Mitoriteny n'aiza n'aiza
21. Nehemiah
(
12/03/2013 08:10)
Miantso antsika hiaro ny finoantsika ireo andininy ireo.
Izay no atao hoe apôlôjetika (avy @ teny grika apologia, izay midika hoe fiarovan-tena tahaky ny fanao any @ fitsaràna).
Satria finoana rationnelle ny antsika, sady antsoina hanompo an'Andriamanitra @ fo, saina sy fanahy antsika, fa tsy ariana @ fanariam-pako ny ati-doha alohan'ny idirana @ fiangonana.
Ary tena mahasoa ny olona sy manamafy ny fiorenan'ny finoany ny fanaovana an'izay. Misy olona sasany izay tonga @ finoana an'i Kristy mihitsy rehefa noporofoina azy ireo fa tsy finoanoam-poana ny finoana kristiana.

22. toriteny
(
12/03/2013 08:24)
Nehemiah:

Ka tsy azoko mihitsy ny hidirany amin'ilay sujet anie ry Nehemiah é? Tsy tokony hialana nenina ve izany izay efa nandre nefa nanamafy sofina? Sa hoe tokony tsy hamelantsika raha tsy mihaona Aminy ireo aloha vao mitarika olona hafa sa hoe mila porofo hoentina mitory.
23. Nehemiah
(
12/03/2013 08:54)
@ 1 Pet. 3:16 indray ny valiny : "manàna fieritreretana tsara, mba ho menatra izay manaratsy ny fitondran-tenanareo tsara ao amin’ i Kristy, dia izay anendrikendrehana anareo".
@'izao fotoana izao indrindrindrindra, rehefa mba hitory teny @ tsy mpino dia tsy maintsy tonga foana ny fanarabiana hoe : "F'angaha nisy akory i Jesoa Kristy ?", "Lainga daholo ny anatin'ny Evanjely", "Marina fa nampianatra fitondran-tena ambony tsy nisy toy izany izy fa izay akory tsy midika fa Zanak'Andriamanitra izao", "Aiza koa no hisy olona hitsangana @ maty izao ? Nisoloky ny Apôstôly !", "Ny Baiboly anie efa voaporofon'ny siansa ho diso", "Ny fitantaràna @ Genesisy ary tsy mifanaraka @ fahitan'ny siansa, ka inona no tokony hanosika handray ny Evanjely ho marina", "Mety ho anao izay fa tsy mety amiko", sns, sns. Raha tsy haintsika ny mamaly an'ireny dia tsy mba ho voasarika izy ireo.
Tsy hoe mahasolo ny fitoriana ny Evanjely izany, fa kosa tsy mba azo atao ambanin-javatra. Tsy niantso antsika atao ho "convertis" ny voary rehetra ny Tompo, fa ho mpianany.

24. toriteny
(
12/03/2013 15:23)
Ny tianao tenenina izany dia tokony hanana réponse prête foana ve isiaka amin'ireo fanontaniana ireo? Hoe tokony hi-démontrer foana hoe marina ny baiboly,sns?
Mifampianatra isiaka eto an! Fa tsy kiana na reproche.
Asa ianao raha manaiky fa rehefa mitory olona ianao dia Jesosy no toriana, ny famonjeny efa vitany no toriana, ny fitiavany no toriana fa tsy hiady hevitra amin'izao tontolo izao.
Raha amiko izany, efa nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana hitory ianao, dia izay talenta izay peaufiner o, ampitomboy, angatao Aminy mba hanoroany anao ny moyen ahafahanao hambabo fon'ny olona. Fa atorony ianao.
Za taloha tena tsoriko aminao fa ny fianana any aorian'ny fahafatesana foana no nitoriako teny olona bebe kokoa noho Jesosy sy nampitahoriko olona hoe raha tsy mandray ny Tompo ianao dia any amin'ny afobe.
Marina ilay izy saingy nahitsiny aho taty aoriana hoe tokony fitiavana hoy Izy no torianao, ny fitiavako azy tahaka ny fitiavako anao ka nanolorako ny aiko ho anao no tokony torianao ny olona fa tsy hoe obligé sy forcé fotsiny izy fa raha tsy izany dia very.
Dia ny zavatra natorony ahy? Raha ianao tamin'ny mbola mpanota io olona io, inona amin'ireo andinin'ny Soratra Masina manambara Ahy ireo no mety ni-toucher anao sy tianao notoriana taminao?

25. Nehemiah
(
13/03/2013 08:39)
Azoko an-tsaina ny tianao tenenina, ary tena marina tokoa fa ny mitory an'i Jesoa sy ny fitiavany ary nyfamonjena omeny maimaim-poana no zava dehibe !
Nefa ahoana raha valian'olona ianao hoe : "Ka rehefa jerena anie ny Baiboly dia fisaka ny tany e !" ? Izaho izao efa tratran'izay. Ka ny tiako iaviana dia eny, tsy maintsy mijoro antsika ka afaka mamaly ny défis atopin'ny fahavalon'ny finoana kristiana (silamo, athées, New Age...) @ finoantsika, mba tsy hanan-kalahatra ny mpaniratsira ary hahazo ny valiny ny mpikaroka.
Marina fa samy manana ny fanomezam-pahasoavany avokoa ny tsirairay : ny sasany mahay mandahatra, ny sasany tia mikaroka sy manangona fahalalàna, fa na izany na tsy izany tsy maintsy toriana i Jesoa Kristy ary tsy maintsy "ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ ny anton’ ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin’ ny fahalemem-panahy sy ny fanajana".

26. Miharena
(
13/03/2013 15:17)
Aza tonga dia mitsara ny hafa isika namana Nehemia satria matoa tonga ny kiana maro momba ny Kristianina dia tsy manana ny marina izy izay, na ny marina kokoa tsy mahay maneho fahamarinana izy ka tsy azon'ny hafa kianina intsony.
Mba tsy hahatonga antsila ho very amin'izany dia mila aloha isika mamantatra tanteraka koa ny lalam-pinoan'ny hafa izay henjehin'ny Kristianina hoe tsy izy. Avy eo vao mijery koa hoe misy fomba fanaontsika izay tsy mety tokoa ary afala mandrava izany ka ho olona afaka tanteraka sy feno araka ny sitrapon'Andriamanitra marina.

27. toriteny
(
13/03/2013 17:24)
Nehemiah:
Azoko an-tsaina ny tianao tenenina, ary tena marina tokoa fa ny mitory an'i Jesoa sy ny fitiavany ary nyfamonjena omeny maimaim-poana no zava dehibe !
Nefa ahoana raha valian'olona ianao hoe : "Ka rehefa jerena anie ny Baiboly dia fisaka ny tany e !" ? Izaho izao efa tratran'izay. Ka ny tiako iaviana dia eny, tsy maintsy mijoro antsika ka afaka mamaly ny défis atopin'ny fahavalon'ny finoana kristiana (silamo, athées, New Age...) @ finoantsika, mba tsy hanan-kalahatra ny mpaniratsira ary hahazo ny valiny ny mpikaroka.
Marina fa samy manana ny fanomezam-pahasoavany avokoa ny tsirairay : ny sasany mahay mandahatra, ny sasany tia mikaroka sy manangona fahalalàna, fa na izany na tsy izany tsy maintsy toriana i Jesoa Kristy ary tsy maintsy "ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ ny anton’ ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin’ ny fahalemem-panahy sy ny fanajana".
Isaorana aloha ny Tompo fa mbola tsy nisy namoaka vava an'ireo ny olona nitoriako teny. Fa raha tonga eo amin'ny toerako ilay izy dia izao angamba no ataoko:
-maka respiration tsara mba tsy hiteniteny foana sy hamoaka zavatra tsy mendrika ny Tompo ao anatin'ny fahatezerako ka mety hampanota ahy :-)
-Dia angatahina izy hihaino ny toriteny aloha izay vao mametraka ny fanontaniany sy ny fieritreretany mikasika ny fivavahana. Eo ianao ataovy izay hiovany fo fa rehefa miova fo izy tsy sahy hilaza intsony hoe tsy misy Jesosy, tsy marina ny baiboly,sns.
Dia eo no ilaina sy maha primordial ilay choix ny toriteny ataonao aminy. Fa ezahina ampihaonina foana amin'i Jesosy izy. Izay rahateo moa ny antony toriana teny olona. Aza tsinotsinoavina ny fijoroana vavolombelona rehefa mitoriteny fa efa betsaka ny olona voataona tamin'ny fijoroana vavolombelona plus que tamin'ny toriteny. Tena ataovy tsapany hoe hafa mihitsy ny fiainana miaraka amin'ny Tompo sy ny fiainana tsy misy Azy
-FA raha vita ny toriteny, vita ny fijoroana vavolombelona mbola tsy nihaona tamin'ny Tompo izy fa mametraka ihany ny fanontaniany hoe ahoana no hilazanareo fa nisy Jesosy, fa nisy Adama sy Eva, dia zay vao miditra ny comparaison verset biblique sy ny science nolazainao.
-Rehefa anarinao indroa intelo izy tsy mety miova dia miditra ny verset an'i RBNIR ianao :Tit3:10 :"Izay mpanao hevi-diso, rehefa nanarinao indray maka na indroa , dia ialao satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa."
-Nefa aza mitsahatra mitondra am-bavaka azy, apetrao eo amin'i Jesosy ny cas-ny fa mahery ny fiasan'ny Fanahy MAsina
28. niryna
(
21/03/2013 04:46)
hery:iza izany rangahy lazainao izany? toa hafahafa ilay filazanao an'ilay rangahy hi,hi
Dia miverina amin'ny tenin'ilay rangahy iray izay hoe "Ny ifankatiavanareo no hahalalàna hoe mpianatro ianareo"