Ny toetra rhf manambady
21. mirananirina
(
02/06/2012 15:54)
Zany foana ny akamaroan'ny lhl!!zahay tsy hita fery!!zao sy zao,nefa ianareo indrindra no mpitondra aretina etsy sy eroa lol!
Tokony ho tsara fitondra-tena ny vhv???Iza anefa no naharatsy fitondra-tena anay vhv,tsy avy aminareo ihany ve?

23. mirananirina
(
04/06/2012 10:08)
Ninih80:
marina miints ny an'i Mirana !
Ninih,mbola tadidiko tsara fony izaho 15 ans,niaraka t@ olona dia noforcény,tsy nety aho dia hoy izy ianao izany tsy tia ahy akoriny sns,inn zao tsy anomezana an'io,aleo misaraka izany eh sns....,dia naleoko moa nisaraka t@ izay,hoy aho hoe be ny zvt ataoko akoatra ny sipa!!kanjo taona vitsivitsy taorian'io voa ihany lol
24. Ninih80
(
07/06/2012 07:02)
mirananirina:
[quote=Ninih80]

[/quote=Mirana]
ka zay le hoe misy fotoany ny zava-drehetra ko ! sady @zay ny tnea mahavoa an'le lhl nge le tong d mi-forcer b ftn e!avy eo nefa rhf mahazo ts mba mahay mionona @iny fa mbola mitady hafa ndray!! tsss!!!
25. reggae11
(
10/06/2012 08:18)
Ninih80:
mirananirina:
[quote=Ninih80]
marina miints ny an'i Mirana !
de ratsy toetra v zany zahay lelahy aminareo? adidy ts maits atao kosa ane ny mi divierge sipa e,iza no hanao an'io ra ts zahay lelahy.NY VEVAV NO TOKONY HISAOTRA ANAY rhf av nidiviergenay str mafy ane io asa io e
Ninih,mbola tadidiko tsara fony izaho 15 ans,niaraka t@ olona dia noforcény,tsy nety aho dia hoy izy ianao izany tsy tia ahy akoriny sns,inn zao tsy anomezana an'io,aleo misaraka izany eh sns....,dia naleoko moa nisaraka t@ izay,hoy aho hoe be ny zvt ataoko akoatra ny sipa!!kanjo taona vitsivitsy taorian'io voa ihany lol
[/quote=Mirana]
ka zay le hoe misy fotoany ny zava-drehetra ko ! sady @zay ny tnea mahavoa an'le lhl nge le tong d mi-forcer b ftn e!avy eo nefa rhf mahazo ts mba mahay mionona @iny fa mbola mitady hafa ndray!! tsss!!!
26. Manjanirina
(
14/05/2013 13:36)
Ny manana sipa betsaka alohan' ny fanambadina ary manao zay sitram-po loh tsy dia tsara, alohan'izany fanambadiana zany dia tsy maintsy mandinika ,tsy maintsy manana fahamatorana, ary fitondran-tena na vehivahy io na lehilahy, ary mba manana trano manana asa hahafahana hamelomanana ny fianakavina manana izay fananana zay hilaina @ tokatrano. Ny vehivavy mila mahay mandamina trano sns,,rah tsy manana situation tsara aza mbola manambady aloha, ny mamiravira vatàna tompoko aza atao!!!! Ny anjaranao tsy very manàna patience, tsy ny vehivavy rery akory noh tokony hanaja vatana, fa ny lehilahy ihany koa!!!!
Ny fanambadiana tsy ilay akanjo tsara tarehy hanaovana @ mariazy fa misy andraikitra miandry anao ao arina an'io hoe fanambadiana io, tsy mirediredy akory ny mopera na ny pastera miteny hoe: "L'engagement au mariage ne doit pas être pris à la légère et doit être mûrement réfléchis."
Ny anjaranao tsy very, aza maika ny hanambady aloha fa hoy ny vazaha hoe: "profitez-bien de votre jeunesse".... Ary hoy ny ohabolana zay hoe: "Izay maharitra hono noho vadin'Andriana"