TAOM-BAOVAO DISO

21. moustaraf ( 16/01/2013 05:37)
Salama namana,

Mahatsiaro ho OUUFF be mihitsy izaho Moustaraf satria manomboka mitranga tsikelikely ireo namana mpiray tanjona @ fampahafantarana ny maha HEBREO ny Malagasy!

"Ovy haniry tsy tam-bato" hoy ny fiteny aty aminay aty ka mazotoa ry namana manazava sy mapiely ny maha_malagasy ny Malagasy , na dia be aza ireo manentsi-tadiny tsy te hihaino ny marina.

Reshed ve shalôm Adônainou lakhem!
22. tsitialainga ( 16/01/2013 16:52)

moustaraf:

Misaotra anao namana Moustaraf, mahavelom-panantenana mahita namana mandray anjara biriky ato anatin' ity serasera mahasoa ity fa @ sasany heveriny ho rediredy na angano.
Aleo hifandrimbonana ny hanambarana ny tena Fahamarinana @zay fa efa ela loatra izay ary ny finoan-tsika dia ny tsy maintsy hahatanterahan'ny ISA 2/2-3 iny.
Mampahery ny namana Hebreo rehetra fa efa akaiky ny fampodiana an-tsika e!
N.B :
23. tsitialainga ( 16/01/2013 16:55)

N.B : Mila fanentanana ny Taom-baovao 5773 izay efa akakiky fa mahereza manaparitaka ny Fahamarinana @ manodidina an-tsika e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2148