Kely fanantenana ny amin'i dada Marc ah ..!!

1. andrywui ( 13/08/2012 11:49)
- raha ny ao ampon'ny olona rehetra de ny tsy hampilatsaka an'izy mtsamy (Dada sy i Joelina) ..! saingy ny an'i dada no tena hizingizinin'ny oul mafy mihitsy ny tsy hidikidirany amin fifidianana !! fa kosa refa vita ny fifidianana de sur fa ho avelan'ny oul hiditra eto amn tanana izy !!
- tokony manomana oul milay ny TIM efa naverimberiko fona zay fa de hiandry oul 1 ve ?? ny fifidianana anefa hande fona !! ny oul tsy te halala fa ze mirotsaka eo iany no fidiana !! - raha zah ry zalah TIM de i Mamy rakotoarivelo no adehadehaka eran'ny tanana hiantsoana anjombona aloha sao de mba mahavoa ihany ny kitsaopaka !!
novalian'i hadji ny 05/09/2012 17:32
2. ratanty ( 20/08/2012 13:08)
ref tsy tafody dada Marc de neny Lalao afaka milatsaka soa amantsara e! sady mbola tsy nisy ratsy nataony teto @firenena no mamim-bahoaka rahateo izy,sady aleo mba ny andriambavilanitra ndray no hitondra ny firenena ref tsis nahavita reo lehilahy rehetra h@zay ka h@zao e.....!
3. andrywui ( 20/08/2012 20:06)
Rataty à hevitra milay kou zany à

Ary sao de nomen i neny paitra tao i Tanty alou de manao kamikaze eto ...
4. cyril ( 21/08/2012 01:09)
na Lalao koa aza tsy poinsa fa sao tsy lany eo ny bandy..
5. andrywui ( 23/08/2012 11:43)
poinsa lesy bainn i mamanay aa ! omeo mdp n'io cyril io less alou rapika a s'il t plai
6. dadabe ( 01/09/2012 12:49)
manja angaha lty lalao ?
7. hadji ( 05/09/2012 17:32)
eh! fa maninona no manja iny ry babah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178