Inona no zavatra takian'Atra amintsika?

21. bor2lais ( 05/11/2012 12:09)
ery ambony:

-Borlais2
Tsy ampy ilay hoe TIA AZY, sy TIA NY NAMANA,fa fenoy tsara ilay adininy satria milaza hoe: IZAY TIA AZY DIA MITANDRINA NY DIDINY.

Mba vakio tsara moa izay soratako e ! :-)
(Hatramin'ny fandraisanao ny pseudo-ko aza mivadika !) ;-)
22. niryna ( 11/11/2012 05:09)

Tefigasy:

niryna :

Inona tokoa anefa no zavatra takian'Atra antsika?

TOKANA fa tsy be dia be toa izay ambaran'ny hafa
Jao.6:40 "Fa izao no sitrapon'ny Raiko , dia ny hahazoan'izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy fiainana mandrakizay ; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany "

"La volonté de mon Père, c'est que quiconque voit le Fils et croit en lui ait la vie éternelle; et je le ressusciterai au dernier jour."
misaotra anao nizara
23. niryna ( 11/11/2012 05:16)

Miharena:

Raha ny fanadihadiana momba ny firazanana no resahana dia ataoko fa tsy misy maharatsy azy afa-tsy ny fiavonavonana na fanambonian-tena noho ny hafa.

Ny takian'Andriamanitra amintsika raha nandinika lalina io Baiboly io aho dia tsotra ihany : ny fahatsorana iainana am-pitiavana ao anaty tontolo vaovao hanjakan'ny fiainana mandrakizay. Ny ankoatr'izay dia zava-mandalo avokoa.
miombon-kevitra aminao koa aho saingy indrisy mantsy.. lavitry ny afo ny kitay e.Ny fitiavantena no manjaka,ny zarazarao hanjakana,ny fanaovana ampihimamba sy ny izaho,izaho irery ihany fa tsy mijery ny hafa,mihamanalavitra ny fitiavana fa feno fialonana,fankahalana,fisahosahoana ny fiainana .Enga anie ka mba hiova tokoa isika olombelona ka hitady ary ametraka ny fiainantsika hoe eo am-pelantanaNy. Hitsinjo ireo mahantra tsy manankialofana na dia rano ho sotroina aza mety tsy misy. Raha samy miezaka anao ny marina sy hijery ireo olo-mahantra ireo ny tsirairay dia efa zava-dehibe izay ary hoy tokoa mantsy ny Tompo hoe " izao ataoanareo amin'ireny olo-mahantra ireny no efa nataonareo tamiko koa"
24. niryna ( 11/11/2012 05:27)

moustaraf:

Salama namana,
Ilay fanadihadiana ny tantaran-mpihavianao ve no mampahalikiliky anao?
Ny malagasy dia tsy hiova mihitsy angamba; raha fisaorana no tokony hoa atao dia fanesoesoana no asetry ny ezaka bediabe ataon'ny hafa.
nilaza izany angaha aho? fa toa mahana ny ratsy izany e? mahana angaha hianao no miteny tsy anontaniana e?
Samy manana anjara biriky avy ny tsirairay hizara ny finoana ka,mahazo mizara izay tiana zaraina hianao,dia mahazo milaza izay tianao lazaina ihany koa fa anjaran'ny tsi11 no hino izay lazainao na tsia ka ok

-Baiboly no resahina eto ombieny ombieny:
Raha milaza aminao ve izahay heo: "anatin'io boky ivavahanao io anie ka misy ny tantaran'ny raybe nao sy hafatra mivantana ho anao,sy faminaniana ho an'ny Malagasy mitokana",
dia ESOESO ve no avalinao izany??? Tsy tokony ho faly ve ISIKA???
tsy nandray anjara izay resaka razanbe-nao tany aho aloha ka tsy fantatro izany fa toy ny rehetra mizara ihany io ka

-Satria tsy ilay mpitarika fivavahana ao aminao, na document vahiny ve no manambara zava-baovao aminao dia ho lazaina foana hoe HAFAHAFA???na ridicule???
averiko indray fa marobe ny mizarazara izay finoany ato isika ka samy maka ny tandrifiny avy ,ny mihevitra ny hfa ho maivana sy ny manambony ny azy fotsiny no mila tandremana fa aleo ny olona no anao famakafakana ary ny samy mijery ny fanahy miaraka isika satria mila mizaha toetra ny fanahy koa isika rehetra

-Ny lalan'ny famonjena dia "tsy TSOTRA KELY" tahaka izay ilazanareo azy; raha izany dia
TSY ETY NY VAVAHADY IDIRANA MANKANY,
dia eto amin'izay ary izaho no hamaly satria nangidihidy tsy natraorina hianao ary niteny tsy nanontaniana. Hay ve malalaka be ny vavahady miditra any e? miditra aiza aloha sao diso fandray aho hmmmm 1




25. niryna ( 11/11/2012 05:53)

moustaraf:

-Ny lalan'ny famonjena dia "tsy TSOTRA KELY" tahaka izay ilazanareo azy;

Eto tokoa izany hianao vao miteny tsy anontaniana el hay ve nisy nilaza fa tsotra ny famonjena e? angaha mora ny manaraka an'i kristy? ny tenany no efa nilaza fa ho halan'ny olona hianareo noho ny amiko hoy izy ka ahoana indray izany hoe lasa tsotra kely indray izy izany.Ary satria moa miresaka ny baiboly hianao dia manontany kely aho fa famonjena ho aiza aloha no lazainao io fa sao tsy mitovy ny hevitra ?

raha izany dia
TSY ETY NY VAVAHADY IDIRANA MANKANY,
TSY ROMBAHINA NY FANJAKAN'NY LANITRA, ary TSY ALAINA AN-KERINY
fa zpvy na zana-jovy no maka ankeriny ny lanitra sy mandroba azy io? aleo aloha hazava ny retsaka fa eto vao tena hafahafa tokoa hi,hi

IZAY REHETRA (maloto, janga, vetaveta, ...) dia hiditra ao daholo.
hanky ba re e.
Hay moa hianao tsy mamaky ny baibolin'ny kristiana ka atolotra anao eo indray ve ny teny ao tsy ho hafahafa tokoa fa na izany aza dia afaka mijery ao amin'ny site hianao raha te hamaky ny b aiboly fa manazava ny Jakoba fa feno fananarana maro dia maro ao toy ny fakam--panahy, ,ny finoana sy ny fahendrena,ny fizahana ny fanahy sns ary raha resaka hoe izay rehetra maloto,janga vetaveta dia hiditra ao daholo .. hiditra ho aiza aloha izy ity sao tsy mifankahazo ny resaka ,ataovy ny fandalinana fa manazava izay mibaribary ny ao amin'ny Jakoba 5 19- 24

Fa misy lalana voatokana, plan matipaika, fepetra voasoritra MAZAVA TSARA, izay TSY MAINTSY ARAHIN'IZAY REHETRA MITADY NY FAMONJENA.
dia tsy azoko intsony ny tianao ho tenenina eto satria ery ambony hianao milaza zavatra hafa eto ambany indray milaza misy zavatra tsy maintsy arahina raha hitady famonjena.
26. niryna ( 11/11/2012 05:56)

Tefigasy:

moustaraf >>
"Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin'ny fanjakan'Andriamanitra ." (mat.21:31)
ka izay ilay izy ,tsy misy marina na dia iray aza hoy ny Tompo fa rehefa miaiky ny fahotana ka mibebaka izay tsy nety natao dia mino tanteraka aho fa hamelantsika tokoa ilay Atra ary ny teniNy no efa nanambara izany .Rehefa nodioviny dia madio izay ilay olona ,rehefa nafahany dia voavelany tokoa izay ny helony sa tsy izany?
27. niryna ( 11/11/2012 05:58)

didi10:

Titosy 3,9
9 Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany
io indray i didi10 fa HS ooops sa fanontaniana misy kilema izy eto sa tsy mba mahita teny tsy misy kilema hianao androany oh! oh!
28. niryna ( 11/11/2012 06:00)

bor2lais:

niryna:

Inona tokoa anefa no zavatra takian'Atra antsika?

1. Tia Azy
2. Fanehoana fa manana Azy tokoa isika : tia ny namana !

Diso aho ve ? :-)

tsy misy mahadiso izany hevitrao izany ka marina tokoa izany -Tiavo ny mananao tahaka ny tenanao hoy Izy sa tsy izay ilay nolazainy?
29. moustaraf ( 11/11/2012 11:12)
Salama namana,
Averiko indray ilay fanontanina,
Ilay fanadihadiana ny tantaran'ny Malagasy ve no mahalikiliky anao, eto @ serasera?
30. niryna ( 17/11/2012 04:27)

[quote=moustaraf]
Salama namana,
> Sarotra ny manazava hevitra rehefa voasasa ny ati-doha entina miresaka![/quote ]
Voasasa ati-doha ? izay no manasa ary no sasana?

Ny ankamaroantsika miresaka eto manko dia toa te hamily, na hanatsotsotra, na hanao braderie mihitsy ny fidirana any an-danitra, asa na clientèlisme, na inona?
clientelisme amin'ny inona? adala daholo izany ny olona ka hanara-drenirano?
31. niryna ( 17/11/2012 04:37)
Maranatha:


niryna :

Mahalasa saina ihany indraindray ny mijery ireto olona MANDEFA KISARISARY ....
Inona tokoa anefa no zavatra takian'Atra antsika?


Tononiko aminao ihany aloha ny FIADANANA . Fa izao raha tsy zakan'ilay fanahy ao anatinao ireny kisarisary hentina hanazavana ny sain-tsika ireny mba hahafahan-tsika mandinika ny zavamisy marina satria hoy ny Mpamonjy ao @ Jaona 4:24 hoe Ny Avoindrindra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana.
Dia mandiniha tena fa sao tratran'ilay teny ao @ Matio 7:23 hoe Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: .
Mahereza ! Tsy mba manao Clientelisme izahay mba hitarihana anareo any amin'izay misy anay fa milaza aminareo kosa mba ho vavolombelona aminareo.
mazava ho azy izany fa fanahy tsy mitovy ny antsika e? aha. Mahavariana ihany an!
marina? dia diso avokoa izany ireo mizara ny tenin'Atra o1
ka raha maka sopapa ap anatin'ny baiboly hianao ,izaho mizara ny ao anaty baiboly,ahoana no asahianao miteny fa fanahy tsy mitovy ny antsika raha izany ooops

Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka (mpanota)
odrryy, iza no resahinao eto? io anio no mampalohilohy ny olona tsy mpino e,tsy manome tsiny azy ireo aho .Raha toa izao resahinao izao dia mihevitra ny tenanao ho ny fivavahanao ihany no izy e . Mety ho eny ary ny valiny raha toa ka tsy mitory an'i kristy hianao,mizara fa izy no Mpamonjy.
32. niryna ( 17/11/2012 04:40)

moustaraf:

Salama namana,
Averiko indray ilay fanontanina,
Ilay fanadihadiana ny tantaran'ny Malagasy ve no mahalikiliky anao, eto @ serasera?
diso tanteraka hianao raha izay no eritreritrao,samy afaka mandalina avokoa ny olona rehetra ary izay norotovinao any anao fa tsy misy idirako
33. niryna ( 24/11/2012 05:38)
moustaraf:

Salama namana,
Ilay fanadihadiana ny tantaran-mpihavianao ve no mampahalikiliky anao?
Ny malagasy dia tsy hiova mihitsy angamba; raha fisaorana no tokony hoa atao dia fanesoesoana no asetry ny ezaka bediabe ataon'ny hafa.
eto indray izao hianao dia miteniteny foana,nisy naneso angaha eo . Ary maninona no miandry ny oloha hisaotra,tsy azoko ?

-Baiboly no resahina eto ombieny ombieny:
Raha milaza aminao ve izahay heo: "anatin'io boky ivavahanao io anie ka misy ny tantaran'ny raybe nao sy hafatra mivantana ho anao,sy faminaniana ho an'ny Malagasy mitokana",
dia ESOESO ve no avalinao izany??? Tsy tokony ho faly ve ISIKA???
tsy azoko! fa maninona no lazaina fa manesoeso ny olona? sa zatra izany hianao?

-Satria tsy ilay mpitarika fivavahana ao aminao, na document vahiny ve no manambara zava-baovao aminao dia ho lazaina foana hoe HAFAHAFA???na ridicule???
mba azavao mazaka kely hoe ny tianao tenenina?

-Ny lalan'ny famonjena dia "tsy TSOTRA KELY" tahaka izay ilazanareo azy; raha izany dia
TSY ETY NY VAVAHADY IDIRANA MANKANY,
itanao,io indray ilay manao ny olona ho tsinotsinona ,iza aloha ity nareo ,nareo lazainao lava ity e

TSY ROMBAHINA NY FANJAKAN'NY LANITRA, ary TSY ALAINA AN-KERINY
fa iza no mandobaka ary izy no rombahina? iza no maka ankeriny ary hery avy aiza no manaiky alaina ankeriny sy maka ankeriny

IZAY REHETRA (maloto, janga, vetaveta, ...) dia hiditra ao daholo.

dia averiko indray baiboly inona no miteny izany

Fa misy lalana voatokana, plan matipaika, fepetra voasoritra MAZAVA TSARA, izay TSY MAINTSY ARAHIN'IZAY REHETRA MITADY NY FAMONJENA.
dia inona izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1374