Krsitianina mitozo amin'ny fahamarinana tsy misy fetra
21. Miharena
(
30/03/2013 04:46)
Jn 17:3 : Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesoa Krity izay efa nirahinao.
Eo aminn'y fampiasana ny fomba fitenenana no misy fiovàna eo amin'y fitoriana matetika. Milaza ohatra ny namana smileyah hoe mila finoana sy fitiavana Azy. I Jesoa dia milaza mazava hoe mahafantatra AZY . Eo koa ny fomba fitenenana hoe mila manaraka izay Teniny nefa Jesoa milaza hoe izay manatanteraka ny SitrapoNY.
Misy fiavahany ireo teny ireo rehefa zohina tsara ary mety mahavery ny fomba fahazoana izay vontoatiny ny fanovana izay mety asehon'ny mpitory isan-tokony azy.

22. Miharena
(
30/03/2013 04:52)

23. Nehemiah
(
02/04/2013 06:22)
sitlo:
Ny iray angamba ataoko hoe fialana bala ary ny faharoa dia propagandy.
Heverinao ho kisendrasendra fotsiny angaha ny fifanandrifian'ny Fanitsiam-pivavahana sy ny fandromboan'ny siantsa tany Eoropa ? Nahoana hoy ianao no tany Eoropa t@ taon-jato faha-XVII no nitrangan'izay fa tsy t@ Grèce antique na t@ firenena Arabo t@ Moyen-Âge nefa nivoatra be ny siansany raha ampitahaina @ vanim-potoanany ?
Tonga dia valiako ilay izy satria tsy tantinao rehefa asaina mampiasa saina ianao.
Ny finoana kristiana ihany no milaza fa i Andriamanitra dia Andriamanitry ny filaminana fa tsy Andriamanitry ny korontana, ary namorona tontolo mirindra manana fizotra mazava, izay antsointsika hoe lalàna natoraly, ary tsy manovaova an'izay mihitsy Izy.
Fa raha i Zeus sy ny tariny no mitarika dia tsy misy antoka ho an'izany. Ary raha ny finoana Silamo indray dia heverina ho faniratsiràna ny Kôràna ny mandinika ny zava-boary satria heverina ho lavorary sady feno @ lafiny rehetra ny Kôràna. Ny mponin'ny firenena babon'ny Arabo ihany no tena nampandroso ny siansa Arabo.
24. Miharena
(
03/04/2013 02:22)
Nehemiah:
Fa raha i Zeus sy ny tariny no mitarika dia tsy misy antoka ho an'izany. Ary raha ny finoana Silamo indray dia heverina ho faniratsiràna ny Kôràna ny mandinika ny zava-boary satria heverina ho lavorary sady feno @ lafiny rehetra ny Kôràna. Ny mponin'ny firenena babon'ny Arabo ihany no tena nampandroso ny siansa Arabo.
Raha izaho, amin'ny maha-Kristianina ahy indray no maneho hevitra momba ireo fivavahana lazaintsika fa hafa ireo dia sahiko ny milaza fa tsy hafa ireo fa iray tarika ihany.
Raha miteny isika hoe feno ny Baiboly ary milaza ny SIlamo hoe feno ny Korana dia mitovy tsy misy valaka ny roa tonta. Ao anatin'ny Korana dia manamarina fa feno ary natao ho an'ny Kristianina ny Baiboly, ary izy koa dia manamarina fa fahamarinana tsy azo lavina ny Korana.
Dia samy afaka mandalina amin'ny lalany avy nefa koa mila samy mamaky izay voambaran'ny andaniny sy ankilany dia izay vao mamoaka tsoa-kevitra fa tsy terena amin'ny fomba fijery voafetra ny fahamarinana azo avy amin'y hafatra toy ny Baiboly sy ny Korana ary ireo izay rehetra voamarina fa mivoaka ankehitriny avy amin'ireo izay nandà tena ka mampita hafatra ara-panahy.
25. Nehemiah
(
03/04/2013 05:48)
Lojika tsotra :
A?non A
raha azonao ny tiako lazaina (oh. : milaza ny Baiboly fa Andriamanitra i Jesoa, mandà an'izany ny Kôrana)

26. Nehemiah
(
03/04/2013 05:54)
Miharena >> A est différent de non-A, miala tsiny fa tsy tafavoaka ny caractère spécial.
Ankoatran'izay dia ity misy tantara anankiray : samy mahafantra antsika fa fady sy masina ho an'ny karana hindous ny omby. Kanefa nisy karazan'omby iray izay nanjary akaiky ny ho lany taminga satria niova ny tontolo iainany azon'ny nanaovan'ny mponina @ manodidina azy. Iza no nikarakara ny omby mba ho afindra @ toerana hafa mety @ ? Tsy mba ny hindous no nanao izany satria tsy azon'izy ireo terena hanao inona na inona ny omby. ONG kristiana Afrikana Tatsimo no nanao an'izay.

27. Miharena
(
03/04/2013 16:37)
raha resaka hoe Jesoa Andriamanitra sy tsy Andriamanitra dia mitovy ihany ny roa tonta, satria misy ny kristianina sasany mandà an'i Jesoa ho Andriamanitra. fa avahany tsara Jehovah sy Jesoa.
Ny tsy fitoviana miseho dia noho ny tsy fahazoana ny tena vontoatin'ny fanambaràna nomen'i Jehovah = Allah.
Ny vontoatin"ny fanambarana azo avy amin'ny mpampita hafatra avy amin'ny antokony avy dia tsotra: zanak'Andriamanitra ny olombelona tsirairay ary anisan'izany i Jesoa. Ny laharana omen'ny roa tonta AZY dia mitsoy satria lohan'ny olon-tsambatra IZY.

28. Nehemiah
(
04/04/2013 05:14)
Izay no nanaovako hoe tsy finoana kristiana ny finoanao.
Fa na tianao na tsy tianao dia milaza ny Baiboly fa Andriamanitra i Jesoa, na hitady olakolan-teny sy hevi-diso toy inona aza ianao anohanana ny fiheveran-disonao.

29. Miharena
(
05/04/2013 12:18)
Izaho manokana angaha moa nilaza taminao hoe tsy Andriamanitra i Jesoa?
Manazava fomba fijery aho ary ny tena tiana ambara dia hoe tsy misy tokony hanafintohina ny finoan'ny hafa raha tena Kristianina ny olona iray satria efa mahazo sahady ny fanetren-tena sy ny anatra momba izany. HOy i Jesoa izay: MIsaora izay manenjika anareo, raha misy mametaka tehamaina amin'y takolakao ankavanana, atolory koa ny ankavia, tiava ny fahavalonareo, sns ...momba ny fandeferana mba tsy handraiketana fiheveran-diso mampanota ny olona na maharatsy maso ny olona amin'ny rahalahiny sy anabavy mitovy rafitra aminy ihany no namoronan'Andriamanitra azy.