mba resak BANDY GAY E!

21. abidia ( 09/12/2012 18:29)
Azoko tsara. Tsy tiako koa ny vehivavy mikoty ahy, na ray aman-dreny mikoty ahy ho vadin-janany vavy!! :-) tsy haiko taiza ingahy no nisy nikoty fa normalement tsy mikoty hetero ny gay. Manana gaydar (radar ho an'ny gay) izahay. Hetero daholo ny ankabeazan'ny kofy namako, mahafantatra tsara ny momba ahy. Tsy mbola nisy natahotra ny ho kotiko izany mihitsy...

hery:

Raha tsy manana olana tokoa aloha i abidia dia tsy olana amiko. Ny ahy ilay olona miteny hoe homo dia nefa sady mijaly no ezahako itadiavana vahaolana.

Fa ny tsy tiako koa dia ny homo izay mikoty tsy homo. Marina fa mbola vitsy ny homo fa na izany aza tsy voatery kotina daholo ny lehilahy hita.
22. andrywui ( 09/12/2012 20:16)
mitovy fijery sy mpiakama alou isika sy isefo hery eto a !!!

zao ry zalah PD a tsy de be kozy ah fa jereo misy temoignage nle bandy iray io eo io oe nanao homo kou lery fa tafiala nedala , maninn ry lerony raha mba ampandeferina le filàna be ao amlisany a !! voalohany alou de tadidionlisany tsara , fa ratsy be no fiafaranlisany raha resaka finoana no resahana satria tonga de any amin'ny AFOBE lisany !! tena kozy zany , jereo ny tantaran'ny sodoma sy gomoro fa tsy namindrana fo mihitsy ny sodomita ,,ka za tsy hiditra amle resaka oe bandy gay less kotiana na oe aza manadala kofboy tsy gay lisany fa tonga de tena fitiavana be less ry lerony nenah oe tena ialao ry zalah fa hay zany le izy afaka ialana raha le kozin'io akama io azy a ialao fa tena tsy any mitsy io !!
23. andrywui ( 09/12/2012 20:21)
maninn letsy ry lerony raha mba manandrana sipa ndray kotiana a ! tsy milay letsy ry ra homo a ,, mba manandrama lisany mba mandefa "email" aminireo "sipa ato reo" ... raha tsy sahy mikoty sipa lisany de reny "ramama, ramama" reny alou handramana ! andefaso "email" kalony de itanlisany aveo fa milay le resaka sipa fa tsy resaka tingim-bodim-bandy no mampiainga anlisany eo a
24. abidia ( 09/12/2012 21:30)
...ary raha tsy mino ny 'resaka finoana' ?

andrywui:

mitovy fijery sy mpiakama alou isika sy isefo hery eto a !!!

zao ry zalah PD a tsy de be kozy ah fa jereo misy temoignage nle bandy iray io eo io oe nanao homo kou lery fa tafiala nedala , maninn ry lerony raha mba ampandeferina le filàna be ao amlisany a !! voalohany alou de tadidionlisany tsara , fa ratsy be no fiafaranlisany raha resaka finoana no resahana satria tonga de any amin'ny AFOBE lisany !! tena kozy zany , jereo ny tantaran'ny sodoma sy gomoro fa tsy namindrana fo mihitsy ny sodomita ,,ka za tsy hiditra amle resaka oe bandy gay less kotiana na oe aza manadala kofboy tsy gay lisany fa tonga de tena fitiavana be less ry lerony nenah oe tena ialao ry zalah fa hay zany le izy afaka ialana raha le kozin'io akama io azy a ialao fa tena tsy any mitsy io !!
25. andrywui ( 10/12/2012 08:55)
Tsy mino an'Andriamanitra ve elah ry abidia ??ze resaka sex s'y tingimbody amna bandy ety antany ve no hanarianlah ny fanahinlah any amn helo ??? Resaka sex????? Hafa be ndray zay safidinlah zay ka ,,, ra zay de tsy hikozy tsony ah rahomo abidia à tohizo nenlah refa sarotra anarina elah
26. sitlo ( 10/12/2012 09:53)
abidia:
ary raha tsy mino ny 'resaka finoana' ?


Dain...! sitoniko ny teniko raha izao ny vokany. ewww
27. andrywui ( 10/12/2012 11:42)

sitlo:

abidia:
ary raha tsy mino ny 'resaka finoana' ?


Dain...! sitoniko ny teniko raha izao ny vokany. ewww

Miombonkevitra amindrasitlo kou ah fa sitoniko kou n'y teniko sady manasa tanana amlisany ah rizy mitsamy à
Fa mba dinio milay iany fa fopla be zany fikanlisany itingina kofboay lava zany
28. abidia ( 10/12/2012 12:25)
Fa maninona no tonga dia resa-body foana no resahana raha vao miresaka relation gay? izaho angaha izao handeha hanontany couple hétéro hoe impiry ianareo no manao firaisana, manao amin'ny vody sa tsia, inona avy ny positions?? ny fiarahana amin'ny olona amin'ny ankapobeny dia safidy hizarana ny fiainana amin'io olona io na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona.
Ary ny momba ny hoe resaka finoana, dia miala tsiny aminareo fa samy manana ny fomba itondrany ny fanahiny. Tsy ho voatery ho kristianina daholo ny olona. Mampahatsiaro ahy ny réaction'ny namako silamo sasany, izay manontany tena koa hoe maninona no tsy silamo daholo ny olona nefa i Mahomet no mpaminany farany!!
Sintony ny teninareo fa tsisy olana io e! :-)

andrywui:


sitlo:

abidia:
ary raha tsy mino ny 'resaka finoana' ?


Dain...! sitoniko ny teniko raha izao ny vokany. ewww

Miombonkevitra amindrasitlo kou ah fa sitoniko kou n'y teniko sady manasa tanana amlisany ah rizy mitsamy à
Fa mba dinio milay iany fa fopla be zany fikanlisany itingina kofboay lava zany
29. andrywui ( 10/12/2012 14:23)
ny tena bizarre amity resakelah ty ry homo abidia de tena elah gasy fa tsy arabo na silamo arakin'ny teninlah nefa de sahinlah miteny oe Athée elah , elah nefa malagasy , zay ah less vao nahita malagasy athée hatramzay nipotsahan'ny voamasoko raabidia !!! fa de nohon'ny resaka tingina vody na bandy fotsiny ve no hanaovanlah athée de tsy hino an'Andriamanitra letiee !!

zao e misy fika milay anakiray ity : anotanio le bandy aetsy ambony etsy raha tena vonnn hiala amin'io fiainan'alika io elah anotanio lery ny fika milay nampiala azy tamle sodo homo fa mety hampatafa anlah ny fikoziny ny fandehany eo !! tsy aleonlah less ry akama zay de mba mitovy amin'ny bandy rehetra elah ??? io lery io
30. andrywui ( 10/12/2012 14:25)
bandibe --))) io ny anaranlery etsy ambony etsy !! andefaso email takaka de anotanio azy ny fikany milay fa mety tsy iainga tsony elah ra homo aa
31. Nehemiah ( 10/12/2012 14:59)

andrywui:

ny tena bizarre amity resakelah ty ry homo abidia de tena elah gasy fa tsy arabo na silamo arakin'ny teninlah nefa de sahinlah miteny oe Athée elah , elah nefa malagasy , zay ah less vao nahita malagasy athée hatramzay nipotsahan'ny voamasoko raabidia !!!

Tsy de bizarre firy rehefa tena dinihina : izay no vokatry ny génération 1 manontolo notezaina fa tsy ilaina i Andriamanitra, @ alalan'ny néo-darwinisme. Fa kosa manambara ny réaction-nao fa tsy maintsy mifoha antsika mpino ka manohitra mafy dia mafy.
32. abidia ( 10/12/2012 15:05)
fa nanomboka oviana no nisy lalàna hoe rehefa gasy dia tsy maintsy kristianina???
"tena vonnn hiala amin'io fiainan'alika io elah"??? fa ialahy ve frustré eo amin'ny fiainana e? maninona tsy ny fiainan'ialahy aloha jerena atao milay tsara dia izay voa miteny ny an'ny olon-kafa?

andrywui:

ny tena bizarre amity resakelah ty ry homo abidia de tena elah gasy fa tsy arabo na silamo arakin'ny teninlah nefa de sahinlah miteny oe Athée elah , elah nefa malagasy , zay ah less vao nahita malagasy athée hatramzay nipotsahan'ny voamasoko raabidia !!! fa de nohon'ny resaka tingina vody na bandy fotsiny ve no hanaovanlah athée de tsy hino an'Andriamanitra letiee !!

zao e misy fika milay anakiray ity : anotanio le bandy aetsy ambony etsy raha tena vonnn hiala amin'io fiainan'alika io elah anotanio lery ny fika milay nampiala azy tamle sodo homo fa mety hampatafa anlah ny fikoziny ny fandehany eo !! tsy aleonlah less ry akama zay de mba mitovy amin'ny bandy rehetra elah ??? io lery io
33. andrywui ( 10/12/2012 15:53)
ok ok .aleo tsy miady fa mbola ikozy tsika e désolé amle oe fiainanalika ary e ok ,,
Fa hono oa lty ra abidia fa innn no tena natonga anlah niainga otrizao lty ? Nga tsisy sipa teny amn tanananlisany fa kofy daolo ? ...ary elah mahatsiaro iany oe tsy mety izy io ndraindray ,, de n'y farany less elah mamely anle bandy lty sa elah no asina hihohinhonhon ....valio kiraikaraika less akama à ok e
34. abidia ( 10/12/2012 18:08)
niaraka tamina sipa aho kah - nanana sipa telo aho...aman-taonany. Hafahafa tokoa amin'ny voalohany nony tsapako hoe gay aho satria tsy mitovy amin'ny kofy boay rehetra. Fa noho ny nanao recherche be dia be momba ilay sujet aho dia naleoko ni-assumer-na. Betsaka ny gay refoulés tamin'ny olona noresahako satria matahotra ny torahan'ny fiaraha-monina vato. Ary betsaka amin'ireo no manam-bady aman-janaka, fa manana kofy eny an-tsisiny...io par contre tena hitako hoe miatsara ivela-tsihy.
Tsy mahatsiaro mihitsy aho hoe tsy mety kah! en fait ny an'ny gasy raha vao miresaka gay tonga dia sarim-bavy sy travesti no ao an-tsaina. Statistiquement 10%-n'ny lehilahy gay, fa misy no tsy miseho. Ary betsaka ny personnalités ouvertement gay (artistes, hommes politiques, sportifs, etc.), ary raisin'ny olona tsara. Mbola tsy tonga amin'izany aloha ny aty amintsika ary izaho tsy miteny hoe tsy maintsy terena ho tonga amin'izany.
euh tsy valiako ilay fanontaniana farany :-) izaho tsy handeha hoe inona ny position-n'ialahy rehefa manisy ny vadin'ialahy ;-)


andrywui:

ok ok .aleo tsy miady fa mbola ikozy tsika e désolé amle oe fiainanalika ary e ok ,,
Fa hono oa lty ra abidia fa innn no tena natonga anlah niainga otrizao lty ? Nga tsisy sipa teny amn tanananlisany fa kofy daolo ? ...ary elah mahatsiaro iany oe tsy mety izy io ndraindray ,, de n'y farany less elah mamely anle bandy lty sa elah no asina hihohinhonhon ....valio kiraikaraika less akama à ok e
35. andrywui ( 04/02/2013 17:10)
Gaigy zany sannn'a tena dinika hafa mitsy ty andraabidia ty kle
De elah zany noho io fika io nanomboka nataonlah no.natonga anlah ho athée ?? Satri sur fa mety nalefan bofinlah katesizy iany n'a sekoly alahady elah amn papozy
36. humiliervous ( 10/04/2013 13:10)
Salut dahol a!Rehefa namorona ny olombelona Andriamanitra dia nataony LAHY sy VAVY;ary ireo no nataony ho MPIVADY ary VADY SAHAZA ANDRALEHILAHY RAVEHIVAVY.
Amiko; mifanohitra amin'ny sitrapon'Andriamanitra izany bandy GAY zany. Sa aona???
37. FENOSOA2 ( 21/06/2013 09:40)
Slt dhl? Hoanao zay tratriny zn d mivavaha mafy d antsoy jesosy esory amiko zavatra ts araky sitraponw zao d ho hitanw.
38. ialahy ( 26/07/2013 15:03)
ary tsy mety angaha raha miaraka aminy vehivahy mitomba-dahy reny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2658