avotra iany alou TIKO Andranomanelatra kle !! haleloia !!!

1. andrywui ( 07/06/2012 11:58)
- tena azo lazaina fa fambara tsara alou le tsy nampiotsana ny TIKO Andranomanelatra e !! avotra iny alou !!!!

- tokony mba miray hina otrireny mponin'andranomanelatr'ireny kou ny mpiondana eto Tana fa tsy oe faly mikepoka ny volan'i dada fotsiny !!

bravo ry vaoakan'andranomanelatra a !! - reo no tokony omen'i dada fanampiana alou fa tsy ry magro ts mahavita raha !!!!


na izany aza de aza de faly sy misioka mialou ry zareo fa anjato miliara hono no volampanjakana ts naloan'i dada fahiny !!! ........


- azo hanaovana demande anefa hono ny mba mangataka famindrampo amin'ny fanjakana anzany hono oe mba avelao ny helokay ,aza takina tson zan onitra zany d mety ho tafa iany !!!! - ny mponina mpiasa ao no tena mapalaelo amzany !!!


- fa raha ijery lavidavitra kely isika de kay zany i dada nanao TIKO ,MAGRO niditra miliara isanandro iny ry reto ka benefice daolo zan fa tsy nandoa IRSA , TUT , TVA sns ...izy fa de nakepony soamatsara daolo !!! gaigy iany izy ka !!zao itan'ny oul n zafera kou !!.3...
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:17
2. moi ( 11/06/2012 10:53)
na tokony tsy handeha am sentiment aza, mba malahelo ihany raha toa ka tsy tafavoaka Tiko, na rariny ny zava-misy na tsia
Sa aleo hoentina amin'ny hoe ny mpiasa madinika jerena e !!
3. dadabe ( 11/06/2012 16:56)
tadido fa reharehan ny gasy anie ny fisiany teo aloha e,aza mijery olona fa ....
4. nilex ( 14/06/2012 12:53)
ny tena mampalahelo amin'ny resaka TIKO dia izao,lasa resaka politika be ilay izy ka lasa figafiana fotsiny no manjaka.Raha tena izy anefa na inona na inona antony dia tokony hosokafana ny tiko satria orin'asa malagasy io ary tena mamelona olona maro be mihintsy.Tokony ho sokafana aloha io avy eo midinika ny tohiny fa tsy manao lohana jiolamboto fotsiny ny fitondrana satria matahotra an dra8 izay efa manakarena foana na ho sokafana io na tsia fa ny vahoaka mpiasa ao no mampalahelo.Lasa olona vitsy no mahazo tombotsoa nefa tsy hampandroso ny tanana akory
5. dadabe ( 17/06/2012 09:17)
ka tadavin ndry lerony hojapiana indray angamba leuleu....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5722