ingahy filohany tetezamita
1. amig0
(
23/01/2013 21:55)
Mba olona matotra ve ity andry ity sa ahoana e? Hoatrany miteniteny foana lery zany
novalian'i hadji ny 26/01/2013 06:31
2. andrywui
(
24/01/2013 07:44)
amig0:Yeny oa miteniteny foana mitsy ka ...omena 4L isantrano isika malagasy iEEEeeeee....hampanana ny tsy manana isika fa tsy haka ny anzay efa manana EEEEeeeee.....ao anatin'ny enimbolana dia hiova daholo ny fiainatsika EEEEEEEEeeeeeee ....
Mba olona matotra ve ity andry ity sa ahoana e? Hoatrany miteniteny foana lery zany
Ririnindasa tokoa lesy ry amigo à??
3. nilex
(
24/01/2013 13:13)
fa aiza ilay hoe vary 500ar ny kg e,sy ilay hoe 2000Ar ny litatra e,teo amin'ny 13 mei izany no nodradradradraina mafy fa tsy hita hatramin'izao,nefa hoe olona mitana ny teny omeny hono,tsy menatra koa i lery tena tsy matotra ,sao dia heveriny fa tsy manaraka ny fihetsiny rehetra ary ny olona.Efa tapitra ilay vary nangalarina sy menaka tao @ tiko dia tampona ny domy.Raha endry lery dia ny RNM eo anosy no tokony ho namboariny voalohany raha tena misaina izy.Io no tena maharary ny malagasy.
4. andrywui
(
24/01/2013 15:00)
hatramin'izao ny olona mba nivelona tamin'ny ronono tao antsirabe sy andranomanelatra nogiazana fanana sy nogadraina nampidirina amponja mbola tsy tafarina tsara , nefa oe tsy haka ny anzay efa manana , fa nisy fifaninanana kely matsy teo amn TIKO sy ireo mpanao fromazy traditionel de natao ze ahafaty andry zareo misy fianakaviana 300any no najedak'i dada soamatsara ny mombany !!
5. cyril
(
24/01/2013 20:37)
aleo meezana. Inona moa no vitan'i wiwi ra ts mivovo sy manenjik'ol ary mamofona...
6. andrywui
(
24/01/2013 20:48)
iantsoako an'i zama91 eo elah fa ...
tonga de mipoaka ndray le kozy voretra iry !!!
tonga de mipoaka ndray le kozy voretra iry !!!
8. nilex
(
25/01/2013 05:38)
ka wiwi izany rehefa atao ny fandinihina dia olona tsy dia ampy fandalinana loatra fa irony mihinana amam-bolony irony.Ny anay nge raha miaro andra8 eto izahay tena misy fanadihadiana lalina fa tsy hoe fitiavana hampiady resaka fotsiny e.Ohatra hoe raha mpamono olona izy t@ 7fev dia aleo izy higadra sy tsaraina.Fa saingy toa tsy marina le izy rehefa nodinihina.
9. cyril
(
25/01/2013 07:21)
ra8 zany efa ts poinss tsony fa ny tohanandra8 no mety poinss
ra wiwi ndray aza ivakina lo fa eto am serasera ftsn io no miwawa fa am tena izy io akamana GTT iringiriny. Mim6m6 sy miova ps eto no asany.
ra wiwi ndray aza ivakina lo fa eto am serasera ftsn io no miwawa fa am tena izy io akamana GTT iringiriny. Mim6m6 sy miova ps eto no asany.
10. andrywui
(
25/01/2013 08:09)
cyril:mangina elah bainn à ssssshhh miditra kiloty tery be elah
ra8 zany efa ts poinss tsony fa ny tohanandra8 no mety poinss
ra wiwi ndray aza ivakina lo fa eto am serasera ftsn io no miwawa fa am tena izy io akamana GTT iringiriny. Mim6m6 sy miova ps eto no asany.
11. nilex
(
25/01/2013 10:09)
efa azoazo amin'ny fomba firesak'i wiwi eto ihany ny tena momba azy e,tsy mahagaga
12. hadji
(
26/01/2013 06:31)
nilex:bold textary mahay mandihy kilalaka kosa izy taty tamatave an!?
efa azoazo amin'ny fomba firesak'i wiwi eto ihany ny tena momba azy e,tsy mahagaga