Mangataka soso-kevitra!!!

21. Moto ( 21/11/2012 06:22)
Bonjour kukku
Za lehilahy 26 ans
Ts maprisika anareo hisaraka za? fa mba sosokevitra ity
fa ra ny lehilahy zany no tsy tia firaisana de tena ny tenanao manotolo mitsy no tena halany. Ary izy ve nefa tsy mampirafy anao?
22. lalariss ( 23/11/2012 05:34)
Ny ahy de tsotra iany ny lazaiko anao resaho amin'ny havany fa izy no tsy miteraka fa tsy ianao.Ianao mantsy no lasa mizaka ny vokany fa ny azy madio, io anie tsy voatery oe misy zaza vao sambatra ny tokatrano e afaka manangana zaza ianareo roa ra tinareo zany.Ianao koa esory ao andoha ny oe isaraka tsy solution zany e anjaranao io a de tiavo tel qu'il est.Mino aho fa tsy nanapo ianao oe ny vadinao no tsy iteraka atao akory ary fa izay no alo no misy.Isika vehivavy dia natao andefitra tiavo fona izy na inona na inona;mba manaova suprise ho zay e.Raha ny vavan' ny fianakaviana zany no enoina de tena tsisy vehivavy manambady zany.REsaho aminy fa tsy maninona zany na tsy miteraka aza izy mety kivy koa ange izy fa tsy itany ze atao aleo aza ny lehilahy no tsy miteraka toy izay isika vehivavy satria isika mahay mandefitra fa izy tsy mahay izany.Maereza ravavy fa tokatrano 2 ans tena tokony mbola ao anaty fahasambarana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565