Tsy ho ela intsony ilay ady lehibe farany.

21. zoheri ( 23/03/2012 10:04)

didi10:

zoheri:

Ny Tena Kristiana : Manaiky sy manaja an'ze pitondra eo, ary manara-dalàna fôna
raha mbola tsy mifanohitra @ fitsipik'Andriamanitra ny zavatra takiana. ZAy le oe an'i Kaisara zay an'i Kaisara de .......

Itanao fa misy contradiction ny tolo-kevitrao, milaza ianao fa ny vehivavy janga mitaingina bibidia dia ny fiangonana miditra ao anaty fitondrana politika, kanefa asainao manaiky sy manaja ny mpitondra ny tena Kristiana, ohatry ny miteny ianao hoe hajao ny vehivavy janga mitaingina bibidia fa avy amin'Andriamanitra izany. Tsy lojika ooaaaa!!!!

Tokony handika lalàna ary ve zany ny kristiana
- Manaiky sy manaja ny fitsipika sy ny lalàna misy fôna ny tena kristiana raha mbola tsy mifanohitra @ fitsipik'Andriamanitra zany

22. didi10 ( 23/03/2012 10:24)
Jereo ilay nosoratako ao ambadika momba ny Théocratie
23. zoheri ( 23/03/2012 13:55)

didi10:

Ny atao hoe Théocratie ry namana dia fitondram-panjakana entin'olom-belona fa eo ambany fanendren'Andriamanitra sy eo ambany lalàn' Andriamanitra. Ka raha izay no sitrapon'Andriamanitra ho an'i Madagasikara inona no maharatsy ny manao politika?. Ka raha hoe izay Kristiana rehetra mandray anjara amin'ny politika dia bibidia!!!! pfff tsy lojika

Sali (zafady fa sady miasa an!)
Eo ambany fanendren'Andriamanitra zany ny fitondran'i Anjy Rajoel ah!
Sitrapon'Andriamanitra ve zany ny fanaovana Politika ?
Fa inona ihany ary le tsy lojika eee!!

Zao e!!!
Lasa tsy hisy ndray zany ny farany raha toa ka hovahan'Andriamanitra tsirairay ny olana mahazo ny firenena tsirairay.
Tsy i Madagasikara ihany akory no manana olana fa ny firenena eran-tany. Na manankarena aza sy mandroso aza ny firenena sasany dia misy marary, maty, anjakan'ny tsy rariny, mijaly sns, ny vahoaka ao aminy. Sa paradisa ny any Frantsa sy Amerika sy ny tariny.
Izay no nahatonga an'i Jesosy ampianatra le vavaka hainao tsara iny hoe :

Rainay zay any .......
Ho tonga anie ny fanjakanao ......
Ny ety an-tany (HO) tahaka ny any an-danitra (tsy hisy fahafatesana, aretina, tsy rariny, fijaliana, mosary sns...- )
Ny fanjakan'Andriamanitra ihany no vahaolana ho an'ny Olombelona maneran-tany.
Vakio oa le (Daniel 2:44)
24. didi10 ( 23/03/2012 14:41)

Tsy miresaka ny amin'izao fitondrana Tetezamita izao aho, fa ny aoriana no tiako asiana resaka.

Raha azo tsara zany ny théorie nao dia aminao tsy possible mitsy hoe misy olona voatendrin'Andriamanitra mivantana (théocratie) fa tsy nofidian'ny vahoaka (democratie) hitondra ny firenena malagasy ary hampanaraka ny didiny sy ny fitsipiny, fa izay tonga eo dia lazainao fa bibidia daholo na iza na iza?
Tsy mandeha amin'ny finoana izany théorie izany sady tsy misy fanantenana no tsy misy fitiavana.
25. Miharena ( 25/03/2012 16:41)
Tsy mitoy famaritana ny Theocratien-i Didi10 aho.

Ny Theocratie amiko dia Andriamanitra miaina ao anatin"ny olombelona tsairairay avy ka mampiteraka fifanajana sy fifankatiavana ary fitsinjovana ny tsirairay avy isambatan'olona.

Tsy iza na iza mitondra fa Andriamanitra miasa mahalavorary ny ataon'ny tsirairay avy eo amin'ny fiaraha-monina.
26. didi10 ( 26/03/2012 07:19)
Raha samy misy fitondran'Andriamanitra daholo ao anatin'ny tsirairay dia tsy nilaina ity tenin'Andriamanitra ity:

I Pet 2,17

17 Manajà ny olona rehetra. Tiava ny rahalahy. Matahora an'Andriamanitra. Manajà ny mpanjaka.
27. Maranatha ( 26/03/2012 10:04)
Hors sujet isika rehetra tamin'iny.

Ny tiana hahatongavana tsy any, fa ny toe-javatra misy eto ambonin'ny tany. Ilay hitadiavan'ny Maitre du monde hifehy ny tany . Tafiditra ao anatin'io maitre du monde io ny Franc-maçon, Vatican, Etas-unis, G8 sns.....
Ilay fanaparitahana ny otrikaretina amin'ny alalan'ny rivotra, vaksiny, sns.. Izay hitadiavana hamonoana ny 6 milliards ny mponina eto an-tany. Ny antony dia mba hifehezany ny tany. Tsy misy mahazo mividy na mivarotra afatsy izay manana ny marika ny bibidia.
Ny bibidia I efa fantatra, ho antsika izay efa mahalala, toy izany koa ny Bibidia II, ny tiana hatsipy dia ny hitandreman-tsika tena mba tsy ho tratran'ilay mariky ny bibidia na ny isan'ny anarany. Na ho tratrin'ireo fandrika madinidinika izay halefany.
Mahereza
28. zoheri ( 26/03/2012 12:18)

didi10:

Ny atao hoe Théocratie ry namana dia fitondram-panjakana entin'olom-belona fa eo ambany fanendren'Andriamanitra sy eo ambany lalàn' Andriamanitra. Ka raha izay no sitrapon'Andriamanitra ho an'i Madagasikara inona no maharatsy ny manao politika?. Ka raha hoe izay Kristiana rehetra mandray anjara amin'ny politika dia bibidia!!!! pfff tsy lojika

Salii ann!!
Diso beu ny fomba fijerin'ise ny atao hoe "Théocratie".
- Andriamanitra ve zany no nametraka an'i Andry Raj.. teo @ fitondrana ?
ZAO ve zany no sitrapon'Andriamanitra ho an'i Madagasikara.
TSY I MADAGASIKARA irery akory no manana OLANA, fa ny FIRENENA maneran-tany. Na manankarena aza ny firenena sasany dia mbola manjaka ao ihany ny : tsy rariny, fijaliana, habibiana, ny aretina, fahafatesana sns...

THERME ampiasaina eo anivon'ny Fiangonan'Andriamanitra ny atao ilay teny hoe "théocratie" r'ise fa tsy tenitenenina am'ze tiana hanaovana azy an !.
Inona moa zany no iresahanareo ny oe hoavy ny FARANY nefa nareo mbola mitady vahaolana @ POLITIKA fôna (FIVAVAHANA + POLITIKA). MBOLA TSY LOJIKA NDRAY OE!
29. Miharena ( 26/03/2012 13:55)
Didi10:

Raha samy misy fitondran'Andriamanitra daholo ao anatin'ny tsirairay dia tsy nilaina ity tenin'Andriamanitra ity:

I Pet 2,17
17 Manajà ny olona rehetra. Tiava ny rahalahy. Matahora an'Andriamanitra. Manajà ny mpanjaka

Matoa voalaza ireo teny ireo dia mazava fa azoNY entina amin'izany toetra izany ny olombelona rehetra.

Maranatha:

Hors sujet isika rehetra tamin'iny.

Ny tiana hahatongavana tsy any, fa ny toe-javatra misy eto ambonin'ny tany. Ilay hitadiavan'ny Maitre du monde hifehy ny tany . Tafiditra ao anatin'io maitre du monde io ny Franc-maçon, Vatican, Etas-unis, G8 sns.....
Ilay fanaparitahana ny otrikaretina amin'ny alalan'ny rivotra, vaksiny, sns.. Izay hitadiavana hamonoana ny 6 milliards ny mponina eto an-tany. Ny antony dia mba hifehezany ny tany. Tsy misy mahazo mividy na mivarotra afatsy izay manana ny marika ny bibidia.
Ny bibidia I efa fantatra, ho antsika izay efa mahalala, toy izany koa ny Bibidia II, ny tiana hatsipy dia ny hitandreman-tsika tena mba tsy ho tratran'ilay mariky ny bibidia na ny isan'ny anarany. Na ho tratrin'ireo fandrika madinidinika izay halefany.
Mahereza

HS daholo marina isika izany.

Fa eo ihany tokoa Maranatha, vokatry ny fitodihana any amin'ny fanjakazakana no nipoiran'ny fikorontanana mitranga amin"izao fotoana izao ary efa mazava fa ireo resaka voalaza ao amin'ny Apokalypsy dia hita taratra avokoa noho izany. Ilay fandrika dia tsy hahazo antsika raha tsy mitodika ivelany isika fa manao izay mampahazava ny ao anatintsika avy. Rehefa manjaka ao anaty Kristy dia tsy laitran'ny haizina sy fitaka isika rehetra. Taimboraka avokoa na fahaizana na fahalalàna amin'izay fotoana izay ary tsy hahalavo antsika satria ny Mazava Lehibe no miasa ao anatintsika avy ka hahafoana izay fakam-panahy sy fitaka avy ny tsirairay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1065