NY FIVERENAN'I JESOSY ENY AMIN'NY RAHON'NY LANITRA
22. RBNIR
(
19/03/2013 11:59)
sitlo:
Misy azo raisina.
Mahafinaritra : tohizo,
Tianao Jesosy Tomponao,
Samia ho tahin'ny Tompo e
23. sitlo
(
20/03/2013 12:29)
Ny nolazain'i Miharena no tiako lazaina ka.
Tamin'ny taona 70 dia maro be ny mpitory teny hoe faraandro faraandro vokatry ny guerre froide.
40 taty aoriana ity toa mbola tsy tonga ihany. Ny fitaovampiadinan'ny guerre froide aza toa arafesina fotsiny.
Tsy ny nolazain'ilay mopera veno mitombina kokoa? Hoy izy, tsy ny faraandronao (fahafatesanao) ve no mila jerena kokoa?

24. RBNIR
(
20/03/2013 12:36)

Izany v? Mampalahelo izany, na izany aza dia MARINA io nolazaiko io TENA TIA ANAO I JESOSY KRISTY TOMPONAO,
Samia ho tahin'ny Tompo e,
25. lekialala
(
20/03/2013 13:43)
sitlo:
Ny nolazain'i Miharena no tiako lazaina ka.
Tamin'ny taona 70 dia maro be ny mpitory teny hoe faraandro faraandro vokatry ny guerre froide.
40 taty aoriana ity toa mbola tsy tonga ihany. Ny fitaovampiadinan'ny guerre froide aza toa arafesina fotsiny.
Tsy ny nolazain'ilay mopera veno mitombina kokoa? Hoy izy, tsy ny faraandronao (fahafatesanao) ve no mila jerena kokoa?
Misy fomba fijery maromaro ny tokony hamakiana ny Apokalipsy(a) na Fanambarana.Eschatology no anaran'ilay sampana mandinika ny @ trangan-javatra ho avy ao @ Baiboly. Tsy misy hoe tena marina izy ireo, satria samy manana ny porofo-ny avy izy ireo. Indro ary:
+Fanambarana 3 ka hatr@ 19
- Preterism: Efa niseho talohan'ny taona 70 AD daholo ny zvt voalaza ao @ Apo 3 ka hatr@ 19. Fampintandremana ny @ loza mitatao ho an'ny kristiana t@ taonjato voalohany ny tanjon'i Jaona/Joany t@ nanoratra ny boky. Ny Katolika no tena mitazona an'io fomba fijery io, misy reformed vitsivitsy maromaro koa mitazona azy io.
- Historisicism: Miseho miaraka @ fizotran'ny tantara ny zvt voasoratra ao @ io toko 1 ka hatr@ 20 io. Ny Reformed talohaloha no tena nitzaona io fomba fijery io, fa na izao aza misy manana an'io ihany
- Futurism: mbola zavatra hiseho ny zavatra voalaza ao @ Apokalispsy 3 ka hatr@ 19. Ny bibi-dia, ny Antikristy, ny fanenjehana, etsetra, dia mbola zavatra ho avy daholo (io fijery io no toa vohizin'ny namorona ity post ity raha ny fahalalako azy)
- Idealism: resaka "allegory" fotsiny manambara ny fiadian'ny Tsara sy ny Ratsy ny ao @ Apokalipsy 3 ka hatr@ 19.
Mifandray @ io resaka interpretation io koa ny momba ny hoe ara-bakiteny ve ilay 1000 taona ao @ Rev 20 fa manjary lava loatra ny resaka fa aleo faranako eto. Ireo ambany ireo misy rohy ho an'izay te hamakimaky.
Marihiko fotsiny fa tsy hoe diso akory ny sasany fa ny sasany kosa marina be, samy manana ny fijeriny, tsara ny mifanakalo fa tsy antony hampisy fizarazarana ilay izy.
Mazotoa jiaby!
http://en.wikipedia.org/wiki/Christian_eschatological_views
http://en.wikipedia.org/wiki/Christian_eschatology
http://en.wikipedia.org/wiki/Millennialism
26. Miharena
(
20/03/2013 15:22)
Azo atao hoe misy fahamarinana ny fandalinana aroson'ny namana Lekialala.
fanakilasiana foto-piheverana avokoa moa ireo ary mety azo raisina avokoa arakarak'izay nivoy azy. Ny olana fotsiny amin'izany zavatra izany dia mampiaiana ny mpino ao anatin'ny sehatry ny honohono, na tantara tiana hateza ny olona amin'ilay hoe futurisme, ary io no tena betsaka manao ankehitriny.
Rehefa tonga amin'izany sehatra izany ny mpitory dia mila mandin-tena hoe mampiaina olona amina kisarisary sy tantara sa mitaiza ny fanahin'ny olona hahery miaraka amin'Andriamanitra mikarakara ny ankehitrininy?
Anisan'ny vavaka mazava ny nampianarin'ny Tompo, Hoy izy hoe omeo anay anio ny hanina sahaza anay. Tsy mitady ny ampitso izany fa ny ankehitriny. Ary rehefa tanteraka izany ankehitriny izany dia tokony tsy hivaky loha loatra amin'ny ho avy isika fa mandroso miara-dia amin'Ilay Mpamahana ka mandresy mandrakariva ary mivoatra miaraka AMINY amin'izay. Izay vao atao hoe tanteraka ny SitrapoNY eto an-tany raha ny fijeriko azy.

27. RBNIR
(
20/03/2013 18:22)
lekialala:
- Futurism: mbola zavatra hiseho ny zavatra voalaza ao @ Apokalispsy 3 ka hatr@ 19. Ny bibi-dia, ny Antikristy, ny fanenjehana, etsetra, dia mbola zavatra ho avy daholo (io fijery io no toa vohizin'ny namorona ity post ity raha ny fahalalako azy)
- Idealism: resaka "allegory" fotsiny manambara ny fiadian'ny Tsara sy ny Ratsy ny ao @ Apokalipsy 3 ka hatr@ 19.
Faly misera aminao hatrany namana,
Vakio tsara ilay Mat.24:3 fa raha nanontany ireo mpianatra dia hoy izireo hoe "lazao aminay ny andro hahatongavan'izany (futur) ary raha namaly azireo ny Tompo dia hoy izy hoe (Mat.24:5) "Maro no ho avy...." (futur ihany koa.
Raha miohatra t@ fotoana nifampiresahan'izireo dia mbola ho avy ny fotoana nambaran'i Jesosy Kristy Tompo.
Samia ho tahin'ny Tompo namana
28. lekialala
(
20/03/2013 21:51)
RBNIR:

Ee, fa ny fanontaniana hoe afaka 1 andro, 1 taona, 10 taona, 20 taona, sa 2000 taona. Ny preterist anie manaiky fa futur ilay izy t@ andron'i Jesosy e, fa efa lasa kosa @ androntsika. Izaho tsy miteny hoe diso ny futurist fa araky ny tenin'i Stilo dia aleo jerena ambony jerena ambany tsara aloha...
29. RBNIR
(
21/03/2013 05:00)

Faly miarahaba namana,
Araho ity rohy ity namana : http://forum.serasera.org/forum/message/m507bdfc0e9c94#m50af58caa4a24
Ao anaty première Evènement isika izao : ilay nolazain'i Jesosy Kristy Tompo hoe : FIANDOHAN'NY FAHORIANA.
1ERE EVENEMENT : nanomboka tamin'ny Mat.24:3 mbola mitohy mandraka androany ary ny fifaranany dia rehefa manomboka ilay FITORIANA LEHIBE FARANY: fitoriana tahaka ny tamin'ny andron'ny apostoly : FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA toy ny nisy tamin'ny andron'i Jesosy Kristy sy ireo kristianina tany amboalohany.
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
30. lekialala
(
21/03/2013 09:33)

Namaky malakilaky an'ilay rohy nalefanao aho. Mahaliana ilay izy, fa raha afaka miteny tsotra ny hevitro aho dia izao: tena hitako hoe aleo mivoy kokoa fomba fijery ankoatry ny Pre-millenialism. Ny antony tsotsotra dia hitovizako @ Stilo: be approximation loatra, be interpretation, tsy hoe manakiana be fahatany fa jereo ny tantara dia hevero hoe iza no efa no lazaina fa "mariky ny Bibidia": vola Euro, RFID, micro chip atsofoka ambany hoditra. Ny "Bibidia": Ny Papa t@ tantara, Hitler, Bush, USA, EU, Obama, Prince William, tsy ho hay izay mbola ho avy eo...
Averiko fa tsy hoe mitompo teny fatratra aho hoe diso ny Pre-mil sy futurism fa aleoko mijery ny alternative-ny izay manana ny porofo-ny koa, sy ny mpanohina azy ARY ara-baiboly koa. Tsy resahina akory moa ireo izay mivohy ny Pre-mil sy futurism anaovana ny "agenda"-ny: ny Dispensationalist (hanana toerana manokana ny Jiosy, sy ireo mpanindraindra ny taranaka Isiraely).
Fehiny: Tsara ny mandalina momba ny Eschatology, lohahevitra manan-danja @ finoana Kristiana io, nefa heveriko fa ny hany marimaritra iraisana hitovizana dia ity:
- Hiverina amim-boninahitra i Jesosy/Jesoa Kristy/Mesia hitsara ny velona sy ny maty, hanova ny tenantsika mety lo hitafy ny tenam-boninahitra tsy mety lo, hanavao ny "zava-boaary", hidina ety "an-tany" i Jerosalema vaovao (2.0)
- raha sanatria ka diso ny fijeriko, vonona dia vonona aho hiova fijery "eny am-panidinana"... :)
Mazotoa jiaby
31. sitlo
(
21/03/2013 09:36)
Raha ankisafidy dia aleoko ilay idealisme na ilay preterism. Ilay ambiny lasa entin'ny olona hanakorontanana saim-bahoaka fotsiny.
32. FENOSOA2
(
23/03/2013 09:28)
Marin enw ny teny miomana,ary naha tianw na tsia d ts maits ho avy iz,lioka 18/10
33. RBNIR
(
23/03/2013 19:57)
lekialala:
Namaky malakilaky an'ilay rohy nalefanao aho. Mahaliana ilay izy, fa raha afaka miteny tsotra ny hevitro aho dia izao: tena hitako hoe aleo mivoy kokoa fomba fijery ankoatry ny Pre-millenialism. Ny antony tsotsotra dia hitovizako @ Stilo: be approximation loatra, be interpretation, tsy hoe manakiana be fahatany fa jereo ny tantara dia hevero hoe iza no efa no lazaina fa "mariky ny Bibidia": vola Euro, RFID, micro chip atsofoka ambany hoditra. Ny "Bibidia": Ny Papa t@ tantara, Hitler, Bush, USA, EU, Obama, Prince William, tsy ho hay izay mbola ho avy eo...
Faly miarahaba namana,
Hevitr'olombelona daholo ireo ambaranao mikasika ny mariky ny bibidia ireo fa raha ny marina araka ny baiboly dia hafa mihitsy.
Mbola vao manomboka mizara ny momba ireo bibidia 2 aho ka araho ity rohy ity namana, http://forum.serasera.org/forum/message/m514aa208c1588
Mahareta fa ho fantatry ny maro izay tena marina @ zava-miafin'ny baiboly,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
34. RBNIR
(
10/09/2013 02:57)
Araho ny fandaharana,
http://forum.serasera.org/forum/message/m522e87861761e
Samia ho tahin'ny Tompo