La buse 2012 fanazaratena fiarovana vavatany any faritry Diana troupe d'elite tafika malagasy sy frantsay

1. milamm ( 08/06/2012 00:24)
sangany vaovao tselatra miisa 400 lahy izy ireo mifangaro no manao fanazaratena (1er Regiment De Forces d' Intervention, fusilliers-marin commando 2e RFI, RPIMA La Run sy lezoka avy ao Mayotte), iarovana indrindra ny Faritra Diana sy Diego @ mety fidirany reo jiolahitsambo somaliana zay tsy lavitra azy ireo... efa nisy tokoa ny fiarahamiasa toy izao ny 2007 zay tapaka ny 2008

http://www.afriquinfos.com/articles/2012/6/7/armee-malgache-fran%C3%A7aise-lassaut-pirates-203812.asp

any ivelany indray mitopy maso @ fiarovana ny Pdt Hollande dia vehivahy indray izao i Rtoa Sophie Hyatt 44 taona lehibeny sampampiarovana ny filoha GSPR mifehy tafika 100 lahy, miantoka ny aina sy ny fiarovana filohampirenena 24/24 mahafinaritra

http://www.afriquinfos.com/articles/2012/6/5/france-bodyguard-hollande-203623.asp
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 14:51
2. mirananirina ( 08/06/2012 10:03)
Misaotra manome vao2 milamm a,mbola miaramila ihany an
3. milamm ( 08/06/2012 12:19)
vaovao mba ampitaina ftsn iny ka, zany no tokony ataony rasil sy mamboly any beraketa fa tsy manongampanjakana...
4. dadabe ( 11/06/2012 16:55)
ekena bainina a
5. milamm ( 13/06/2012 02:39)
fa zao bain a, kozy kely anjorony tsy mino izany fitondrana miaramila manao politika zany tsony ny rehetra ny tena marina efa mizarazara izy ireo @ izao fotoana resahatsika izao, raha ny lasa no jerena esoriko ao anatin'io Itpkl Jen. Ramanantsoa, Itpkl. Jen. Ratsimandrava (maherifo ny vahoaka Tafika sy Foloalindahy / namoy ny ainy toa an'i Thomas Sankara) samy tetezamita ilay Amiraly moa na sambon'i Gasikara aza nampanjavoniny nandohalika ny Firenena ny ambiny sangany nandimby kln lylison, sarla, ndrianarijaona ary reo lietna sy kaporaly nanohana an'i lavanify mpanodina kapila nampisarakorako ny retraretra tonga de kobo oe aiza no iafarantsika sepotra oa ny pokna aleo ifanantona hiresaka tsisy hatak'andro izy 4 mianaka. Ny tena olana goavana iadiany lavanify dia ny itazomany ny zony sy fahefana mandidy tsy ho voakasika ao anatin'izao fikarakarana fifidianana sy ny aoriana ... 3 taona tapidalan-kaleha fotoana fiaikena toy ny nataon' Atoa Ravalomanana teo aloha ka miaramifamela sy mifanome soroka hanarina reo zay tsy mety, asa na rahoviana reto mpanao politika reto vao misy ho tonga saina (sanatriaviny vava ladininy lela indray andro any ahantony olona toy kitoza oh. i lavanify otrany nanaovany Itpkl Piera be sy ny mpianany teo @ vavahadiny gara an'i Dauphin be tts izay no iafarany rehefa mankahatra hatezerany mpiarahamonina)

6. milamm ( 15/06/2012 14:07)
ny dahalo befotaka tsy voasambotra satria ireo manamboninahitra nidina any dahalo ambony latabatra iresaka @ dahalo antanety mponina maro no nifindra toerana tsy satry any faradofay
(aiza dolidoly reny fampitaovana helico, fiara tsy mataho-dalana, fitaovampiadiana nozarainy tafika frantsay sy libiana ...)
7. dadabe ( 21/06/2012 15:59)
ka mbola mamarotra boua 2 roze ane zareo ramilammm ee .....tsy mbola te hiala fafa te ahanao multi milliardaire kleuleu
8. milamm ( 23/06/2012 03:36)
tsy mbola tonga saina kalo reo oe efa kihon-dalana zao e ho toy ny varatra ny fipoakany eo ambony lohany lavanify vao ho taitra oe ty vao t..
9. dadabe ( 24/06/2012 14:51)
..ty vao tay ve...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2858