FITELA

1. iraka18 ( 15/02/2012 08:00)
Miarahaba antsika rehetra!!
sao dia misy manana contact ahazoana an'io Fianarana Teolojika hoan'ny Laika (FITELA) io eto Antananarivo kay? na manana renseignement ihany koa!
misaotra mialoha
novalian'i iraka18 ny 16/02/2012 07:23
2. mirananirina ( 15/02/2012 10:34)
angaha misy special hoan ny Laika izany koa izy io???
3. iraka18 ( 15/02/2012 11:30)
tsy haiko aloha fa fantatro hoe misy ny FITELA, ny SEFALA fa ny fanalavana azy zany zah no diso na tsy haiko!
4. didi10 ( 15/02/2012 11:39)

iraka18:

tsy haiko aloha fa fantatro hoe misy ny FITELA, ny SEFALA fa ny fanalavana azy zany zah no diso na tsy haiko!



Samy manana ny FITELA any daholo anie ny fiangonana e! fa ny teolojian'ny fiangonan'iza no tianao ianarana fa samihafa ny zavatra ampianarin'ireo sy ny condition idirana any!
5. didi10 ( 15/02/2012 11:44)
Fa raha FJKM ianao dia ao Amparibe Famonjena misy FITELA
http://amparibe.famonjena.free.fr/Amparibe/index.php?option=com_content&task=view&id=276&Itemid=66
6. iraka18 ( 15/02/2012 11:56)
misy ilay fianarana mihitsy no anontaniako kah!! ilay eo Ambatonakanga eo ambon'ny cite io fa ny numero sy ny condition d'admission no anontaniako! ilay fianarana mandritra ny deux sa trois ans de ahazoana diplôme!
7. bor2lais ( 15/02/2012 15:59)
SETELA (Sehatra Teolojika ho an'ny Laika) no fahafantarako azy indray !

Ity ny adiresy sao mahasoa :

Faculté de Théologie (FJKM) Ambatonakanga, B.P. 642, Place Rabetafika-Ambatonakanga 101 Antananarivo
Téléphone: +261 2 21214

Toa Bac angamba ny niveau idirana ao raha tsy diso aho !
8. iraka18 ( 16/02/2012 07:23)

bor2lais:

SETELA (Sehatra Teolojika ho an'ny Laika) no fahafantarako azy indray !

Ity ny adiresy sao mahasoa :

Faculté de Théologie (FJKM) Ambatonakanga, B.P. 642, Place Rabetafika-Ambatonakanga 101 Antananarivo
Téléphone: +261 2 21214

Toa Bac angamba ny niveau idirana ao raha tsy diso aho !


misaotra betsaka fa io numero io mitsy no tadiaviko fa saingy tsy fantatro hoe +261 22 ve sa 24 sainona fa efa nandramako ny 22 fa tsy mety fa tonga de tapaka ho azy ilay telephone! merci beaucoup!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.1309