tsy azoko mihitsy
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
![](https://avatar.serasera.org/493f44588b7b6015ad1c40d41a6d4122.jpg)
7. ral_
(
08/02/2013 13:20)
Salut dôly
Nanana fivarotana firavaka izany ny dadaben'ny dadaben'ny dadaben'ny dadaben' ilay sipa io dia nataony izay hampandeha ny bizina e! efa firy grama ireo le!
sady nampanaovina abonnement taty aoriana ka izay no tsy maintsy anampiana azy ity isan-taona.