Fanontaniana adaladala
1. endriny
(
14/06/2013 17:02)
Homosexuel koa ve ny any an-danitra e?
Ray, zanaka ary fanahy masina (toa tsy misy vehivavy mihintsy).
Ny Ray sy ny Zanaka iny efa bandy daholo, ary Fanahy Masina koa Bandy satria izy no nahabevohaka an'i Maria.

novalian'i mizara ny 19/06/2013 11:57
2. Tefigasy
(
17/06/2013 04:37)
endriny:
Homosexuel koa ve ny any an-danitra e?
Ray, zanaka ary fanahy masina (toa tsy misy vehivavy mihintsy).
Ny Ray sy ny Zanaka iny efa bandy daholo, ary Fanahy Masina koa Bandy satria izy no nahabevohaka an'i Maria.
Mba conseil fotsiny ity nefa azo tsy rahirahiana : raha izaho ise tsy miditra amin'ny pataloha tsy antonona !
3. pisoonja
(
17/06/2013 07:34)
ny firaisana ara-nofo dia filan'ny vatana fa tsy fanahy , noho izany ny zavatra rehetra any an-danitra dia tsy misy ifandraisan'ny fiainana ara-batana mihitsy , tsy misy maha lahy sy maha vavy any ary tsy misy filan'ny nofo toy ny eto an-tany
Andrimanitra dia fanahy fa tsy vatana , ary Ray Zanaka Fanahy Masina dia olona Tokana nefa Telo

4. voromailala
(
17/06/2013 09:47)
Izao indray ny ahy no fijeriko, fijeriko manokana malalaka.
Isika dia fanahy fa tsy io vatantsika io, rehefa haintsika ny manavaka ny fanahitsika sy ny vatansika, ny saina ao anatiny dia hazava amintsika ny fanjakan'Andriamanitra.
Isika dia nateraka avy amin'ny lahy sy ny vavy, noho izany misy ilany lahy sy ilany vavy
ao anatitsika ao, fa rehefa mitambatra ireo, tsy manavaka intsony isika hoe lahy sy vavy
dia mivoaka ny fanahintsika ary miray amin'Andriamanitra isika.

5. endriny
(
17/06/2013 14:24)
Andriamanitra aloha dia tsy misy filahiana ary tsy misy fivaviana, fa ry zareo ry tao amin'ny tanin'ny arabo no mba namoroporina fotsiny an'io mba anomezana lanja ny lehilahy.
Dia io no nampiasain'ny fiangonana (Katolika indrindra indrindra) hatramin'izay ka hatramin'izao ka matonga azy ireo tsy hanana pretra vehivavy na mpitarika sorona masina vehivavy... indrindra moa fa ny pape, izay solotenan'Atra (hono)...

6. mizara
(
19/06/2013 11:57)
endriny:
Homosexuel koa ve ny any an-danitra e?
Ray, zanaka ary fanahy masina (toa tsy misy vehivavy mihintsy).
Ny Ray sy ny Zanaka iny efa bandy daholo, ary Fanahy Masina koa Bandy satria izy no nahabevohaka an'i Maria.
Ny nofo ihany no manana sexe sy genre (masculin & feminin) fa ny fanahy tsy mba manana izany. Isika aza mbola ety antany raha tena miaina ny fiainana ara-panahy dia foana hatreo izany resaka genre izany "tsy misy intsony na lahy na vavy na andevo na tsy andevo ...."