voatango sy toaka
1. guant
(
10/01/2013 10:50)
Mba misy afaka manazava ny antony( ara-tsiantifika) mahatonga ireo tsy azo ampiarahana hanina ? fa mahafaty hono!
novalian'i pulm ny 15/03/2013 13:51
2. nilex
(
21/01/2013 13:29)
raha tsy andramana ve izany ho hita hoe marina tokoa ve,avy eo tadiavina ny antony.
3. Ratoa
(
21/01/2013 21:04)
aza manoro vohona. Mitadiava fa misy ny antony. Izaho tsy dokotera ka tsy afaka hanazava;
5. guant
(
13/02/2013 08:08)
tena resaka matotra no angatahiko ry zareo a!satria mety ho an'ny tsy mahafantatra zao dia ho tratran'izany raha toa ka marina
misaotra tompoka!
misaotra tompoka!
6. pulm
(
15/03/2013 13:51)
izaho efa nihinana fa tsy naninona izany, fa tokony misakafo tsara aloha alohan'ny hisotroana de @zay tsy maninona, ny toaka sy ny ronono aza efa nosotroiko fa tsy maninona izany, ny finoanao iany io e! rehefa tsy sahy enao dia ajanony fotsiny!
