tsy misy vehivavy sambatra

21. Nehemiah ( 31/05/2013 13:03)
Satria na dia ny ratsy fanahy aza omeny ny masoandro sy ny ranonorana.
22. pisoonja ( 31/05/2013 13:24)
eny e tsy mba miangatra izy ary tena ny ratsy fanahy mihitsy no omeny fitahiana hahatsiaro fa misy IZY
23. hadji ( 03/08/2013 04:52)
"Ny mahira-tsaina mahatsinjo ny loza ka miery; fa ny kely saina kosa mandroso ka voa" ohabolana 22/3
24. Isabella ( 15/10/2013 09:00)
lol b mitsy lé ato fa d misy miakatra afo tampoka be daholo a, mdrrr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0977