lasa tiako lay tovolahy miaraka mi-chat amiko :(, mijaly be aho fa mba toroy hevitra, toy izao lay tantara ...
21. ialahy
(
24/04/2013 13:09)
mety mitovy angambany ianareo, lasa tia anao koa izy dia izay no hitany fa mety satria izy efa manana olontiana, dia izay no tsy namaliny anao intsony, tsy te handratra anao izy sady tsy te handiso fanantenana ilay nofidiany, dia ny fahanginana no hitany fa mety indrindra. Aza kivy e! mahereza mitadiava indray namana hi-chat e!
22. sitlo
(
27/04/2013 21:50)
Dia inona avy aloha no hita tamin'ny webcam fa mbola tsy ampy ny tantara anolorana hevitra.
24. jobiely
(
08/05/2013 13:37)
Courage njy ry tongologasy an, amiko lo matoa izy ts namaly anao tsony na par phone na en ligne an dia mety tapa- kevitra ny hanadino andry izy izany. Au moins izy tokony mba mamaly rehefa antsoina fa ts avela mi- sonné libre eo ny phone, nefa andramo insistena iany lo izy fa refa tena ts mamaly mihintsy izy an d vita atreo zany ny anareo. Aza kivy @zany fa zaranao ary mbola tsy nanomboka akory ny fiarahanareo d' efa nifarana fa raha efa nifankatia teo nareo vao nataony ohatra izao njy an, nahararirary kokoa ny fondry. Marina mints nenjy fa c' est pas la fin du monde. Raha iray no tsy tia andry, mitotoa koba hatavy e.
25. moi
(
23/05/2013 12:19)
za zao vao nahita ity lohahevitra ity ka ialana tsiny raha tara.
Ilay premier pas aza mba atao, fa raha tia koa izy, miainga foana io. Tsy resaka mitovy zo no antony fa conseil d'ami fotsiny amin'ity anao ity
Ilay hoe efa manana ol izy, tsy eritreretina satria tsy hoe efa vady ange ny azy e !
Iray volana izay, dia nanahoana ? Hendry kosa aloha ilay bandy raha tonga dia nanapaka ny fifandraisana e, mety ho efa tsikarina ngamba lay fihetsehampo ! tsy hoe averiko ampidirina aminy ianao ! raha tazako eo amin'ny tchaty izao ianao mba nanala kely koa za !
Ilay premier pas aza mba atao, fa raha tia koa izy, miainga foana io. Tsy resaka mitovy zo no antony fa conseil d'ami fotsiny amin'ity anao ity
Ilay hoe efa manana ol izy, tsy eritreretina satria tsy hoe efa vady ange ny azy e !
Iray volana izay, dia nanahoana ? Hendry kosa aloha ilay bandy raha tonga dia nanapaka ny fifandraisana e, mety ho efa tsikarina ngamba lay fihetsehampo ! tsy hoe averiko ampidirina aminy ianao ! raha tazako eo amin'ny tchaty izao ianao mba nanala kely koa za !
26. tanimamiko
(
25/07/2013 14:56)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg(tandremo ary)
tongologasy:
Misy forum gasy iray nandefasako sujt hoe mitady namana aho mba hi-chat-ina fontsiny satria izaho dia tena tia mi chat. Tiko homarihina fa tsy ny hitady sipa am net no tanjoko tam zay, na de ts manana sipa aza aho fa juste manila azy ftsn rehefa leonny asa, mba te hanandrakandrana fontsiny. Tsy vitsy ireo namaly, nefa be de be tam reo no ts serieux mits afa-tsy iray ihany dia iKoto! Miresaka foana zahay sy Koto presque isan'andro, ao am chat de ndraindray sms, de misy koa appel, nirafa tam echange na sary moa le izy taty aorina.Mifananihany sy miresaka be, miara tapatsinay...sns! Be de be moa ny zavatr niseho teny atsefatsefany teny fa rehefa nande ny ftoana dia lasa tia azy aho. Fantatro anefa taty aoriana fa efa manana sipa izy saingy tsy eto an-toerana, rehefa manao vancaces vao mihaona izy sy lay sipa angamba! 7 volana zay no nifandraisanay.
Tsy tsapako hoe tia ahy koa izy, fa zaho tena lasa tia azy, efa nifandefa sary moa zay efa ela be talohan'ny nitsiarian fitiavako azy!
---inn ny tokony hataoko hiteny aminy ve aho sa hiezaka hanadino azy?
---hoteneniko azy ve ny marina, hoteneniko ve fa tia azy aho? Inn n fiheveran’ny bandy ny sipa manao premier pas aminy? Tiko ho marihina fats mbola nanao an zan ah atram zay niainako.
Mijaly be aho fa any aminy foana ny saiko sy ny eritreritro isa-minitra sy isan'ora! Izy rahateo teo koa ts hitako enligne tsony efa une semaine zay! Na ny sms ko aza ts valiny tsony, ny appel ko tsy raisiny.
Misaotra mialoha am valinteny.