Aza matahotra
21. smileyah
(
22/03/2013 07:26)
Ny tokony ataontsika dia mivavaka ho an'ireo olona tsy mety mino an'i Jesoa ho Tompony mba hahazo ny famindram-pon'Andriamanitra izy ireo,mba hovonjena ny fanahiny. Miankina tanteraka @ fahasoavan'Adriamanitra isika @ izany satria fantany izay mahasoa antsika tsirairay avy.
22. Nehemiah
(
22/03/2013 08:15)
Izay no maha-zava-dehibe ny asa fitoriana ny Evanjely.
23. Miharena
(
22/03/2013 10:53)
Dia aza matahotra ny ho tsara fanahy fa izany ihany no hahalalan'ny rehetra fa mpianatry ny Tompo e!
Fahatsaram-panahy ny mizara, manarina izay lavo, mampahiratra izay mikipy; manome toky izay mivarilavo sns ... (mety tsy voatery hitory ny Evanjely satria mety samy efa manana ny anjara omen'ny Tompo azy avy rehefa mivavaka tsara isika hoe ; tahio izy ireo, araka ny fiasana maro eo am-pelatanan'ny Tompo).
24. karandoha
(
31/03/2013 20:21)
papa fransois frantsay sa fransois iza aloha io ndraso anontaniako an i papanay lol
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2862