"efa anao"

1. rafangotsohana ( 21/05/2013 06:25)
Miarahaba antsika rehetra ato รด! Sao de mba misy mahay hatr@ ny farany ny tonon'io hiran'Ambondrona io ato, aza fady? De mba alefaso ato ary misaotra mialoha, Tompoko.
novalian'i sitlo ny 30/05/2013 17:35
2. 5laody ( 21/05/2013 16:43)
sali sali,io hono.

MANONTANY TENA AHO HAKA AZY ETO
mANGINA IRERY MIANDRY ANTSO LASA SENTO
TOA TSY ANDRY NY AHITANA ANAO ETO
EFA ANAO NY AMIKO ENY ANAO IRERY

RAHA NIDIFY AHO TSY LASA LAVITRA AKORY
NANARAKA AHY HATRANY AN-TSAINA NY ENDRIKAO
TSAPAKO ATO AM-POKO IZAO FA...
TSY HO ELA DIA HO LAZAIKO ANAO EO IHANY
NY ANTONY HANATERAKO ANAO ISAN\'ANDRO IZAO
IZAHO ANIE KA MODY TSY MITENY F\'EFA ANAO

NITENY TAMINY AHO F 'EFA MIANDRY ETO
May ny ahita azy mantsy sao tara eo
ny sarinao mitsiky ahy no tazako eto
efa anao ny amiko eny anao irery

3. rafangotsohana ( 22/05/2013 09:01)
Merci Ra 5laody a! Bonne e!!
4. sitlo ( 30/05/2013 17:35)
am-bavy be koa zany hira izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2802