HISY KORONTANA HONO ETO

1. nilex ( 11/02/2013 06:03)
Mahagaga ireto hat ireto fa lasa ten
novalian'i pulm ny 15/03/2013 14:20
2. andrywui ( 11/02/2013 09:08)
Yeny tompoko nilex !! Hisy korotana be sady hisy hamorona réservistes hampifamonoana amn miaramila ndray eo vao afamadika amzay io.fifidianana io...eo de mody mamboamboatra eo fa hita fa ny fifidianana teto hatramzay nisy korotana fona kou drryy
, nisy anzany oe kandida tsy lany zany aza,teto de terenko lany fotsiny 1er tour zany kou hono ...si non ....!! .vo mandà anzay eo de amorona réservistes = milisy = rebelles ah zany ary ozizy mba hamonoana s'y hampifamonoana reo Malagasy zay mandà anzay ......bbbrrrrrr oul sa biby ????
3. andrywui ( 11/02/2013 09:11)
NAMONO OUL.2001-2002

NAMONO OUL 07 FEV

NAMONO OUL JAN

AMBOAMBOARY IANY E
4. hadji ( 12/02/2013 06:18)
misy adala o
5. andrywui ( 12/02/2013 08:07)

hadji:

misy adala o

Fa innnn no nahalasa adala an'i hadji sannn'a ?? Sa nanaraka n'y hagegen'i dada koa
6. amig0 ( 13/02/2013 15:25)
Hadji. 18
7. nilex ( 14/02/2013 05:33)
Be ny ho lasa adala eto fa vao nanamafy indray izao ny vondrona afrikanina fa tsy maintsy mody tsy misy fepetra ra8.Aleo hanomana korontana eo ny hat dia ho hita eo e.
8. andrywui ( 14/02/2013 10:37)
Ka ny passeport ary vokenda ka hody à hody vao omaly no.maly ny tribunal Sud Af no nanamafy fa kenda ty pport nty ty ry dada à
9. andrywui ( 14/02/2013 10:40)
Sady ra hody kou mo de hody aninnn ?? Nga mou afaka ilatsaka eo tsssshhh bildogy tsisy nifiny tsony
10. pulm ( 15/03/2013 14:20)
reheva miverina M le V de mody aho e! aza matahotra fa minonoa fotsiny ihany, sady ny foza orana iany koa ange no mitorine!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084