crème

1. velah ( 13/06/2013 15:12)
Miarahabe ny namana rehatra ô.
Ho avy ny fetin'ny ray de mba mila vony kely e
Mila toro hevitra: atao ahoana kay ny mamboatra crème gâteau na crème fraiche etsetra etsetra e.
Misaotra mialoha ry namana a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7856