ireo malagasy Jiosy

1. sitlo ( 27/11/2012 18:33)
.

[center][/center]

Dia iza ary moa ilay kohen Rivolala
[center][/center]

Izao ilay tonga amin'ny fitenenana hoe rehefa noana ny kibo mivezivezy.

Dia ahoana kosa nefa ny israelinina?
[center][/center]

Raha ny gasy izao no nisedra ireny fanafihana tao Gaza renivohitra ireny dia efa nitory teny indray fa tsy iosy kay fa arabo.
novalian'i sitlo ny 11/12/2012 05:47
2. moustaraf ( 30/11/2012 19:39)
salama namana,
-Ny asa fikarohana dia voatokana ho an'olom- bitsy izay nomena izany fahafahana izany, noho ny antony maro:
lafo dia lafo ny sarany,
mila fotoana ela sy maharitra,
mitaky saina matotra sy fahalalana manokana,
sns..

Fehiny:
-raha milaza izahay fa Hebreo ny fihavian'ny Malagasy, dia tsy miteniteny foana akory, fa TOY NY NILAZANA IHANY KOA T@ FOTOAN'ANDRONY HOE "indoneziana, afrikana, arabo,...."
Ekena fa mial fotoana ela ny fandraisana an'izany isam-batan'olona, arakaraka ny intéret entiny mandray sy manadihady ilay valim-pikarohana!

Tsy azo terena ihany koa ny tsirairay, fa anjaran'izay mitovy fomba fijery ny mitambatra sy mifanatona;

-Ny dikan'ny hoe KOHEN dia mpisorona, ka ireo mpandala ny finoana fototra ary tsy manaiky ny efa fahatongavan'i Mesia mpamonjy no manaiky ny fisiany; izany hoe Manao ny fisoroana tahaka ny t@ andron'i Aaron!

ho an'izay mino fa Yesho'a no Hamshyrha (mpamonjy) dia mino fa izy koa no KOhen Gadol ary tsy misy hafa aty ambonin'ny tany!
3. Miharena ( 05/12/2012 14:06)
Raha ny resaky ny namana Moustaraf izany dia Kohen Gadol daholo ny kristianina (Hamashyrha) rehetra ?

Miala tsiny fa iray ihany no fahafantarako na Kristy no iantsoana Azy na Hamashyhra, na Hara, ary mboal maro ireo fanononana izay azo antoka fa mametraka tsara ny maha-IZY AZY rehefa nisehoaNY marina.

4. sitlo ( 11/12/2012 05:47)
Za nefa izao mba te hanamboatra pyramida. Nefa ny kohen Rivolala voarohirohy fa nandrebireby sain'ny zaza tsy ampy taona.
Dia iza indray re ny jiosy anontaniako e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.136