lasa ny imf tsisy hafa 2008 t@ Atoa Ravalomanana, ary tsy manaiky ny ilatsahany lavanify ny sadc

1. milamm ( 12/01/2013 13:38)
http://www.madagascar-tribune.com/Rien-ne-va-plus,18346.html

manarak'izany haka hevitra @ reo mpanohana azy kalo lavanify vao hanao fanambarana momba ny filatsahany nefa mazava ny resaky ny sadc sy l.Fabuis tsy mahazo milatsaka sy mbola zaza

http://allafrica.com/stories/201301110113.html



2. Lars ( 12/01/2013 16:19)
Alavao kou lesy ny nifin-lah rà mba té ho ôtr'azy elà a!
3. andrywui ( 12/01/2013 20:05)

Lars:

Alavao kou lesy ny nifin-lah rà mba té ho ôtr'azy elà a!
hohohohohoh masaka ndray ramlamm ato hanaovan'i lars azy kle !!! ...ka ny nifindramlamm aza efa drakola be kou mbola halavaina ndray ve tsy ho lasa nifimboay eo i malamm ralars aa !! alao amzao izy fa lasa tsy bogosy otran'i dada eo tsony ee hon hon hon
4. andrywui ( 12/01/2013 20:12)
milamm a ! ka resaka hafa tanteraka mihitsy no itondran'i boay kely ny zafera anie e !
afaka atao ozizy ny fifidianana raha ilaina tsy mila sadec tsy mila ui na ua fa vitaindry zalah fotsiny amzao fa ny vola misy(mety misy japs na firenena be sandry hafa ) manohana ankolaka na mivantana an'i rajoelina , henoy tsara le analyse politikan'i onitiana realy sy mahafaritsy samuel amle invite du zoma omaly iny ane e fa mataoatra mafy daholo ny daholo amzao !!! afaka ialana ko aza ozy ny fanampiana arabolandry zalah mpanohana fahiny ireo fa ny eo ampelatanana no ampiasaina itondrana ny firenena (tsy de mitombina ko zay resak'i boay kely zay ) fa mety misy an'io anle be sandry be any ho any io manome toky fa miainga io lamasininnn io !!! donc aza mbola mijery ivelany alou i milammm fa mbola eo ampandrasana tanteraka isika izao !! zao fotsiny mivavaha mafy !! teneno i hery eugene de miara-manao vavaka fangatahana nareo de mety ho tafa ny eritreritrareo , fa hatreto alou de "otran'ny ho tsara" ozy rija rasolondraibe !!!! hon hon hon
5. milamm ( 13/01/2013 12:29)
lars, neny reninla no tsara alavaina kah de mety tsara loool raha oh. dray tsy faly ela de aleo mifankahita sika ho vakiko ko ny nifinla lool
6. milamm ( 13/01/2013 12:33)
mahazo miaraka lisany ry wui sy lars atambatro fa dentist amateur za hon3 mpanala nify ny kely endaka be taimbaka ao ambadiky ny clavier otranlisany loool
7. AndriambyII ( 13/01/2013 15:22)
??? Fa inn ty resak ty ?Wouahhahhhaaahhh !!
8. milamm ( 14/01/2013 17:45)
resakay sy wui tsisy tokony idirany Andriambyll io midika oe ny milamm tsy azo kotabaina ka...tsisy ambadika fa tonga de ivoho kaboommm...

9. andrywui ( 14/01/2013 22:40)
mlamm a ! raha ohatra ary oa ka niditra aminio lalana tsy mila ui sy ny ua sy ny sadec io ny fanjakana fa handeha irery (??) mety oe hande irery satria efa hita taratra ireo firenena lehibe hiara-dalana amin'i madagascar japan alou efa iray iny !! de aona ?? tsisy dikany io resak'i malammm eo ambony io fa kalma daholo ny tontolo
10. andrywui ( 14/01/2013 22:41)
ny oul anie ry milamm alohan'ny handray decision tadidio izay defa misy zavatra vonn ao zay ee
11. milamm ( 15/01/2013 11:51)
tsisy mafy loha otrany kadhaffi sy sadam .H niantsy ny C.I ry wui a aiza zao no niafarany? any ambany rangolahy daoly... vonona ny hisetra ny vokany moa de mahatatesa fa efa nampitandrina iny frantsay fabuis nanao azy ho mafy be Atoa Ravalomanana 2008 fa vita e, de otrizay ko ty lavanify mitovy fa tsy sahala e
12. andrywui ( 15/01/2013 12:29)

milamm:

tsisy mafy loha otrany kadhaffi sy sadam .H niantsy ny C.I ry wui a aiza zao no niafarany? any ambany rangolahy daoly... vonona ny hisetra ny vokany moa de mahatatesa fa efa nampitandrina iny frantsay fabuis nanao azy ho mafy be Atoa Ravalomanana 2008 fa vita e, de otrizay ko ty lavanify mitovy fa tsy sahala e


Ty tadidio ramilamn à, mifanohitra be anie le resakanao i khaddafi sy Saddam namono olona be de novonoin'ny olona , fa netsika ndray i Ravalomanana no namono olona be de be de i Rajoelina no hovonoin'ny olona (?) Hon hon hon hon
Resaka politika netsika bainnn fa tsisy resaka hovonoin'ny olona zany n'a patati patata à hunbhun Hun bizzarrrre beuuuu
13. milamm ( 15/01/2013 12:54)
raha ny libiana tena miaina any ampotony na koa ny al jazeera no arahainao de azava tsara aminao ny zvnisy any libia tiany tandrefana alaina ankeriny ny solika any @ zareo tsy nanaiky izy 2 lahy de iny no niseho, ny namono ol bdb 2009-2012 atrany atsimo de fantatra fa i lavanify zao indray miantsy ny C.I de mazava ny hiseho atsy ho atsy iaraha mahita eo
14. AndriambyII ( 19/01/2013 13:27)
Tena mahery ny ui oa ! Tsy maintsy mifanaraka @ io isika ! Fa ny ua sy sadec alou efa azo hialàna !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1726