Tsy renin'i Jesosy i Maria
21. hery
(
11/04/2012 12:22)
Aza dia mivaky loha amin'ny hafa ho'aho fa izay hahavonjy ny fanahinao jerena. Aza variana mijery izay mety sy tsy mety amin'ny hafa. Na ho voavonjy izy na tsia, hosahirana amin'izany fotsiny ianao.
Izaho, izao, tsy handidy anao hibebaka, na dia hitako fa misy tsirim-panenenana te hiverina aza ao aminao. Raha tsy te hiverina mantsy ianao tsy hitodika hijery foana ilay tanàna. Sa misalasala ianao? Raha misalasala dia mivoha malalaka ny Fiangonana, mbola mandray ireo izay nania, ary fifaliana lehibe ho an'ny Ray ny fahitana anao miverina ao am-balany.
Fa raha tsy hiverina fa mbola hanohy ihany dia tohizo. Aza mitodika akory. Aza mivaky loha fa tohizo ny dianao.

22. didi10
(
11/04/2012 12:36)
Ka tsy mety ny saina Rahery a! raha mbola tsy tonga eny amin'ny rahon'ny lanitra Jesosy dia tsy maintsy hazoto aho handresy lahatra eto !!
23. hery
(
11/04/2012 12:57)
Ka ny fahitako azy toa variana mandresy lahatra nefa ny fahazoanao ny Tenin'Andriamanitra aza ohatra ny mibolila ihany. Tsy aleo ve mandalina tsara izay tena voalazany sy mandinika lalina ao anaty hoe tena mandeha amin'ny fahamarinana ve ny tena? Toa izay mijery ny hafa efa milamin-tsaina tsara ao anatin'ny Sambo?
24. mirananirina
(
11/04/2012 13:24)
1- Ny reny biolojika (mère biologique ou mère génétique)
2- Ny reny mpiteraka (mère porteuse
Amiko ireo dia 1 ihany!!rhf atao ny teste ny zaza @(mère porteuse) dia zanany biologik ara-dalana ny zanany.Ka na inona lazainao na inona dia i MARIA no renin'i Jeso!Ka tsy maintsy hajaina sy hivavahana toa azy koa io.(samy olombelona nofo sy ra) izy 2 ireo.
Azon'Atra atao ange ny mandatsaka olona velona avy any andanitra eh!
25. niryna
(
12/04/2012 16:22)
Tefigasy:MISAOTRA ANAO
Ianao mpitady toko sy andininy io, mba aiza ho aiza ao amin'ny baiboly no misy hoe : "ny reny biolojika ihany no tena afaka miteny hoe zanako ity zaza iray ity"
Dia sahy hiteny ve ianao fa tsy manana zo hiteny koa Andriamanitra hoe "zanako ianao" satria tsy zanany biolojika mihitsy ianao tsinona !
Aza dia faly mitsikera r'ingahy a, raha mba misy zavatra tsara any aminao any dia izay zaraina fa aza ny an'olona no haratsiana .
Tsy katolika aho ary tsy ho katolika velively mihitsy mandrapahafatiko saingy tsy mety ny fanaratsiana be fahatany toy izao ataonao izao. Tsy toa izao no fomba fitory r'ingahy, tsy toa izao no fizarana fitiavana !
Toro-hevitra ihany iny fa afaka tsy raharahina a!
Asa tokoa izay tena tiany ahatongavany fa tsy tonga dia ny vovonana resahina e
26. pissoa
(
12/04/2012 16:41)
didi10:
Misy karazany telo ny atao hoe Reny:
1- Ny reny biolojika (mère biologique ou mère génétique)
2- Ny reny mpiteraka (mère porteuse)
3- Ny reny mpitaiza mère tuteur
Ny reny 1 na ny reny biolojika ihany no tena afaka miteny hoe zanako ity zaza iray ity na dia tsy naterany (2) aza (insémination artificielle), na tsy notaizany (3)aza.
Ny reny (2) dia kibo indramina fotsiny ihany mba hitondra vohoka ny zaza tahaka an'i Maria fa tsy misy gène-ny mihitsy tao amin'i Jesosy na dia bitika aza.
I Maria dia sady (2) no (3) fa tsy (1)
Fehiny: Diso dia diso ny filazana fa MARIA DIA RENIN'ANDRIAMANITRA
Hi hi hi ! Inona no tena tian'ny mpanoratra ambara ?
27. didi10
(
13/04/2012 06:04)
Tsy hitan'ny namana angaha io fehiny nataoko gras io?
Fehiny: Diso dia diso ny filazana fa MARIA DIA RENIN'ANDRIAMANITRA
Fehiny: Diso dia diso ny filazana fa MARIA DIA RENIN'ANDRIAMANITRA
28. didi10
(
13/04/2012 06:17)
Diso: ...Masina Maria renin'Andriamanitra mivavaha ho anay mpanota...
Voalohany:efa ni-demontreko teo ambony fa tsy renin'Andriamanitra izy,
faharoa: Ianao anie tsy ho mpanota foana e! raha maty miaraka amin'i Kristy ianao dia ho afaka amin'izany.

29. Miharena
(
13/04/2012 06:45)
Ny fanontaniana tena mipetraka ho an'ny rehetra fa tsy ho an'i Maria ihany:
Andriamanitra tokoa ve tsy hanaiky ho teraka ao anatin'ny tsirairay?
Raha tsy izany no izy dia inona no hevitra hafa tian'ny mpanokatra loha-hevitra lazaina?

30. didi10
(
13/04/2012 07:06)
Mifamadika Miharena a! Tsy Andriamanitra no ho teraka ao amin'ny tsirairay fa ny olona no ho teraka indray ho an'Andriamanitra na ho zanak'Andriamanitra.
Andriamanitra miantso dia ianao manolo-tena fa na manolo-tena aza ianao nefa tsy handray Andriamanitra dia zava-poana ny fanoloran-tenanao.

31. Miharena
(
13/04/2012 07:12)
Mifamadika Miharena a! Tsy Andriamanitra no ho teraka ao amin'ny tsirairay fa ny olona no ho teraka indray ho an'Andriamanitra na ho zanak'Andriamanitra.
Andriamanitra miantso dia ianao manolo-tena fa na manolo-tena aza ianao nefa tsy handray Andriamanitra dia zava-poana ny fanoloran-tenanao
Tsy mifamadika raha ny fandraisako azy ka. Satria raha ny fivoarana dia Andriamanitra aloha vao ny olombelona ka ahoana no handehanan'ny olombelona ho any Aminy nefa IZY efa teo foana ary raha tsy IZY tsy misy isika? Ka tsy teraka ao amintsika ve izany IZY isaky ny misy nofo iray latsaka eto an-tany?
33. Miharena
(
13/04/2012 09:39)
Tsy lasa lavitra io namana fa aleo mihitsy aloha arahana tsara ilay firindran'ny hevitra vao mamoaka ianao hoe mety ny lohahevitra arosonao na tsy mety indray ka tokony hanaiky ianao fa diso fihevitra.
34. didi10
(
13/04/2012 10:49)
Ka ilay fahaterahana ao amin'Kristy Jesosy mihitsy no tsy azonao, vakio anie ity e!
I Kor 4,15
15 Fa na dia manana mpampianatra iray alina ao amin'i Kristy aza hianareo, dia tsy maro ray hianareo; fa izaho no niteraka anareo ao amin'i Kristy Jesosy tamin'ny filazantsara.
Ahoana indray no fahazonao an'io? olona efa zanak'Andriamanitra tamin'ny fahaterahan'ny nofo ve dia mila hateraka indray ho ao amin'i Kristy?

35. Miharena
(
13/04/2012 16:22)

Raha io dia mazava fa zanaky ny Filazantsara no tiana ambara eo ary rainy i Paoly amin'izany.
Tsy misy hifandraisany amin'ny lohahevitra natsanganao indray ilay izy eto fa manalavitra. Ka tsy hitako hoe inona no tianao ahatongavana amin'ilay lohahevitra marina?
Ny tena hitako aloha dia zavatra tsotra ihany momba ny lohahevitra. Ny nofo dia mandalo fa tsy misy afa-tsy Andriamanitra no mandrindra ny zava-drehetra ka raha te-ho teraka ao amin'i Maria IZY dia fahefaNY izany ary rehefa hitan'ny olona izany ka milaza ny olnna hoe Renin"Andriamanitra Maria ary azo iresahana dia tsy azonao foanana fotsiny amin'izao tsy manana fanohanan-kevitra mazava ny finoan'ny olona. Fa io koa tsy finoana fa zavatra tsapa. Misy maro no miresaka amin'i Maria fa tsy ilay sary akory no tonga dia arangaranga satria aoka ho fantatra tsara fa fitaovam-pampianarana avokoa ireo sary aseho etsy sy eroa raha fitoriana momba ny Soratra Masina no atao fa tsy ireo akory no tompoina satria fantatra tsara fa tsy io no tiana angatahana fa izay ao ambadik'io sary io.
Toy ny hoe tsy ny Baiboly akory no masina fa Andriamanitra miteny.
36. didi10
(
14/04/2012 15:46)
Miharena:
Raha io dia mazava fa zanaky ny Filazantsara no tiana ambara eo ary rainy i Paoly amin'izany.
Tsy misy hifandraisany amin'ny lohahevitra natsanganao indray ilay izy eto fa manalavitra. Ka tsy hitako hoe inona no tianao ahatongavana amin'ilay lohahevitra marina?
Marivo loatra izany fahatakaranao ny tenin'Andriamanitra izany raha toy izao no lazainao
37. Miharena
(
14/04/2012 17:21)
Marivo loatra izany fahatakaranao ny tenin'Andriamanitra izany raha toy izao no lazainao
Ny miaina ao amin'Andriamanitra sy mampiaiana Azy anaty no afaka amaly tsara izay atao hoe marivo sy tsy marivo.
Mila fantarina hoy aho ny vontoatin'ny teny iray sy ny ata hoe hodikodin-javatra ihany rehefa mamaky tenin'Andriamanitra na mandalina ny ara-panahy isika.
38. Lion01
(
23/04/2012 09:09)
Manahoana daholo ianareo!
Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana avy amin' i Jesoa Kristy Tompontsika!
Izaho dia Kristiana tsotra ,mpino sy mpanaradia an' i Jesoa Kristy.
Voavakiko daholo ny adihevitrareo , ny any azoko ambara dia oe: Andriamanitra dia Trinté Masina(tokana olona telo): ny Ray(Mpahary antsika), ny Zanaka tokana mpandova ny fanjakana ary ny Fanahy loharanon'ny Aina.
valiny 1 momba an' i Jesoa oe zan'Andriamanitra v sa Andriamanitra dia izao:
Joany 16:10 " ...., makany amin'ny Ray aho, ka tsy ahita Ahy intsony ianareo"
Zany oe : Jesoa zany dia zanak'Andriamanitra ary Izy nilaza izany ary mariana ny Filazany
Joany 14:6 "Izaho no lalana sy fahamarinana ary iainana tsy misy makany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako"
Izy no efa nomen'Andriamanitra Ray ny fanalahidin'ny fiainana mandrakizay e!Mino azy fa TSY FOANAN'NY TSIKERA ISAKARAZANY INTSONY ZAO fa fotoan'ny fibebahana sy ny fiovan-toetra.
Ny amin'ny Maria:
I Maria dia ren' i Jesoa izay araka ny teny zay nataon'ny Anjely :
Lioka 1:31-32 '' Indro itoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany atao hoe: Jesosy,..." rehefa teraka ny vehivavy iray dia antsoina hoe :"Reny" ary ilay vao teraka kosa antsoina hoe :"Zanaka".
Isaia 7:14 "Indro, ny Virijiny hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy, Ary ny anarany atao hoe Imanoela
i Maria dia Ren' i Jesoa, i Jesoa dia Zanak'Andriamanitra ary Andriamanitra dia Trinité masina izany oe: Tokana olona 3 : dia ny Ray zanaka ary ny Fanahy Masina ka i Jesoa zany dia Andriamanitra.
Noho izany dia Renin'Andriamanitra zany i Maria fa tsy midika izany oe Andriamanitra i Maria satria tsy ao @ trinité Masina ka noho izany dia TSY TOKONY IVAVAHANA SY IANKOHOFANA ary izany manao izany dia "IDOLATRE" izay ilay olona, nefa kosa azo omena hasina sy hajaina ny Anarany @ maha Renin'ny Mpamonjy zay ary koa ireo Apostoly.
Otran'ny Reny rehetra dia hajaina sy omena voninahitra izy ireny ary maika fa oe ny Renin"ny Mpamonjy?
Ry Kristianina namana tsy fotoana'ny tsikera sy ny fanenjehana ny hafa intsony izao fa fotoan'ny fibebahana sy ny foavan-toetra koa mahareza ry namana ka sahia mijoro ho vavolombelon'ny Kristy Jesoa ary mahereza ao @ finoana. Minoa an' i Jesoa ary raiso ho Tompo sy mpamonjy ny fiainanao Izy.

39. mangakely
(
29/05/2012 11:11)
didi10:
Tena mampibebaka mihitsy aho Miharena a! ny hevi-diso anie dia ny fampitoviana an'i Maria amin'Andriamanitra satria renin'andriamanitra hono ka ivavahana e!
Tsara be ilay fanehoan-kevitrao, mijoro amin'izay fahafantaranao. SAINGY : tsara kokoa ary mendrika raha toa ka ny fahalalana no ilofosanao. Raha tsy manam-potoana hanangonana fahalalana feno ianao dia atomboko ny tari-dalana : NY KATOLIKA DIA TSY MIVAVAKA AMIN'NY MASINA MARIA FA MANGATA-BAVAKA AMINY. Manarak'izany dia TADIDIO FA ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NO AFAKA HITSARA.