Momba an'ny immigration any ivato, Air Madagascar sy orinasa sasany tsy mahay mandray Mpiray-tanindrazana

1. nary923 ( 29/01/2012 18:31)
alamana daholo isika rehetra.

Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny
fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny
faharoa, momba an'ny fandraisana olona eny anivon`ny orinasa sasany
eto Madagascar.

Iza taminareo ireto no efa nanadalo tao @io zone internationale ao
Ivato io, ny tiako ho lazaina hoe eo @ilay toerana fisavana pasipaoro
vao tonga io?
betsaka amintsika Malagasy angamba.
Ny antony androatako eto dia hizara ny hevitro no sady hanome
'critique' kely ihany koa. Marina ve no miteny fa mahazana, tsy dia
mahay mandray olona ireo mpisava pasipaoro eo Ivato ireo sa ve diso no
teneniko? Marina aloha fa misy douaniers sasantsasany any ivelany koa
miavonanvona fa ny eto amintsika indray, dia hitako fa aotran`ny tsy
dia mahay mandray olona firy izany, miala tsiny raha somary mivantana
ny tenako fa toetra-ko moa io.
Ohatra, firy taminareo nanadalo teo no nahazo hoe 'Tonga soa eto an
tanin-drazana', firy taminareo no naheno an`ireo polisy vizana ireo
niteny t@ nareo hoe 'misaotra' t@ ny namerina pasiaporo, fa tsy
fihetsika omby be dondrona be aza noa atony, sady mangatsiaka no
miavona.
Bon, sasany aminareo eto @ forum angamba, hiteny ahiko hoe 'sarotony',
hoe koa 'miseo milay', na koa hoe 'difficile'. Eka, tsy maninona
mihitsy izany fa raosi @n`izay hitiavanareo sasany azy any, fa izao
fotsiny nu point-ko. Rehefa 'Officier de l`immigration' enao, ka io no
asanao, TOKONY ampiseo professionalisme enao eo satria mandray olona
hiditra eto M/scar no asanao, fa tsy 'gardien de parking' akorony.
Ireny gardien eny andavamamba, andravoahangy sns... ireny aza, tena
mbola maro @ireny mbola mahay mandray noho ireo olona sasany (pas tous
heureusement) any ivato!!! Ompao @ havako aho raha diso izany teneniko
izany.
Ary ilay izy, ilay immigration ireo aza mbola ca va ihany, fa ilay
vehivavy roa ..asa ireo miasa ao @ phytosanitaire ireo (juste
afakin`ny fisavana pasipaoro ireo)...ireo no tena no sady tsy mahalala
fomba, no ratsy taiza, no sady ratsy toetra (tena hita hoe tsy mahay
mihaina no tsy mahay manaja mpiray tanindrazana..asa manana olana qq
part any angamba izy ireo e,,asa angamba tsy ampy relation sexuelle ve sa tsy ampy vola ka frustree tay), no mbola sady tsy mahay miakanjo, no
sady tsy manao inona fa misonanina be ao Ivato ao fotsiny mandany
volo-panjakana sy volam-bahoaka faty ao fotsiny. Vao jerena dia ilay olona voky
tsaramaso sy saosisy be menaka kisoa be ireny (tsisy legume na iray
aza) ka izany dia angamba mahavita mamokatra gaz ao @`ny WC ka tena ahavitana hitanihanna
tongotr'omby mihitsy mandritri`ny 2 heures. Hitanaeo angamba ireo fa
tena olona tsy mahavoa ny asany mihitsy ary 'gardien de parking'
indray, dia tsy hoa takaloko an`ireo izany.
Tena mahamenatra mihitsy tompoko hoe olona aotran`ireny no mijoro eo @
ny FIDIRANA an`i Madagasikara izany ary tena no sady manala-baraka no
mametraka. Aiza ve, olona tsy manana professionelisme no ampiasana ao
@na aeroport international izany. Heritrereto fotsiny izao. Misy
ohatra restaurant tianareo aleha dia ilay mpandray ao miavonavona be
no sady manalika. Hiverina ao ve ianareo? Andao isika mba samy
hieritreritra fa anga tena tsy misy ve TOMPOKO ETO MADAGASIAKARA ETO
OLONA MBA MAHAVITA AZY KOKOA E?? tena tsy misy ve olona mba manana
an`ilay profil mba tsaratsara, mba mahay mandray vahoaka? fa anga dia
efa tsisy Malagasy aotra`nizany tsony ka voatery hippopotame be
anakiroa miavonavona ireo no ampiasana ao?
Izay fotsiny ny point-ko fa mazava angamba iny.


Izay ny any, fa resaka faharoa ity dia momban`i Air madagascar.
Betsaka ny olona eto Dago no mitaraina fa hoe tsy mahay mandray olona
hono ry jareo, indrindra indrindra ka olona hos tsotsotra no sady hoe
gasy enao. Asa ve hoe marina ve izany satia izaho koa moa tsy dia mi
voyage betsaka loatra izany. Fa bestaka ny olona fantatro (collegue de
travail, havana) miteny mihitsy hoe 'tsy professionnel io compagnie
io', ka maro ny gasy eto, alaony mandeha air mauritius na corsair,
satria aza ratsy ny professionalisme. Aiza ve, olona antitra mangataka
rano en vola ny dia sahin`ireo hotessen`i air mad ireo no miteny hoe
'andraso', no sady tsisy fahalalam-pomba na dia kely aza. Encore une
fois, le gardien de parking fait mieux que les hotesses d`air
madagascar'.
TENA MAHAMENATRA RE TOMPOKO O!!! Isika gasy indray no mifanambany eto
ary ormal isika raha ataon`ireo vazaha tsy rambony satria fantany
tsara fa tsy mahay mifanaja.

Mikasika an`i AIR MADAGASCAR indray (sy orinasa be sasany), AZA manao
an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-drazana ireny are tomopoko
fa tsy mety ireny. Jerenareo, izao lasa amndeha corsair ny gasy
hanaovanareo azy!!! Vous vous en foutez?????? ah bon?? tsy mainona
izany fa asa angamba raha takatr`i ny saina kely nareo ao @io orinasa
io fa ireo gasy ireo anie no mampiditra vola, izay andoavana ny
karamanareo mianakavy ao e? ary io vola io no andoavanareo
ecolage-njanakareo avy eo!!! Izany hoe tsotra ny point-ko. Tsisy
client ianareo, tsy maintsy ho licencier-na satria tsisy vola aza ny
orinasa ka...lasan`ny corsair daholo!!!
Air madagascar no tantaraiko eto fa misy koa orinasa Malagasy sasany
misy gasy miseo milay manambany irey. Mitandrema koa ianareo ireo fa
rehefa tsy miverina ny client (no ny adalanareo ihany), dia mazava ho
azy fa tsy hisy ny vola hiditra, dia tsy maintsy hisy fiatraikany any
@ asanareo izany, na tianareo, na tsy tianareo.
Ka mahaiza mitandrina fa raha vaodaka ao ianareo, ianareo ihany no tsy
ahazaka, no sady tsisy hanina,no tsisy karama...ka ampiasao ny atidoa
fa aza manao fisainana vodin'omby aotran`ny fanano`ny gasy sasany
ireny!!!
Izaho aloha dia tsoriko fa betsaka izay ny toerana tsy noverenako
intsony no izay fisainana ambany ny gasy sasany izay, ary noresahiko
t@ havako ilay izy ka dia mazava ho azy fa very koa izany ireny
clients ireny. Ka...ry gasy sasany, miheritrereta kely ooooo, ampiasao
ny atidoa fa ny fihetsikareo sasany ireo dia misy consequences izay
mety tsy ho ampoizinareo...ka tandremo ihany sao renvoye(e) ka eo vao
tsy mahita ho atao intsony e no sady afabaraka ao @ fianakavianareo ao
(tsy ireo ve moa no andatsa nareo sy hanenjika rehfa voa ianareo?? sa
ve diso diso indray aho...Samy ara miheritreritra isika rehetra...:)
novalian'i VVSihany ny 17/06/2012 12:52
2. danbal ( 29/02/2012 12:30)
Bonjour Nary923,de marina mihintsy ny teninao, ka ny ahy indray le mpiasan'ny Immigration leoko ihany, tsy asiko resaka iny, fa ireto mpiasan'ny AirMad ireto no tena hitako fa hafakely,tokony hiverina any an-dakilasy mianatra savoir-vivre fa tena mahamenatra, za aloha de mpivezivezy fa dia aleoko mihintsy mandeha vol hafa toy izay air mad, mbola misy ny air france, air austral, corsair, azo hisafidianana, satria ny zavatra tena nanindrona ahy dia ny toetra sy fihetsik'ireto hotesse-tsika vita gasy ireto, ligne international no iasany,noho izany dia tokony ho fantany fa karazan'olona maro samy manana ny fombany no hifaneraserany ao, fa dia miavonavona sy mikitakita re tompoko o, ny zavatra oa rehefa tsy zakan'ny atidoha aza idirana mihintsy fa sady mahamenatra no manafintohina, henatra ho an'ny firenena malagasy ireny.hotran'ny adinony fa ireo passagers entiny ireo ange no mandoa ny kamarany, ary hotran'ny tsy dia mahagaga ahy ihany raha manana difficulte financier ny air mad, ko ireny ary no olona ampiasainy ao ko, mandositra ny clients. Ligne iray fandehanako matetika, tsy hiteny aho hoe aiza, fa aty ivelanyNosy, de gaga ny tompo-tany hoe zany ve no tena fandraisanareo malagasy olona. Fanampin'izay, tsy ny hotesse ihany fa hatramin'ny commandant, ary ny mbola hanampiako azy de tsy mari-potoana lava, efa zatra ny fotoan-gasy tokoa va re, nefa na ny Gasy aza toa efa niala t@zany fotoan-gasy zany. Mba betsaka ihany zay compagnie efa nandehanako zay fa tsy misy manao hotran'ireto equipages-ny air mad ireto. Tsy ampahafiriny!!Miala tsiny @ le fitenenana fa zay mihintsy no mahalaza azy. Ka noho izany de mba tokony hieritreritra ireo mpitantana ny orin'asa air mad fa varotra no ataony, fa angaha nareo de tsy mahita olona tena mba sahaza an'le toerana e, hotran'ny olona notsiponina teny ho eny fa tsy nanan-katao manko ireto mpiasanareo ireto. Tena mampalahelo sy mahamenatra.Ka izy ty tonga @ le hoe ranom-potaka aza manonja, maika izany fa ranomasina???Raha ireny nahazo toerana ambonibony tapa-doha daholo ny olona, aza misy anie zany!! Ny Fahasahiranana ao antokatranon'ny tena koa aza aseho olona raha mbola misy ihany ny vaha-olana e
3. VVSihany ( 17/06/2012 12:52)
zay aloha e....ny havana ihany no fatin,ALIKA mahazana eto madagasikara eto eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2235