Mitady tononkira

1. kourba ( 25/03/2013 13:58)
Mba mitady ny tonon'ity hira ity: Atsipy ny tady ry lahy, an-tandrokin'ny omby izy ireny; atsipy ny teny reroy eh, am-pon'ireo zay mahalala!.............ny manam-bola rahavako o,lasa mividy fiara; ny tsy manam-bola hankaiza a a,mandeha tongotra eny ka tara!!!!
Somary hira efa kalon'ny fahiny angamba izy io!!!misaotra antsika rehetra
novalian'i sitlo ny 26/03/2013 19:03
2. 5laody ( 25/03/2013 22:26)
Salama ô
ity raha mety aminao ny mihaino ao amin'ny tube :"Ny vola" Rabenaivo Charles
3. Kourba ( 26/03/2013 09:34)

5laody:

Salama ô
ity raha mety aminao ny mihaino ao amin'ny tube :"Ny vola" Rabenaivo Charles

Misaotra betsaka anao fa tena mahafinaritra!Ho tahiana anie!!!
4. hery ( 26/03/2013 15:29)
Misaotra e,

Napetrako ato ny tononkira:
http://tononkira.serasera.org/hira/rabenaivo-charles/ny-vola
5. sitlo ( 26/03/2013 19:03)
Tsara ilay hira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.147