Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ank...
1. Alfantomas
( 19/06/2013 08:31)
Tsy mahagaga raha mahita tanora manaonao foana ankehitriny fa ny gazety sy ny fahitalavitra izay natao hanabeazana indray no mampiana-dratsy.
Hamaly
novalian'i
pisoonja
ny
19/06/2013 13:02
2. Nehemiah
( 19/06/2013 08:34)
Ka aiza ve koa hirahira mihetsiketsi-body sy feuilletons tsy misy ilà na azy ary vaudevilles cinématographiques tahakan'ireny Malok'Ila ireny no alefan'ny TV
Hamaly
3. pisoonja
( 19/06/2013 13:02)
Tsy tsara ny mampadihy vody satria mampitombony filan'ny nofo izany rht izany fa ilay Malok'Ila kosa misy votoatiny tsara tiany hampitaina ihany ao anatiny ao ka !
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.208