manana idole ary tia azy

21. anjali ( 28/05/2013 06:57)
Vale>> Raha ny fahitako anao dia hangarombava fa tsy mitady izay hahafaka anao. Ny olona manambady izany dia ny tokantrano no ifantohana fa tsy zavatra hafa. mbola te hifikitra @ idolenao ianao. Tsy ny toro-hevitra omena no manandanja aminao fa ny hanadio ny tenanao sy hanamarina ny ataonao.
Raha tena tianao marina ny vadinao dia tsy ho tia olon-kafa intsony ianao.
Ianao izany mifankahita @ idolenao foana dia teneno izy hoe tia azy ianao ary izy idolenao. Dia ho hitanao ny griffe-ny. Mety ho voavaha ny olananao @ zay.
22. vale ( 28/05/2013 14:14)
ANJALI: ka raha TSY OLONA TSY MISY ATAO AHO KOUH angarom-bavanao @ ahoana ARYYY!!!!!! O.O
23. vale ( 28/05/2013 14:19)
Ka io fo no mibaiko an'io TSY VOA CONTROLER io fa za angah hanao ratsy ny vadiko, mbà mamaky aloha vao mipetsopetsona ny vava fa mandreraka , MATOA ZA MITADY VONJY ETO DIA MANANA PBM fa raha efa fantatro ny solution tsy hitady vonjy za ka ialàko amzay oe za manambady zay nefa tia oul hafa no ilaiko vonjy, TSY tia ny vadiko za amin'IZANY?! mba lanjalanjao ihany ny vava avoka aman'oul fa tsy MORAL no ilaiko eto fa solution, moral za efa maheno foana isan'alahady any ampengonana.
24. vale ( 28/05/2013 14:26)
nanontany tsara mintsy zah hoe SODE misy olona manana cas ohatra ahy, mba afaka hi-comprendre, za tsy manamarina ny tenako fa mi-repprocher ny tenako aza za matoa tsy milamina ny saiko ka mahatonga ana hiteny eto hoe raha nisy oul manana cas ohatr'ahy ka afaka dia ahoana no nataony? oui, tiko ho fantatra koa hoe NORMAL ve zany sa tsia?! ka nenao fitsaràna ana no ataonao , fa tsy izay fanontaniko sy ny olana mianjady amiko no valinao fa manesoneso fotsiny.
25. mirananirina ( 29/05/2013 11:09)
Tsy maninona mht izany, amiko aloha an tsy mampiova zvt ny hitiavako olona malaza 1!
26. sakaizakely ( 31/05/2013 15:51)
mmmmmhhhh mahaliana
mba azon'i Vale tantaraina v ny fomba niarahanareo mivady, inona no nanintona andry taminy ka nahatonga anareo hiaraka. Ndry mantsy milaza qqch comme tsy misy points communs na zavatra komsa, otran hafahafa b
27. mirananirina ( 31/05/2013 16:24)

vale:

Ka io fo no mibaiko an'io TSY VOA CONTROLER io fa za angah hanao ratsy ny vadiko, mbà mamaky aloha vao mipetsopetsona ny vava fa mandreraka , MATOA ZA MITADY VONJY ETO DIA MANANA PBM fa raha efa fantatro ny solution tsy hitady vonjy za ka ialàko amzay oe za manambady zay nefa tia oul hafa no ilaiko vonjy, TSY tia ny vadiko za amin'IZANY?! mba lanjalanjao ihany ny vava avoka aman'oul fa tsy MORAL no ilaiko eto fa solution, moral za efa maheno foana isan'alahady any ampengonana.

Ay ay...:D
28. vale ( 05/06/2013 12:07)
Mirana: hahahahahaha ;-D

Sakaizakely> re-tongasoa alou njy eee :-P za célibataire tamzany dia izy koa dia mpinamana dia avy eo lasa niaraka fa samy nila namana dia nifankatia hatramin'izao, fa izy fumeur beeee tsisy ohatrzany mints, moi non, tena tsy mazàka le setroka tontolo andro sy vao maraina mandrak'alina hatory, izy zokiko mismisy kely, ny gout musical ny hafabe ao @ le tsy tiko doly, ny ahy hafa, ny azy ny fanalan'andro hafabe amin'ny ahy, ny namany efa zokinjokiny daholo ny ankamaroany, ny zavatra mahaliana azy @ télé fotsiny dia hafabe, documentaire, film, journal, dia ireny reportage ireny, ny ahy télé réalité,fandaharana musique, sns, nefa tsy tiny maizina za mijery an'ireny, fa tsy manakana anà tsy hanaraka vaovao sy reportage mintsy nefa fa mba samy manana ny fialam-boliny fotsiny, en fait j'ai besoin d'une certaine liberté koa ngamba e, et de compréhension dia lasa mi se refugier amreny idole ireny, je me console ngamba, je sais pas trop.
29. mirananirina ( 05/06/2013 13:33)
Matetika ange ry Vale ny mpifankatia tsy mitovy feeling foana eh! Dia tokony samy ihezaka ny 1 mitia ny tian'ny 1 dia mety foana io.
Rhf ohatra an'io dia mandehana mijery télé any chambre hafa na @ ordi koa mahazo télé @ izay samy mijery izay tiany.
Fa ilay mifoka sigara aloha dia forcéo izy mivoaka any ivelany mifoaka sigara raha tsy izay ampandoavy amende :p
30. vale ( 07/06/2013 11:04)
hihihihi, Mirana, ampandovina amande kah ;) marina aloha fa matetika samy manana ny feeling-ny fa ny azy anie za tsy avelany hanao izay zavatra mahafinaritra ahy dia lasa mitady zavatra mamalifaly saina ny farany angamba, zaho miezaka manaiky ny azy dia tokony mba tsy hifandrara :))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.299