jenjina richara

1. cyril ( 26/09/2012 01:19)
Ny tsy arak'i Richara nge dia rasil iany no akamandry Remenambila e
Aiza no ananan'ny takapa kely eny ambanivolo kalaky raha tsy rasil no nanome azy. Kalaky 1 omby 1. Bizna dofisy tsara izany
Ny mampitomany andra-Risara dia manatena fa laklimozen no anenjeana dahalo.
Tana tsy ampy tosika fa fripery ve aazo kalaky? Vao mietsika kely tonga de asaindra-risara mifoka laklimozenina.
novalian'i cyril ny 11/10/2012 01:35
2. niryna ( 26/09/2012 23:15)
amiko aloha dia misy olona ao ambadika ao e.Tafiditra amin'izany ny ao amin'ny fitondrana,ny miaramila ,ny polisy ,ny zandary,ny frantsay indrindra indrindra.
Iza no mpamatsy ny fiadiana?Avy aiza ny fiadiana? Olona iza no manana fiadiana? olona iza no mahay mampiasa ny fiadiana ka mahavoa ny toerana tena fikendrin'ny mpiady?
Aiza ny toerana andefasana ny omby? iza no tompon'andraikitra ao? firenena iza? misy toby lehibe fanondranana izany omby izany fa tsy telo na efatra ilay omby fa amin'arivony.Mahafantatra ve ny mpitondra.Eny saingy mifandrirotra etsy sy eroa io ka rehefa misy tsy lany eo izay voa mivaky barara ny natao rehetra.izao aloha samy mameno ny kibony dia ny vahoaka no mijaly zara raha mihinana tapatsinay ,raha misy koa aza ny arapaka.
3. cyril ( 11/10/2012 01:09)
efa lasa deba faratampon'ny zandary takaka izao, Reymond tsy hay na maty na velona...

O ry zandary a, de tena soavaly mitsy ve nareo reto e. Ze kozin'ny debanao tsy maintsy arahinareo nefa avy eo ny debanareo i**ran'ny ol tsy misy sahy mamaly. Ny akamareo mba sahy namaly zao na ny fandevenana azy aza tsy re.
4. cyril ( 11/10/2012 01:35)
mamy ny miaina e.. na sipa kely tsy ampy taona 26 aza no indray tratra mivarotena dia aleo iany miohoka eo anatrehan'i Andry Rajoelina.
Andry Rajoelina zvt hen'omby ritra no kaliny isan'andro.. na ny mampiditra ny akanjony ao am machine à laver aza tsy ataony.. kabary kely nd1nd1 eny fotsiny d vita ny fiainana fa vola amina milira no mirotsaka any am banky
mba irato iany ny maso Richard Ravalomanana fa ianao ange afaka if*rany am'zao e!
d ahoana? na firy grady aza ianao. Tadidinao ny Général Ramananarivo Claude?
[CENTER][IMG]http://imageshack.us/a/img195/5320/gnralramananarivoclaude.png[/IMG][/CENTER]
Tsy asian-dreo raha zany ny fiainanao na kely aza. Nampekarin'i Andry Rajoelina ho Général enao satria manohana azy.
Fa refa tonga saina enao ka mahita fa tsy misy hafa amin'ny alika ao antokotanin'i Andry Rajoelina enao, d tsarovy Charle. Fa ho avy aminao ny tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4431