FITAKIANA
1. pulm
(
07/05/2012 10:34)
Fa maninona kosa no dia manao zara vilane?
Jerevo ny miaramila vao nanao ny greviny dia voavaha tao anatin'ny 24 ora ny fitakiany, satria ve any aminy ny lakile dia tsy maintsy tambatambazana ohatry ny zazakely!(nigrevy izy fa tsy tapaka ny karama)
Ny mpampianatra mpikaroka vao nigrevy elaela dia voavaly ny fangatahana sy izay sitrapony rehetra(ny tafika koa torakizany) tsisy tapaka karama
Ny mpitatitra vao hoe igrevy ny alaroby dia novaliana ny talata ny fangatahany rehetra, tsy nisy sazy nahazo azy
Fa ny mpampianatra madinika kosa ve raha vao migrevy dia hoe tsy maintsy miverina mampianatra ny alatsinaina fa rah tsy zany tapaga ny karama? amiko tsy misy tombotsohanzareo ao dia izao atao fahirano izao ny mpampianatra, ny zanaky zareo marina tsy mba misy mianatra any @ EPP sy CEG ary LYCEE zany fa any @LYCEE FRANCAIS daholo dia tsy mivaky loha @reo zanaka malagasy mianatra any amin'ireo sekolim-panjakana! zany ve tsy fanaovana tsinotsinona ny zanaka malaga? nefa ange raha tsisy ny vahoaka madinika dia tsy tonga teo @fitondrana ry zalahy ireo e! isika vahoaka madinika no tena tsy misaina mihitsy, fa ataon'ny olona fakana toerana fotsiny,MBA TONGAVA SAINA @ZAY RY VAHOAKA MALAGASY

novalian'i RUZ9 ny 14/05/2012 09:47
2. nilex
(
08/05/2012 12:55)
Diso ianao fa ny an'ny miaramila ihany no voavaha fa ny eny ankatso mbola tsy misy tokotaniny izany,fampanantenana fotsiny no natao dia izay.Ka raha ny miaramila mantsy no mivadika dia ho rava ho azy io fitondrana io fa raha ny olona tsy misy basy no mivazavaza eo tsy misy dikany izany aminy e.Nefa raha izao no mitohy dia lasa grevy be eo io dia ho rava ihany ireo.
Efa manomboka mavesatra izao ny fiainana ka hihetsika tsikelikely daholo ny olona.Ho hitantsika eo nge e.

4. milamm
(
11/05/2012 00:11)
ka le izy kosa kalo de efa nisy fanampiana avy ihany ivelany ho an'ny minisitera fampianarana fa nanjavona taondasa teo 2011
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=21993:ministere-de-leducation-nationale--des-dizaines-de-milliards-detournes&catid=64:newsflash&Itemid=67
dia tsy mbola anome fanazavana ihany ty mpisoloky fitondrana ity fa anendrikendrika ny manodidina azy indray? raha resaka pan3 ny valiny dia nilaozany firenena hafa rehetra isika noho izany atao oe jadona izany.

5. bazylou
(
11/05/2012 09:40)
io fisainan'ialahy io ry plum no manosika an'i tgv hitondra mora ny firenena a. jereon'ialahy anie fa depute izao no fifidianana atao dia tsy hiala teo mihitsy tgv fa afaka 2 taona vao fifidianana filoha e
6. pulm
(
11/05/2012 09:50)
misy tsy mazava? fisainako aona mo? mba azavao ny tian'ny panoratra holazaina
7. bazylou
(
11/05/2012 10:19)
ilay fisainan'ialahy sy hevitr'ialahy io no ataon'ny tgv nefa tsy vaha olana io
8. RUZ9
(
14/05/2012 09:47)
Ka ny mpampianatra sy ny mpianatra anie tsy manana basy ka tsy atahorany e.
Vahoaka bado rahateo no ilain'ny FAT fa tsy mpampiantra hamoaka olona mahitahita sy mpianatra hanam-pahaizana....
Raha tonga saina ny Ray aman-dReny dia ny fanohanana ny mpampianatra no vahaolana.
Ho an'ireo mpanao politika milaza hoe "aza atao sorona ny mpianatra", nahoana ianareo no
miray tsikombakomba @ filohan'ny FAT @ fanaovana sorona ny vahoaka 20 tapitrisa @ krizy izao ?