jereo anie e tonga ny mokondoha be !!!
1. andrywui
(
10/05/2012 10:16)
de mety tsy azo ialana ndray zao ty 13mei ty fa mety ho pan pan pan pan be !!satria nahoana ?? satria tsy maintsy ho avy ndray zao reo mpiondana mpandroba de hamaky magazay eo Analakely otran'ny le fanaony ndray !! de innn fa tsy ho velona ndray ny sakoroka sy ny sambodokitra apres an'io le 13 mei io !! maninnn ary raha tsy mafy detety e !! maninnn raha mande mlamm sy maka autorisation aradalana ee
vaovao misongadina 10-05-12
Hafana...
Hidina an-dalambe ny mpanohitra amin'ny 13 mey izao
ImageHetsika fanombohana hanehoan'izy ireo ny tena herin'ny mpanohitra rehefa mitambatra no atao amin'io.
Rehefa samy naka ho azy, na dia mitovy foto-kevitra, nandritra izay telo taona nisian'ny krizy politika izay ireo tsy mpankasitraka an'ity fitondrana mijoro amin'izao fotoana ity dia tapa-kevitra fa hivondrona manomboka izao. Fivoriana sy fihaonana samihafa no notanterahina hatramin'ny herinandro ambony. Omaly no namaritra ny « action » hatao tetsy amin'ny Radama Hotel Antaninarenina ireto vondron'ny mpanohitra ireto ary dia raikitra fa amin'ny 13 mey izao no hampiseho ny heriny voalohany sy haneho ny fitambarany amin'ny fanoherana ny fitondran'i Andry Rajoelina ry zareo. « Tapaky ny hery mpanohitra rehetra nandritra ny fihaonana naharitra adiny dimy fa tsy avela handalo fotsiny ny datin'ny 13 mey. Daty manan-tantara io ka hisy ny fihetsiketsehana iombonana hanamarihana azy amin'ny alahady 13 mey izao, izay amin'ny tolakandro no hanaovana azy », hoy i Lalatiana Ravololomanana sy Rabenarison Nambinintsoa ary Edouard Tsarahame nitatitra tamin'ny mpanao gazety, omaly. Tsy nety nilaza ny mety ho endrika sy ny toerana hanaovana ny fihetsiketsehana anefa ireto farany na dia efa tapaka tamin'ny fivoriana aza izany. Nolazaina fa ireo vondrona mpanohitra tsirairay avy no samy hanambara ny fandehany.
Fandrodanana
Raha ny fanazavana tsy dia nivantana loatra anefa dia fidinana an-dalambe no hatao amin'io andro io. Loharanom-baovao iray avy amin-dry zareo no nanambara fa eny amin'ny Kianjan'ny 13 mey no hanatanterahana ny hetsika. «Fankalazana ny datin'ny 13 mey ve no hatao dia handeha any amin'ny toeran-kafa fa tsy maintsy ho eny no hanaovana azy », hoy ity vaovao ity. Tsy misy resaka fahazoan-dalana izany amin'io hetsika io fa avy hatrany dia raikitra. «Tsy angatahana alalana izany ny fanamarihana daty anankiray », hoy i Lalatiana Ravololomanana. « Hetsika fanombohana ihany ity hatao amin'ny 13 mey ity fa fandrodanana ny tsy rariny sy fananganana ny Repoblika tena izy no tanjona. Resy lahatra ny rehetra fa rehefa fanavotam-pirenena dia mihetsika ny rehetra. Dia samy nanaiky fa tsy maintsy hatomboka ny hetsika satria manery ny fandehan-javatra miseho eto amin'ny firenena. Tsy mandeha amin'ny kisendrasendra ny hetsika hatao », hoy hatrany ny fanazavana. Mino tanteraka ireto vondron'ny mpanohitra ireto fa hahomby ny hetsika. « Mahita ny zavatra iainan'ny sarambambem-bahoaka amin'ny lafiny rehetra izahay. Efa tena tsy mety intsony », hoy izy ireo. Dia ho hita eo fa ahiana hafana io na dia nambara aza fa am-pilaminana sy ampahamendrehana tanteraka no hanaovana ny hetsika kanefa tsy hamela amin'izao izany ry Jeneraly Ravalomanana.
Ny Tahiry R.
novalian'i pulm ny 05/06/2012 10:23
2. andrywui
(
10/05/2012 10:21)
ty lalatiana ty mintsy no tokony sakorohana voalohany fa tsy mba manara-dalàna zany mitsy !! hatramzay nahafantarako anle ramatoa io de io fanaka malemy be loha io no ahaizako azy !! nefa anie zao tsy hanatrika eo akory izy fa ny pokna no avelany hifanehitra amn prà s bodika eo ee !! izy miaingainga eny amn sisitsisiny eny fotsn alou miainoaino oe mankaiza mankaiza ka vao raikitra n sakoroka s sambodokitra (satria mou tsy nahazahoana alalana io) de iny izy no miala oaiaka be any ! de vizana eo daholo ze paingotra eo
3. milamm
(
10/05/2012 23:44)
'tsotra be le izy, tsy resaka pro sy anti n' iza2 resaka sakoroka izany dia ny malemy aratsaina sy tsisy fahaiza miaina (raha zao hevitra zao no zohina de resy ve oh. sarindokotra tany frantsa de anao sakoroka izy sy ny lobby-ny na olo sasany ump? na koa ny antoko sosialista ahiana ahazo seza marobe ao @ parlement anomboka anagadra ol marobe sy ny media tsy mitovy hevitra aminy?
. Tsy fankatoavana ny fototry soatoavina Malagasy marobe anisan' izany fihavanana, asa na tsapany wui zany na tsia olona manoratena ho filoha tsisy nifidy tototry ny fanilahana andraikitra an'ireo teo aloha raha nilokaloka t@ ireo natao sorona teny Ambohitsirohitra sy ny black monday fa anova tsara kokoa ny revolisiona oranjy, izao mihombo ny aretina mahazo ny firenena
efa mahazatra le firesaky toi fa ilay naniraka an'i toi no tianay ho fantatra, ento eto izy hitafatafa
. Tsy fankatoavana ny fototry soatoavina Malagasy marobe anisan' izany fihavanana, asa na tsapany wui zany na tsia olona manoratena ho filoha tsisy nifidy tototry ny fanilahana andraikitra an'ireo teo aloha raha nilokaloka t@ ireo natao sorona teny Ambohitsirohitra sy ny black monday fa anova tsara kokoa ny revolisiona oranjy, izao mihombo ny aretina mahazo ny firenena
efa mahazatra le firesaky toi fa ilay naniraka an'i toi no tianay ho fantatra, ento eto izy hitafatafa
4. milamm
(
10/05/2012 23:51)
desobeissance civil io zao no iainany fiarahamonimpirenena eto, matoa ny mpianatra tapakevitra ilatsaka andalambe dia alohalika ny ranombary,nahazo tsodrano rar izy ireny fahatsapatena fa tsisy nitarika, efa ela no nangotraka ny ranombary ny fotoana aharitra azy sisa no andrasana
5. milamm
(
10/05/2012 23:54)
farany mba manaraha wui vao2 satria tsy miaina ny aty antoerana milaza ho mahita volana alohan'Ibiby (Habib)
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=21993:ministere-de-leducation-nationale--des-dizaines-de-milliards-detournes&catid=64:newsflash&Itemid=67
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=21993:ministere-de-leducation-nationale--des-dizaines-de-milliards-detournes&catid=64:newsflash&Itemid=67
6. andrywui
(
11/05/2012 07:09)
Mlammm à !! Tsy mety zany mamorivory olona fahatany tsisy autorisation zan oa ,,n'a tam fitondraniza n'a iza amampolo taona maro zay fa tena ra vo tsisy autorisation mazava kosa d tsy maintsy lakrimena hiparitaka fa tsy mety e ...mitondra n'y olona hifanehatra lava amn bodika fona n atao fa tsy mba misy fika milay hafa mitsy le mpanao politika mpitady seza reto
7. andrywui
(
11/05/2012 07:12)
Film efa fahagasy mitsy le mitondra olona apiadina amn bodika io ,,de zay ko ry gogole de tsy mba misaina fa d mivarotra aina Ho an'ny sezan'ny olona fotsiny ...fika hafa ndray atao fa efa leo Blood sport van damme n'y olona e
8. bazylou
(
11/05/2012 09:43)
ka ry lerony anie ry baina mpandevy tay an tsalaka daholo e.
Gvt ikambanna nefa na ry lerony ao anaty gvt aza miady ohatran'ny alika.
Gvt ikambanna nefa na ry lerony ao anaty gvt aza miady ohatran'ny alika.
9. pulm
(
11/05/2012 09:54)
mampihomehy hihihihihihihihi!!!!!!!!!!!!
ny sasany angamba efa voky daina any alavitra any dia tsy mahita izayzavatra mitranag; ny olona koa ange rehefa avy midaina dia tsy mafatatra ny tena izy e! ny rano kely lazaina fa renirano,
ny sasany angamba efa voky daina any alavitra any dia tsy mahita izayzavatra mitranag; ny olona koa ange rehefa avy midaina dia tsy mafatatra ny tena izy e! ny rano kely lazaina fa renirano,
10. andrywui
(
12/05/2012 12:18)
ka rahapitso zao ry pulm no tena ahitana anze tena mpanamaina eto amin'ny tanana oe iza marina no mpihanika matetika eto !! ...jereo raha tsy bandy mpiondana mpanamaina daolo zao no mijorojoro mihantsy prà eo amin'ny 13 mei eo rahapitso fa tsisy zavabanona zany eny ! de jereo ko zao raha tsy farafahakeliny magasin 10 no amboarindry mpiondana rahapitso ao !!
rahapitso anie no aiatana azy pulm a , tonga de takina io vavanareo io zao vao mpoitra zay film efa fanaondry zalah mpanohitra zay eee !
rahapitso anie no aiatana azy pulm a , tonga de takina io vavanareo io zao vao mpoitra zay film efa fanaondry zalah mpanohitra zay eee !
12. pulm
(
05/06/2012 10:23)
dia aiza ary le magasin vaky? dia firy ny isany? tsy ohatry ny taloha intsony lesy ny gasy zao a! y olon'ny foza no mamaky magasin, jereo ny t@ 2009 firy ny vaky? nefa jereo @zao misy vaky ve o?