07/2013 03:44)
hadji:
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay
Mba andramo aza ny mandalo ao amin' i Dr Leontine ao amin'ny Oncologie, HJRA e, ireo mantsy no mpiandraikitra ny cancer eto Mada. Dia mirary soa
6. hadji
(
22/07/2013 06:42)
endriny:merci beaucoup

7. endriny
(
24/07/2013 15:54)

Manareta soa ny marary eh
8. hadji
(
18/08/2013 14:47)
Eny, namana misaotra antsika izay namala ahy rehetra na teo amin'ny toro-hevtra izany na ny firariantsoa.- Andriamanitrin'ny fiadanana anie hamaly fitia antsika rehetra
Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tenan'ny maty no hilazako aminareo namana fa nody mandry tamin'ny zoma 9 aout 2013 lasa teo ilay olona nilako vonjy taminareo izay reniko ary nalevina ny 11 aout 2013 lasa tao Ambohitseheno Antananarivo rehefa nivahiny 62 taona teto an-tany

10. hadji
(
19/08/2013 15:48)
endriny:
Mamangy amin'ny fahoriana, dia aza misosoka alahelo intsony
misaotra betsaka, tsy misy nampionona aza miezaka ny hampionon-tena maika fa misy anao mitondra teny fampiononana hampitraka - Andriamanitrin'ny fiadanana anie hamaly fitia anao
11. endriny
(
20/08/2013 06:06)
hadji:
endriny:
Mamangy amin'ny fahoriana, dia aza misosoka alahelo intsony
misaotra betsaka, tsy misy nampionona aza miezaka ny hampionon-tena maika fa misy anao mitondra teny fampiononana hampitraka - Andriamanitrin'ny fiadanana anie hamaly fitia anao
Dia mba ho lasan'izay ny ratsy rehetra fa ny soa sy ny tsara ange no hanao tsy omby mialoha hiditra ny tokotranonareo zaza navelany. Dia aza misosoka alahelo intsony Tompoko!
12. randria67
(
26/08/2013 17:35)
Miala tsiny fa izao vao hitako ny vaovao ratsy,, dia mirary fiononana feo ho anao sy ny fianankaviana manontolo, izay no anjara, ny fihevitr'andriamanitra tsy fhevintsika
13. booboo
(
26/08/2013 21:21)
ouh làà :-(. Mamangy @ fahoriana Hadji a, mirary fiononana feno sy tanteraka, aza misosok'alahelo intsony.
14. hadji
(
27/08/2013 08:51)
tsisy tsiny namana fa misaotra anareo namana rehetra tamin'ny hevitra sy ny fampaherezana
15. hadji
(
27/08/2013 08:52)
tsisy tsiny namana fa misaotra anareo namana rehetra tamin'ny hevitra sy ny fampaherezana
16. tiris8786
(
13/04/2015 17:22)
mety ho sitrana raha hita mialoha ka esorina. raha vao fantatra hoe cancer dia aleo esorina raha tsy sur ny fitsaboana any Dago. dia aza mihinana siramamy fa io hono mamelona cancer koa (ilay cellules cancereuses zany)