Nono en concert

1. sitlo ( 01/04/2013 21:52)
jereo eto


Dia lasa ny saiko hoe dia tsy nahita anarana hafa ve ity mpihira iray ity. Sa dia tena mila ovaina tokoa ny fomba fanoratra malagasy?

Fa mety hilay kosa izany Nono en conert izany an!
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:47
2. hery ( 01/04/2013 22:37)
lolll,

omeo sary, omeo sary loll
3. 5laody ( 05/04/2013 20:47)
ity ary ilay vidaka

iro ny artiste manao premiere partie-n'ny concert-n'ilay Ranamana: http://www.youtube.com/watch?v=CSk-wwtvKks
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3176