Mpanao politika : izay marina lazaina é
1. 100tinl
(
08/05/2013 08:49)
Ny tena marina dia fanaovana tsinontsinona ny vahoaka malagasy izao zavatra mitranga izao , amiko dia fiarovan-tombontsoa no mahamaika ireo olona milaza fa tia tanindrazana ireo, izao foana no fiainan'ny mpitondra fanjakana eto : ny efa "eo" mifikitra mafy tsy te-hiala , ny "tsy mbola nitondra" te-ho eo mba hambotry vahoaka , ny" efa teo taloha" te-hiverina eo indray hangoronkarena na hanonitra ny nangalarina fa lany tany am-pifindrana monina....izay no izy fa ankoatr'izay dia resaka blabla sy wawawawawa fotsiny , heverina fa bado foana angamba ny vahoaka....
novalian'i 5laody ny 10/05/2013 09:49
2. pisoonja
(
08/05/2013 10:13)
isika malagasy mihitsy no tokony ho tonga saina @ resaka politika lava ty , tsy misy na dia iray aza tia tanindrazana ,
teo Ratsiraka , firy taona teo @ fitondrana t@ fahatanorana tsy nahavita n'inona (2) koa inona no hoentiny ho anao @ izao androm-pahanterany izao
Ravalomanana efa 02 mandat no eto , ny orinasa no nampitomboana fa ila 4L isa-tokantrano nankaiza? , maty nijaly ny vahoaka
Rajoelina , efa ho mandat iray no nipetrahany ny vidim-bary sy menaka nodradradraina , tsy manana asa ny gasy , mahantra , tsisy azo ambara , resa-be no betsaka
fanadalana saim-bahoaka fotsiny , ny volamena , bois de rose, vatosoa , miondrana ihany , ny mpanankarena miha manana fa ny mahatra mitazam-potsiny satria bado
ny fahitako azy aleo tsy misy mifidy dia ouen eo reo mitady hihinana satri ambola

3. hery
(
08/05/2013 10:41)
Ka efa tsinotsinona e... tsy ilaina atao tsinontsinona.
Firenena taiza no nisy tetezamita 4 taona dia tsy misy mahasahy mihetsika
Firenena taiza no nisy tetezamita 4 taona dia tsy misy mahasahy mihetsika
4. rakhaba
(
08/05/2013 11:05)
Fa izao koa : aza dia manantena olona loatra, fa aleo manao ezaka personnel satria na iza na iza atao eo mbola olombelona ihany ireo ka tsy maintsy ny mahametimety azy ihany no ho jereny
5. hadji
(
08/05/2013 12:15)
HERY a ka ny gasy anie champion du monde @ zavatra ratsy e
1/ halavana bulletin unique
2/ tsy fananana foto drafitrasa ho an'i vahoaka mivantana ohatra tsy misy pompier akory nefa zone urbaine
3/fangalarana depart @ propagandy
4/ tetezamita mitovy @ mandat iray
sns ..........
MAHAMENATRA E

6. pisoonja
(
08/05/2013 12:56)
ny olana ange hery dia izao , tsy ny malagasy no tsinotsinona , tena inona mihitsy isika , jereo anie ny fananan-tsika e , volamena sns...., fa ataon'ny olona otran'ny ataony @ firenena Anfrikanina sasany , fa raha azon'ireo tsy misy saina ireo amidy angamba i Madagascar dia efa namidiny ambongadiny mihitsy mba hahazoana fiadanana ho an'ny tenany , ny gasy foana no rerak ny hifidy eo , fa ho avy indray zay ho lany eo dia ny eo ihany no eo. Vao maika ary angamba tena hikorontana mihitsy ty firenena ty .
Mivavaha ho an'ny firenena malagasy , "Atao ahoana ny hijery ny loza hanjo ny fireneko"
Mivavaha ho an'ny firenena malagasy , "Atao ahoana ny hijery ny loza hanjo ny fireneko"
7. andrywui
(
09/05/2013 16:59)
tetezamita tokony ho voarafitra vetivety fa ty dongidongy n'i dada tsisy farany avy ao sud aff ty foana no mampiitatra be anle izy ry hery a !! mitomany atsy am sadec ka , mikonetaka atsy amn UA ka ,, minainaina ary amn UI ka aiza no tsy hirirotra be mzay ary le resaka
8. moi
(
10/05/2013 08:11)
Ny finoako dia mandalo famaizan'Andriamanitra isika izao, tsy mahavariana ve fa zay atao hanatsarana na hiavotana na hampihavana mandamoaka avokoa, ao aza ny zava-misy "mampihomehy", efa tsy nôrma intsony ny zava-misy e, manjaka ny ratsy ka aleo mivavaka, mitady ny hevitr'Andriamanitra fa tsy handeha amin'ny fihevitry ny saina fotsiny !
9. andrywui
(
10/05/2013 08:31)
Moi --))) iza ary zany no.tinao tenennn oe hofidiani oul eto e ????;
10. moi
(
10/05/2013 08:42)
mbola miandry za ka ! ny fisainako zao manao hoe sady tsy RAJOEL no tsy RAVAL, nefa asa !
11. andrywui
(
10/05/2013 08:46)
Ka ny eto anie efa misy kandida ity serasera ty fanga tsy fantatrao , n'a miwawawa rajoel , ravalo aza defa manana ani Patrick ramiaramanana ity site ty ,,anotanio i hery,, sao manko i moi de hi propose oul eto ka isavoritahanny vahoaka eto fa efa , vitatsika io,, no tohanana eto ....98%
12. moi
(
10/05/2013 09:42)
Na misy firehana aza ity sera eto ity, fanehoan-kevitra ny ahy ary izay iray resy lahatra, na izaho na ianareo, na mpamaky hafa, na tsisy ! cas possible daholo zany.
13. 5laody
(
10/05/2013 09:49)
-Aleo indray hihinana ny sasany e!
-Marina izany Razoky
-iee koa jereo anie izay nandalo teo tsy lasa nanan-karem-be daholo
-manan-karena ange hono ity firenentsika ity ee
-bla bla bla .......
-bla bla bla......
-dia inona no mba hoanintsika roalahy?