misokatra efa ho 4 taona zao ny sekoly Magro hamolavolana zanak'adala ka ny boky ampiasaina ao dia REVELATION CHARLES TOME 10

1. misratana ( 04/12/2012 09:44)
Ka ny formation dia "EN PLEIN AIR" ary ny dabilio dia VATO, ka ny mpianatra dia mandray écolazy fa tsy mandoa ecolazy. Ny olana fotsiny dia tsy misy fiafarany ilay formation raha tsy tonga i ADALA (na i Dada) ka ny teny filamatra dia ny hoe "minonoa fotsiny ihany"
novalian'i pulm ny 10/12/2012 14:55
2. misratana ( 04/12/2012 09:46)
Ny zavatra ampianarina rehetra ao dia ny ADALANA REHETRA toy ny fidarohana olona, ny fanapotehana fananambahoaka, ny fandorana tranon'olona sy fandrobana fananan'olona, ny fanamboarana bomba hamonoana olona, ka ny ohatra tena alaintahaka ao dia REMENABILA, mamy hoditra hono izy io
3. andrywui ( 04/12/2012 21:40)
hahahahahah

ho avy hitabataba be eo zao i hery fa jereo anie e !!!!

de hanampy azy eo i mlamm sy locl sy i vony sy ry mpiondana magro lany mofo reo
4. misratana ( 05/12/2012 08:49)
Tsy sahy mitabataba eo ry lerony fa mbola variana mandalina fampianarana mamono olona sy mandroba!hahahaha
5. amfhaja ( 06/12/2012 05:02)
hahahahaha, @ zay ve lazaina fa adala charles ra manao ireny, ainLisany mihitsy le mandrebireby saimbahoka kle, kanefa misy farany ry baina io a!
6. misratana ( 06/12/2012 10:33)

amfhaja:

hahahahaha, @ zay ve lazaina fa adala charles ra manao ireny, ainLisany mihitsy le mandrebireby saimbahoka kle, kanefa misy farany ry baina io a!

efa in-tapitrisany angamba lisany no niteny hoe misy farany fa tena tsy tafa e!miantsoa tody de asevo anamboaran'i tokanono dara de tafa io e
7. misratana ( 06/12/2012 13:43)
misaotra manokana ny gazety observatera fa mba nivoaka tao ny lohahevitry ny tena e!milay ra-obs a
8. pulm ( 07/12/2012 10:41)
mampalaelo! lisany le zatra mifaly @ fahavoazan'ny afa! tsiresaka Ronono sy Bitro intsony izao fa ny fahasairanam-baoaka! sa lisany tsy vahoaka? sa efa lasa nivadika bitro!!!!!! normale ry bainaaaa! ny bitro minambilona de voky tsimila miasa!! iza no tena fototrizao fahoriana izao? no natenaina hanarina indray ity no vao maika nandetika! mbola misy farany daolo e! Andriamanitra tsy andtinareo andrinay( za tsy ronono a!!!!!)
9. misratana ( 07/12/2012 12:01)

pulm:

Inona lesy no mampalaelo anilisany ?toa lisany no mampalahelo mitrongo vao omana tsy mahavelo-tena ra tsy eo i Adala, lisany zao no BITROBE minambilona fa tsisy Adala mamahana na de omeny PITINY kely ao ami ecole Magro ara, zahay aloha tsy voa ary tsy mahantra velona otran'ilisany eh, normal ra mahita fahoriana lisany ko ny olona mizara vary mizara trano mizara fitsaboana mizara asa atakalo vary lisany ilaozan'ilisany mibosy BOMBA sy fankahalana ao ami sekolin'ilisany, nefa ilay vola ampiasain'ny FATY vola mivoaka ampaosin'ilisany ihany. Mba tongava saina ry MATY (Tim(a)) isany ah
10. pulm ( 10/12/2012 14:55)
ita mihitsy eo olona voky daina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156