Avy amin'ny fahasoavana ny tena fahamasinana !
21. Miharena
(
16/04/2013 14:46)
Ihomehezan'ny namana Bor2lais izy ity nefa dia izay mihitsy no tonga ao an-tsaina voalohany rehefa mamaky ny fomba firesaka momba ny fandondonana.
Fa ny fanontaniana eto dia hoe rehefa amin'ny taona fahafiry moa no atao hoe efa manan-drindrina sy mandrindrim-baravarana ny fon'ny olona?

22. bor2lais
(
16/04/2013 15:27)
Miharena:
Ihomehezan'ny namana Bor2lais izy ity nefa dia izay mihitsy no tonga ao an-tsaina voalohany rehefa mamaky ny fomba firesaka momba ny fandondonana.
Fa ny fanontaniana eto dia hoe rehefa amin'ny taona fahafiry moa no atao hoe efa manan-drindrina sy mandrindrim-baravarana ny fon'ny olona?
Ny tiana avoitra dia any ivelany Izy no ampidirina ao anaty fa tsy ôtômatika efa ao hatrany am-bohoka (araka ny fihevitrao) akory ! :-)
23. Miharena
(
17/04/2013 03:06)
Izany hoe endrika manana rindrina sy varavarana hatrany amboalohany (ôtômatika) ny olombelona ary raha tsy mamoha ny varavarana raha misy mandondona dia tsy manana ny Fanahy Masina?
Efa nandinika tsara ny olombelona anefa ve isika? izany hoe nandini-tena lalina ka nahatsapa fa izay tokoa no izy?

25. Miharena
(
17/04/2013 06:31)
Mety hoe remise en question mihitsy ilay resahana fa tsy eo amin'ny hoe izay voasoratra ao anaty Baiboly fa eo amin'ny interprétation ny Baiboly sy eo amin'ny fahatsapan'ny olona azy.
Ohatra : raha milaza ny olona iray hoe ; jamba aho ary mahiratra ankehitriny, natory aho ary mifoha ankehitriny.
Ireo endrika ireo ve azontsika antoka fa tsy noho ny fifohazan'ny Fanahy ao anatin"ny olona fa firotsahan'Ilay Fanahy Masina avy any ivelany nankao aminy? Ary raha ny famaritana ny asan'ny Fanahy Masina, hoy ny resaka ao amin'ny Asan'ny Apostoly : feno ny Fanahy Masina izy ireo ary niteny tamin'ny fiteny izay mbola tsy hainy izay nigagàn'ny olona samihafa firenena nihaino.
Ka hoy aho hoe sao dia hafa kokoa no tokony hitaizana ny olona ankehitriny satria manana izay anjara lehibe ao aminy izy izay tokony hampahafantarina azy mba hiroborobo satria voantsinampin'ny Fanahy Masina ny tsirairay ary manana talenta tsy hita pesimpesenina noho izany rehefa matoky fa IRAY no nipoirana, dia Andriamanitra Tsitoha izay naseho tamin'ny alalan'i Kristy ny fahefaNY, ka izay zanany rehetra dia mandova izany fahasoavana IRAY izany avokoa.

26. Nehemiah
(
17/04/2013 06:46)
Miharena:
Mety hoe remise en question mihitsy ilay resahana fa tsy eo amin'ny hoe izay voasoratra ao anaty Baiboly fa eo amin'ny interprétation ny Baiboly sy eo amin'ny fahatsapan'ny olona azy.
Ie, izay no tiako tenenina, manao interprétation miainga avy @ fiheveranao New Age ianao fa tsy ny Baiboly no avelano hiteny am-pahatsorana, kanefa tsy milaza mihitsy ny Baiboly fa manana ny Fanahy Masina hatr@ nahaterahana isika. Rehefa mifoha ny olona iray dia ny fanahiny no nifoha fa tsy ny Fanahy tsy akory.
27. Miharena
(
17/04/2013 07:15)
Izay indrindra, tsy misy hoe New Age aloha no resaka eto fa ny fahitana mihitsy ary ny fahatsapana no resahana. Ny mifoha dia mandrava rindrina satria mampiray IZAY HATRIZAY HATRIZAY amin'izay voariNY izay IZY TENANY IHANY no niandohany. Fusion no ilazàna azy. Io no miteraka ny UNITE izay i Jehovah no niresaka azy voalohany indrindra tamin'ny nilazaNY hoe : ary ny fahotanareo no rindrina mampisaraka AMIKO aminareo sy ny hoe hosoratako ao am-pony ny lalàko. Ary notohizan'i Jesoa tamin'ny hoe : RAHA MISY mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarany (manala ilay rindrim-pahotana) dia honina ao aminy AHO ary hiara-hisakafo aminy.
Asa roa io, ny iray olona mamefy tena ary ny iray Izay manerana satria tsy manam-pahataperana. Ilay Tsy miova dia TSIMIOVA ary mitaona ilay mitady hampiditra ny tenany ho isan'ny mandalo ho tsimiova toa AZY. Ny fandosirana ny Tavan'Andriamanitra no tiana resahana amin'ilay toetra mihazakazaka any amin'ny fahalovana sy fahafatesana. Toetra izay mila soloina raha tiana ho tanteraka ny Tso-drano tamin'ny andron'ny Apostoly izay ara-bakiteny fa tsy sarisary hoe hampamirapiratra ny Tavany amintiska anie Andriamanitra sy ny hoe hanandratra ny Tavany amintsika anie Andriamanitra.
Toetra izany ilay izy fa tsy hoe tsy manana Fanahy Masina ny tsirairay. Raha tsy izay no izy dia toy ny rano sy menaka ny olona sy ny Fanahy Masina. Dia inona no nolazain'i Paoly momba izany? Ny Fanahy no nampianariny hoe mifanohitra amin'ny nofo - Ny iray tsy mety levona, ny faharoa mety levona. Ary mandainga izay milaza ny mifanohitra amin'izay. Miainga amin'ny fahatsapan-tena fa Voarin'Andriamanitra vokatry ny FanahiNY no fifohazana. Izay no itoriana AZY Mpahary ary hampianarana ny olona izay fahatsapan'i Kristy sy ny Apostoly.

28. Nehemiah
(
17/04/2013 08:06)
Tsy ny teny "fusion" no ampiasain'ny Baiboly fa "communion", izany hoe miray ny olona sy ny Fanahy Masina, fa voatazona ihany ny individualité-n'ny tsirairay.
Ary ny rindrina resahan'Isaia dia tsy ny rindrin'ny trano fa ny "mur de Berlin" raha azonao ny tiako lazaina :). Ny rindrin'ny individualité tsy maintsy eo foana, fa afaka miditra sy monina ary manjaka malalaka Andriamanitra.

29. Miharena
(
17/04/2013 08:20)
Azoko tsara izay tianao hahatongavana ka!
Fa ny individualité resahanao dia ilay olona afaka mitana sy mamela heloka (rafitra biriky atsangany ihany). no fahitako azy. Ary raha amiharina amin'y fiangonana ankehitriny dia ireo dogme sy fitsipika isanisany avy. Ny fanontaniana mipetraka fotsiny eo dia hoe : Mazava sa maizina ny ao anatin'ilay rindrina tsirairay avy ary raha mazava, avy amin'ny inona no nampirehetany ny jirony?
Ary ny hoe fusion sy communion. Midika fiaraha-monina ilay faharoa, fa ilay voalohany dia fiombonana tenteraka. Ka iza amin'ireo no izy?

30. Nehemiah
(
17/04/2013 08:27)
I Jeso masoandrontsika no manazava ny ao anatiny ^_^.
Ny dikan'ny fusion dia manjary ho iray ny roa ary tsy hita intsony ny identité-n'ny 2 rehefa nanjary 1, ary ny communion dia ambaran'ny teny gasy "fiombonana". Rehefa mandray an'i Kristy dia marina fa mifafa ny ego taloha, fa kosa tsy voafafa ny personnalité-n'ny olona fa navaozina ho araky ny sitrapon'Andriamanitra.

31. Miharena
(
17/04/2013 08:50)
Dia tsy mirona mankany amin'ny communisme ve izany fa tsy liberalisma? Raha tsy voaraka ilay Sitrapon'Andriamanitra dia tsy tanteraka ilay communisme.
Ny fusion indray dia hoe IRAY feo, iray eritreritra,
ka iza amin'ireo no manome bebe kokoa ny atao hoe sitrapon'Andriamanitra?

32. Nehemiah
(
17/04/2013 12:25)
Communion ho'aho fa tsy communisme !
Ankoatran'izay dia efa voavaly teo ny fanontanianao. Tsy fusion ny fifandraisantsika @ Ray fa fiombonana

33. Miharena
(
18/04/2013 01:06)
Tsy voavaly ilay fanontaniana.
Inona no dikan'y hoe "Iray ao amin'ny Ray amin'ny zava-drehetra"

34. Nehemiah
(
18/04/2013 06:11)
Angamba ataonao hoe masiaka aminao aho fa maninona moa raha mba ianao manokana no mandinika ny Baiboly ? Natao ho an'ny sarambabembahoaka ilay izy ary hentitra ny fomba firesahany. Rehefa mahita andininy 1 tsy azonao dia ampitahao @ tapany hafa @ Baiboly mba ho mora azonao, izay no fandehan'ny fandinihana Baiboly tena izy fa tsy fomba hafa akory.
35. bor2lais
(
18/04/2013 08:00)
Miharena:
Izany hoe endrika manana rindrina sy varavarana hatrany amboalohany (ôtômatika) ny olombelona ary raha tsy mamoha ny varavarana raha misy mandondona dia tsy manana ny Fanahy Masina?
Efa nandinika tsara ny olombelona anefa ve isika? izany hoe nandini-tena lalina ka nahatsapa fa izay tokoa no izy?
Ity resaka ity ve no tianao averina eto indray ? :-)
tsindrio eto
:-)
36. Miharena
(
18/04/2013 08:58)
Bor2lais:
Ity resaka ity ve no tianao averina eto indray ?
Hita ilay rohy ary tsy hoe averina eto ny resaka fa rehefa miteny momba ny fahasoavana sy fahamasinana dia mila fantarina hoe inona no cible amin'izany ap amin'ny olombelona satria fantatra fa Andriamanitra no manana izany voalohany indrindra. Ary mandà ny maha-Mpahary AZY ny fanavahana na amin'ny endriny inona, na amin'ny endriny inona eo amin'ny samy olombelona. Ary koa ny fiombonana dia midika fa iray feo.
37. RBNIR
(
18/04/2013 09:35)
bor2lais:
Miharena:
Izany hoe endrika manana rindrina sy varavarana hatrany amboalohany (ôtômatika) ny olombelona ary raha tsy mamoha ny varavarana raha misy mandondona dia tsy manana ny Fanahy Masina?
Efa nandinika tsara ny olombelona anefa ve isika? izany hoe nandini-tena lalina ka nahatsapa fa izay tokoa no izy?
Faly miarahaba namana,
Ary mba nankaiza tokoa ny naman-tsika rijadolly e???
Samia ho tahin'ny Tompo
Ity resaka ity ve no tianao averina eto indray ? :-)
tsindrio eto
:-)
38. bor2lais
(
19/04/2013 07:53)
RBNIR:
Ary mba nankaiza tokoa ny naman-tsika rijadolly e???
Mety manatanteraka ilay voalazanao angamba ry zareo : "misy fotoana hitenenana, ary misy fotoana hanginana" ! :-)