fanambadana mixte, mba saika anontany aho raha mis...
1. roussou
(
22/02/2013 15:47)
fanambadana mixte,
mba saika anontany aho raha misy olana mitovy cas amiko eo @ tokatranony @tsy fitovampinoana.Izaho dia katolika de naissance ary ny vadiko musulman,tsy nampisy olana anefa ny finoana t@ voalohany. Niaraka nvavaka aza zahay taloha kanefa rhfa nteraka taty aoriana da nanjary manahirana azy ny itondrako ny zanako mivavaka sy nefa koa izy tsy mampianatra ny zanako satria vavy kely ry zareo,tsy vitako anefa ny mamela ny ankizy @izao fotsiny satria raha izy no andrasana dia mety lasa sans religion ny ankizy.Ny tena olana koa dia eo @'ireo belle famille satria rehefa zahay roa indraindray mba mifandamina any fa rhf misy azy ireo dia lasa zvtra hafa foana,hany ka lasa vato misakana be dia be eo @ fiainako satria tsy afaka miresaka finoana mihitsy zahay.
Ny tena fanontaniana hananana araka ny fomba malagasy mantsy ny vavy manaraka ny finoan'ny lahy ka mety ho fahadisona sy omenan'ANDRIAMANITRA tsiny ve aho @ zanako,satria hoentin'ny parentko miangona foana izy ireo.Misaotra mialoa ho anareo mamaly

novalian'i roussou ny 26/02/2013 11:58
2. Bita
(
22/02/2013 16:45)
Efa hatramin'ny ela no mampisy olana ny tsy fitoviam-pinoana saingy ny fitiavana no ambonin'ny zavatra rehetra... Raha tia azy marina ianao na ny vadinao tia anao marina dia tsy hiverina toy ny taloha indray ny fitiavanareo na misy ny ankizy na tsia... Misy zavatra hafa ao ambadika matoa tsy izany... Maninona tamin'ny voalohany izy na ianao nifanaraka na mianatsimo na mianavaratra...
Aoka re halanao ao an-tsaina fa lehilahy ianao dia manan-kolazaina ka ny vehivavy hanaraka ny hevitrao foana...Diso ianao: TADIDIO RAHA NANDIDY GATEAUX ianareo: "Miara manapaka ary miara mandidy"... Ary teny tao amin'ny baiboly hoe: ary ny lahy niala tao amin'ny tranon-dray aman-dreniny ary Ravehivavy koa dia niara monina izy 2...Izany hoe, tsy misy hidiran'ny ray sy reny sy ny havana mihintsy ny fiainanareo fa anareo irery.... Andramo ny mitadidy sy mamerina indray ilay nahatonga anareo hitambatra, dia ho hitanao fa tsy ho hisy olana akory ny fitaizana ary aza adino fa ny fifanajana sy n faharetana no maha tsara ny FITIAVANA

3. hery
(
22/02/2013 17:47)
Bita> mety tsy nandidy gateaux izy an :-p
roussou> Fa angaha tsy nifanarahana hatrany amboalohany ny momba ny ankizy? Tokony nisy fifanarahana goavana mihitsy ny momba ny ankizy satria io no tena mampisy olana fa ny lehibe vita ihany.
Raha vao nanomboka mila vaniny ny vadinao ka tsy nisy fifanarahana tany amboalohany dia endrikendriky ny tsy maintsy hafoy izany. Izany hoe dia ho lasandry zareo ny zaza. Mbola vao resaka fivavahana fotsiny aza izany fa tsy resaka zavatra hafa. (Mampatsiahy ilay film hoe "Jamais sans ma fille")

4. sitlo
(
22/02/2013 19:33)
roussou> Ny ray aman-dreniko dia tsy mitovy finoana sady samy hafa foko ka manana traikefa kely ihany aho. Fa ho valiako aloha ny fanontanianao vitsivitsy.
araka ny fomba malagasy mantsy ny vavy manaraka ny finoan'ny lahy
Tsy nanaraka an'io ny ray aman-dreniko, ary tsy voatery arahina io raha ao anatin'ny fanjakana malagasy.
ka mety ho fahadisona sy omenan'ANDRIAMANITRA tsiny ve aho @ zanako
Fantatrao fa ny tsara eo anatrehan'Andriamanitra no zavatra tadiavinao, ka tsy hitako izay anomezany tsiny anao amin'izany. Fa na izany aza, tsy misy afaka misalovana an'Andriamanitra fa hevitro fotsiny ny ahy.
entin'ny parentko miangona foana izy ireo (ny zanako)
Olana io. Ianareo mivady kosa angamba no tompon'andraikitra voalohany amin'ny zanakareo, fa tsy ny ray aman-dreninao. Raha tsy fahazoako azy dia tsy nifanarahana io.
Izao ary ilay izy, ny tokatrano dia mafy orina. Fakafakao tsara ny hoe ''tokana". Tsy nataotao foana io fa ny antony dia ny ananareo ny safidinareo manokana. Rehefa notsofina rano ianareo hitokatrano dia nanaiky koa izay ny fianakavianao, sy ny fianakavian'ny vadinao, ny amela anareo hiaina araka ny safidinareo.
Ny olana matetika, dia rehefa somary tsy sarotiny amin'ny maha-tokatrano azy ianareo mivady. Ataovy fantatry ny olona fa raha vao miditra ny varavaranareo izy dia vahiny izay fa tsy tompotrano ka tsy manana fahefana amin'ny fiaina-tokatranonareo. Na ny belle famille io, na ny ray aman-dreninao.
Raha efa izay, dia ny faharoa dia izao, ilaina fahaizana ny miara-monina amin'ny manodidina. Ny fanajana no fotony izay tsy tokony ho sarotra, fa misy kosa anefa olona minia tsy manaja anao ka mitarika tsy famaliana avy aminao. Ary ny erikerika no mahatondra-drano. Mety mivadika olana lehibe izany aty aoriana.
Fomba telo no azo amahana ny olana tahaka ireny:
- Ezaho sorohina dieny mbola azo sorohina.
- Raiso an-tanana. Ianao, na ianareo mivady mihitsy no manantona ilay fianakaviana dia miresaka. Mety tsy ilay olana no atao foto-dresaka fa mety hoe lanonana kely. Dia aseho tsara ny fifankatiavanareo mivady. Karazana fampitsahivana ilay olona ny fanekeny anareo hivady.
- Rehefa tena goava nefa dia mila olona fahatelo handravina ny fihavanana. Efa somary simba ny fiarahamonina malagasy, fa fahiny dia samy nanana tangalamena ny fiarahamonina tsirairay. Ny andraikitr'ireo voalohany dia ny fandaminana ny fiarahamonina, ka anisan'izany ny fandravinana ny fihavanana. Ny zokiolona koa taty aoriana dia nomena izany adidy izany.
Farany, momba anao sy ny vadinao. Fantaro fa tsy maintsy miresaka ianareo fa misy ny olana tsy mivaha ho azy. Ny fiainana dia misy stage foana. Ary isaky ny niakatra ny stage manaraka dia misy foana ny olana. Ohatra, vao hivady ianareo dia nisy ny olana, fa voavahanareo izany. Tonga amin'ny stage manaraka ianareo dia ny fitaizana, dia misy indray ny olana. Dia iaraho vahana tahaka ny taloha ihany koa. Tsy voatery ho fantatrareo dieny mialoha ny olana any aoriana, fa rehefa mitranga izany dia tsy misy hafa tsy ny fiantrehana azy ihany.
Raha tena hitanao hoe maninona ny ankizy vavy no mila ampianarina. Mino aho fa ho resinao lahatra ny vadinao.

5. Miharena
(
23/02/2013 19:32)
Tantara iray mety hahafinaritra no hiafaran'ity fanambadianareo ity. Ny hany vahaolana dia ny fampianaranareo mivady ny ankizy hanam-pitiavana, tsy hanavakavaka na iza na iza. Ny hahatonga ny zanakareo ho isan'ny Kintana nasehon'Andriamanitra an'i Abrahama sy ny fampanantenana nataon'Andriamanitra an'i Ismaela ho lasa firenen-dehibe. Mila mampianatra avokoa na ny rain'ny ankizy, na ny renin'ny ankizy eto ary tsy maneho fifanipahana fa izay voasoratra ao amin'ny Baiboly dia tarafina ao amin'ny Coran sy vice-versa.
Mety ho tena matanjaka mihitsy ianareo amin'izay. Ampifandraiso ny finoanareo fa aza asiana rindrina na dia kely aza, dia ho hitanareo izany hoe Voninahitr4andriamanitra mirotsaka ho an'ny rehetra izany.

6. Miharena
(
23/02/2013 19:33)

7. smileyah
(
25/02/2013 13:00)
Ny tanjona amin'ny olon-droa manorin-tokantrano dia ny mba hahita fahasambarana.Ny ahatonga izay dia ny firaisam-po, saina, fanahy ho an'ny mpivady sy ny ankohonana iray manontolo.Izay no mahatonga ilay teny hoe ho nofo iray ihany izy roroa.Tsy roa fa iray, tokana. Ka raha ny fahitako anareo eto dia mbola tsy tokana satria misy ny an'ny anona sy ranona.Koa tokony ezahanareo vahana aloha io olana ara-pinoana misy eo aminareo io. Tokony hampahafantarinao azy hoe ahoana ny foto-pinoanao. Satria raha matoky sy mino tanteraka ianao fa i Jesoa no Tompo sy mpamonjy dia ho efa noresenao lahatra efa hatry ny ela izy. Ary ny Baiboly dia milaza fa ny lahy no lohan'ny vavy. Na ny religion-dry zareo aza manaiky izany koa.Tokony hiainanao tsara ny finoanao mba ahitany taratra ny toetran'ny zanak'Andriamanitra eo aminao.Ny ankohonana dia tokony hiara-mivavaka foana. Ahoana ny mikasika izay sy ny fiainanareo izay? Sao kosa ianao mbola marisarisa ara-pinoana ka mahatonga azy hampisy olana eo amin'io resaka io. Tandremo ny fitsofohan'ny hafa amin'ny tokantranonareo. Raha haka olona handravona ny disadisa eo aminareo ianareo raha toa ka tsy vitanareo mivady irery ny hanao izany ,dia tokony olona neutre no alainareo. Olona mihevitra izay hahasoa ny tokantranonareo fa tsy ny handrava azy sanatria. Jereo koa ny ho avin'ny zanakareo. Indrindra ny ara-pinoana satria ianao efa mahalala fa i Jesoa irery ihany no ahitana famonjena dia tokony ampianarinao izany ny zanakao mba ahaizany misafidy rehefa tonga ny fotoana ahafahany mandray fanapahan-kevitra.Aza miraviravy tanana amin'ny fanabeazana ny zanakao ara-pinoana.Fa raha hitan'ny vadinao fa tsara ny fiainanareo ao an-tokantrao miaraka amin'i Jesoa dia ho resy lahatra ihany izy. Mivavaha mandrakariva fa tsy misy tsy hain'Andriamanitra atao.
8. roussou
(
26/02/2013 11:46)
misaotra betsaka t@ famaliana fa misy hieritreretana tokoa izany.
Bita:
Efa hatramin'ny ela no mampisy olana ny tsy fitoviam-pinoana saingy ny fitiavana no ambonin'ny zavatra rehetra... Raha tia azy marina ianao na ny vadinao tia anao marina dia tsy hiverina toy ny taloha indray ny fitiavanareo na misy ny ankizy na tsia... Misy zavatra hafa ao ambadika matoa tsy izany... Maninona tamin'ny voalohany izy na ianao nifanaraka na mianatsimo na mianavaratra...
Aoka re halanao ao an-tsaina fa lehilahy ianao dia manan-kolazaina ka ny vehivavy hanaraka ny hevitrao foana...Diso ianao: TADIDIO RAHA NANDIDY GATEAUX ianareo: "Miara manapaka ary miara mandidy"... Ary teny tao amin'ny baiboly hoe: ary ny lahy niala tao amin'ny tranon-dray aman-dreniny ary Ravehivavy koa dia niara monina izy 2...Izany hoe, tsy misy hidiran'ny ray sy reny sy ny havana mihintsy ny fiainanareo fa anareo irery.... Andramo ny mitadidy sy mamerina indray ilay nahatonga anareo hitambatra, dia ho hitanao fa tsy ho hisy olana akory ny fitaizana ary aza adino fa ny fifanajana sy n faharetana no maha tsara ny FITIAVANA
9. roussou
(
26/02/2013 11:53)
misaotra betsaka @ torohevitra mino sy manantena aho fa misy ho dinihiko @hoavinay rht ny voalazanao
sitlo:
roussou> Ny ray aman-dreniko dia tsy mitovy finoana sady samy hafa foko ka manana traikefa kely ihany aho. Fa ho valiako aloha ny fanontanianao vitsivitsy.
araka ny fomba malagasy mantsy ny vavy manaraka ny finoan'ny lahy
Tsy nanaraka an'io ny ray aman-dreniko, ary tsy voatery arahina io raha ao anatin'ny fanjakana malagasy.
ka mety ho fahadisona sy omenan'ANDRIAMANITRA tsiny ve aho @ zanako
Fantatrao fa ny tsara eo anatrehan'Andriamanitra no zavatra tadiavinao, ka tsy hitako izay anomezany tsiny anao amin'izany. Fa na izany aza, tsy misy afaka misalovana an'Andriamanitra fa hevitro fotsiny ny ahy.
entin'ny parentko miangona foana izy ireo (ny zanako)
Olana io. Ianareo mivady kosa angamba no tompon'andraikitra voalohany amin'ny zanakareo, fa tsy ny ray aman-dreninao. Raha tsy fahazoako azy dia tsy nifanarahana io.
Izao ary ilay izy, ny tokatrano dia mafy orina. Fakafakao tsara ny hoe ''tokana". Tsy nataotao foana io fa ny antony dia ny ananareo ny safidinareo manokana. Rehefa notsofina rano ianareo hitokatrano dia nanaiky koa izay ny fianakavianao, sy ny fianakavian'ny vadinao, ny amela anareo hiaina araka ny safidinareo.
Ny olana matetika, dia rehefa somary tsy sarotiny amin'ny maha-tokatrano azy ianareo mivady. Ataovy fantatry ny olona fa raha vao miditra ny varavaranareo izy dia vahiny izay fa tsy tompotrano ka tsy manana fahefana amin'ny fiaina-tokatranonareo. Na ny belle famille io, na ny ray aman-dreninao.
Raha efa izay, dia ny faharoa dia izao, ilaina fahaizana ny miara-monina amin'ny manodidina. Ny fanajana no fotony izay tsy tokony ho sarotra, fa misy kosa anefa olona minia tsy manaja anao ka mitarika tsy famaliana avy aminao. Ary ny erikerika no mahatondra-drano. Mety mivadika olana lehibe izany aty aoriana.
Fomba telo no azo amahana ny olana tahaka ireny:
- Ezaho sorohina dieny mbola azo sorohina.
- Raiso an-tanana. Ianao, na ianareo mivady mihitsy no manantona ilay fianakaviana dia miresaka. Mety tsy ilay olana no atao foto-dresaka fa mety hoe lanonana kely. Dia aseho tsara ny fifankatiavanareo mivady. Karazana fampitsahivana ilay olona ny fanekeny anareo hivady.
- Rehefa tena goava nefa dia mila olona fahatelo handravina ny fihavanana. Efa somary simba ny fiarahamonina malagasy, fa fahiny dia samy nanana tangalamena ny fiarahamonina tsirairay. Ny andraikitr'ireo voalohany dia ny fandaminana ny fiarahamonina, ka anisan'izany ny fandravinana ny fihavanana. Ny zokiolona koa taty aoriana dia nomena izany adidy izany.
Farany, momba anao sy ny vadinao. Fantaro fa tsy maintsy miresaka ianareo fa misy ny olana tsy mivaha ho azy. Ny fiainana dia misy stage foana. Ary isaky ny niakatra ny stage manaraka dia misy foana ny olana. Ohatra, vao hivady ianareo dia nisy ny olana, fa voavahanareo izany. Tonga amin'ny stage manaraka ianareo dia ny fitaizana, dia misy indray ny olana. Dia iaraho vahana tahaka ny taloha ihany koa. Tsy voatery ho fantatrareo dieny mialoha ny olana any aoriana, fa rehefa mitranga izany dia tsy misy hafa tsy ny fiantrehana azy ihany.
Raha tena hitanao hoe maninona ny ankizy vavy no mila ampianarina. Mino aho fa ho resinao lahatra ny vadinao.
10. roussou
(
26/02/2013 11:58)
misaotra betsaka t@hevitra sy torohevitra fa misy hieritreretana lehibe tokoa @fiainanay sy ny ho avinay.