Vitatsika io s'associe avec le géant américain en télécom GTC

1. vatofototra ( 14/03/2012 09:39)
Pour financer ses activités, dans un cadre commercial, Vitatsika io s'est associé avec le Géant américain en téléphonie GTC - Global Telecom Connect.

Vous voulez réduire drastiquement votre facture de téléphone voire appeler gratuitement en illimité et gagner de l'argent.

Service téléphonique. Parlez autant que vous voulez, quand vous voulez et où vous voulez.
Se faire payer chaque semaine pour montrer aux autres comment appeler n'importe où dans le monde.

Miara-niasa amin'ny orin'asa vaventy amerikanina GTC ny Vitatsika io, mba ahafahanao mampihena ny vola laninao amin'ny crédit téléphone. Afaka miantso na iza na iza, na aiza na aiza amin'ny phone efa anananao, tsy mila miova numéro, na opérateur.
Fidiram-bola isan-kerin'andro ho anao ihany koa raha mitarika olona hampiasa izany ianao ary mahazo crédit téléphone ka ho afaka hiantso maimaimpoana.

Vitatsika io
Patrick

http://www.excelis-gtc.com/
novalian'i bazylou ny 19/03/2012 13:53
2. Noue ( 14/03/2012 15:09)
asa goavana be zany vatofototra ! misaotra sy mankasitraka hatrany eee
3. sitlo ( 15/03/2012 04:56)
Baombina io

Izany ve no mba tetikasan'ny hirotsaka prezida?

4. rebiryx ( 15/03/2012 07:01)
Mahaliana be io Vatofototra fa mba omeo sopapa moa fa tena loza be ny aton'ireto mpandraharaha misahana ny fifandraisana eto amintsika ireto. Toa tsy ho afaka hifandray amin'iza n'iza intsony e ! Aiza va de niaraka nasondrotra daholo ny azy telo.
vatofototra:

Pour financer ses activités, dans un cadre commercial, Vitatsika io s'est associé avec le Géant américain en téléphonie GTC - Global Telecom Connect.

Vous voulez réduire drastiquement votre facture de téléphone voire appeler gratuitement en illimité et gagner de l'argent.

Service téléphonique. Parlez autant que vous voulez, quand vous voulez et où vous voulez.
Se faire payer chaque semaine pour montrer aux autres comment appeler n'importe où dans le monde.

Miara-niasa amin'ny orin'asa vaventy amerikanina GTC ny Vitatsika io, mba ahafahanao mampihena ny vola laninao amin'ny crédit téléphone. Afaka miantso na iza na iza, na aiza na aiza amin'ny phone efa anananao, tsy mila miova numéro, na opérateur.
Fidiram-bola isan-kerin'andro ho anao ihany koa raha mitarika olona hampiasa izany ianao ary mahazo crédit téléphone ka ho afaka hiantso maimaimpoana.

Vitatsika io
Patrick

http://www.excelis-gtc.com/
5. sitlo ( 15/03/2012 15:06)
Mila dorana mihitsy izany fa manao monopole
6. Noue ( 15/03/2012 15:29)

sitlo:



Izany ve no mba tetikasan'ny hirotsaka prezida?




Mba manaova raha mahavita mihoatra azy eeee !

zay no mahavoa anareo , sady tsy manao na inona na inona mba hampandrosoana ity firenena ity fa ny hitsikera fahatany fotsiny no mba atao !!!!!

dia ho aiza avy eo eee ??
7. sitlo ( 15/03/2012 23:13)
Averiko indray fa baombina io GTC io.
8. LazaDaddy ( 16/03/2012 03:38)
Nodinihiko tsara fa VOIP ilay izy, izany hoe mila "connection internet" ihany na amin'ny solosaina na amin'ny "smartphone". Raha ny sandany dia tsy mahaleo firy ny Skype (raha mampiasa solosaina) na SkypePhone (raha mampiasa "smartphone"). Ny "Skype to Skype" moa dia tsy aloa vola rahateo fa ny sandan'ny fifandraisana "internet" fotsiny ihany raha mampiasa solosaina fa tsy aloa vola kosa raha mampiasa SkypePhone.

Ny fidirana ao amin'ity Vitatsika-GTC ity indray dia mila mampiasa "carte de credit", izay vitsy ny Malagasy no manana azy, ary tsy mahazo ilay "antso tsy aloa vola" raha tsy mahatafiditra mpanjifa be dia be.

Unlimited Calling Available countries: TSY MISY MADAGASIKARA
Albania.................Hungary
Argentina..............Iceland
Australia...............Martinique
Bahamas...............Ireland
Bahrain................Israel
Bangladesh............Italy
Belgium................Panama
Bermuda...............Peru
Brazil...................Luxembourg
Brunei..................Malaysia
Bulgaria................Russia
Canada.................Mexico
Chile....................Netherlands
China...................New Zealand
Croatia.................Norway
Cyprus..................South Korea
Czech Republic........Sweden
Denmark...............Latvia
Dominican Republic...Lithuania
Finland.................Puerto Rico
Georgia................United Kingdom
Colombia...............Singapore
Greece..................Slovakia
Guadeloupe............South Africa
Hong Kong.............Poland
Estonia.................Portugal
Iraq.....................Romania
France..................United States
India....................Spain
Germany................Switzerland
Gibraltar...............Taiwan
Japan...................Turkey
Jordan..................Virgin Island
Guam...................Venezuela
Thailand

9. andrywui ( 16/03/2012 09:08)
Noue a aza taitra amze le sitlo io tsony enao fa efa hay ny toetranio e ,, merci vatofototra a aleo mba hikandrakandra kely amzany bizna zany alou fa somera ny bandy zao e ,,merci president manome sopapa ,,,sady mizara ny fitahiana amn hafa e ,,Noue a aona le izy ????
10. milamm ( 16/03/2012 15:26)
tsara zany vatofototra fa nga tsy misy Madagasikara tokoa ao anaty lisitra ra oh.te anjifa eny atsefatsefany ny tena mbola tsotra manko de skype voalazany lazadaddy
11. sitlo ( 16/03/2012 22:56)
Tsotra e

Gratuit ve ny $300?

Sa gratuit ny internet?
Raha ze VoIP, mila internet izany. Ary be dia be: Skype, GTalk, MSN, Yahoo...
Tsy hitako izay handoavana $300 amin'izany.
12. hery ( 17/03/2012 11:10)
Mila hazavaina tsara aloha ny dikan'ilay hoe "s'associe avec GTC"

- Manao publicité-n'ny GTC fotsiny ve
- Misy fiaraha-miasa hanatsarana ny telecom any Madagasikara ve (ohatra hoe mamorona operateur mora kokoa)
- Misy fiaraha-miasa hahamora ny fifandraisan'ny aty ivelany amin'ny any Madagasikara ve

13. bazylou ( 19/03/2012 13:53)

mazotoa e,

ho an'izay manaiky o rebireben'ny mena sofina.
beurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488