samy miala no mety am ravalo mc sy andry rj ....

1. andrywui ( 25/01/2012 23:09)
Tsisy filaminana mitsy zany entindry zalah reo fa refa vandana de kary de otran tena hitrainnn be ty kozy ty satria nifontana tsy hanao tsony koa ry mamy rakotoarivelo s'y n'y akamany ...ka innn fa tsy iverna zéro ty sannn'a ....mila amboarina speed izy mtsamy reo ....tokony miaramirona mitambatra isika aleo tohanantsika i vatofototra fa io no namana hatramzay iray trano amitsika tato ,na de nisy tsy fitoviakevitra aza ,de n'y fraternité no itondrana azy ...ka rariny raha manohana azy isika ry zalah
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 14:58
2. andrywui ( 25/01/2012 23:12)
Aleo ijannn ty ravalo ,rajoelina lava ty fa samy tsy mahavoa raha sady hamono olona fotsiny eo ndray ..ka iza ary no hitohanana eo ...tsy aleo olona madio be ndray no alefa eo fa be loatra le otan vitandry zalah retsy
3. andrywui ( 25/01/2012 23:14)
Sao ndray de oe nomen i vatofototra s zah aa ...fa tena resaka logique io resako io ...
4. galasm ( 26/01/2012 19:49)
tohany ny tgv nao ry andrywui dia ento ambavaka fa mbola tsy tara an,
5. jesuisla ( 29/01/2012 14:58)
Nisy olona niampita rano, ary tsy tody teny @ farany. Fa satria nahoana? Ny rano ve no homena tsiny? Lay rano mihitsy ve no tena lalina.

Tena lalina zany. Mba lalina koa zany.

D inona no hevitra? Inona no atao? Iza no sahy hamonjy lay olona ao anaty rano ao?

Mila olona sahy, sy vonona ary mahay ny fireneny. Zany hoe, mila olona feno fahendrena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.341