ny gasy hoaho tsy mahavita azy raha tsy misy vazaha

1. bazylou ( 10/10/2012 17:16)
ny gasy ry zareo dia olona kondrana ihany satria tsy mahavita zavatra raha tsy misy vazaha manome saosy.......
Eto mada tsy misy zavatra vita raha tsy misy taim bazaha mandeha ao. na wc pokonolona aza tsy vita raha tsy misy mena sofina....
beeeeeeeeeeeeuuuuurrkkny gasy ry zareo dia olona kondrana ihany satria tsy mahavita zavatra raha tsy misy vazaha manome saosy.......
Eto mada tsy misy zavatra vita raha tsy misy taim bazaha mandeha ao. na wc pokonolona aza tsy vita raha tsy misy mena sofina....
beeeeeeeeeeeeuuuuurrkk
novalian'i AMIG0 ny 29/10/2012 10:08
2. cyril ( 11/10/2012 01:01)
k'efa vazaha nge ny prezida fa mbola vao maika nanin**** e
3. ryhe ( 24/10/2012 12:33)

cyril:

k'efa vazaha nge ny prezida fa mbola vao maika nanin**** e
ryhe
mandehana ampio izy rehefa lazainao oe kondrana e!,d asehoy aminy fa olona ohatranao zao no ilaina fa tsy manasofina akory
4. AMIG0 ( 29/10/2012 10:08)
Bazylou! Raha vendrana ny gasy, dia vendrana koa izany i bazylou satry enao di gasy ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4007