Te hanana namana

21. andrywui ( 26/11/2013 08:17)

booboo:

Hadino :-°), rehefa misy fihaonana Serasera dia mandehana koa fa tena mahafinaritra gravy ^_^


Tonga de lasa akaman i Hery zany ,,,

Ny tena tsara kou de ny maka namana misy zavatra iarahana manao ohatra

oe miara mitendry mozika n'a miara manao sport de misy ho resahana fa tsy hoe tsisy zavatra ho resahana mitsy de samy kamo am manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4797